Filtrer les éléments par date : samedi, 14 juillet 2018

Hotanterahina anio sabotsy 14 jolay amin’ny 5ora hariva ao amin’ny kianjan’i Saint-Pétersbourg any Rosia ny famaranana kely amin’ny fiadiana ny tompondaka erantany amin’ny baolina kitra.

Hifandona amin’izany ireo ekipa roa raraka teo amin’ny dingan’ny manasadalana dia i Angletera sy Belzika.

 

 

Publié dans Mondial 2018
samedi, 14 juillet 2018 10:30

14 juillet

Fête nationale française.

 

Publié dans Fil info

Foronona daholo io fatin-drafitra spéciale mitaingina ambony rafitra io.

Tsy mahavita ny asany na mangala-bato amin'ny fifidianana ny ministeran'ny atitany, dia tsy voasazy na voaroaka izay tompon'andraikitra amin'izany, izay tokony ho diovina isian'ny asam-panjakana tsy mitanila, fa ilaozana mamorona CENI, dia vatsian'ny vahiny vola, izay izy mazava ho azy no hibaiko azy, porofon'izany ireny pub fanentanana ataon'ny CENI amin'ny teny Malagasy sy Frantsay ireny.

Tonga koa ny ministère environnement dia asiana rafitra mitaingina ONE, izay lasa foiben'ny kolikoly manome permis environnemental, resaka fananganana indostria na fitrandahana harena ankibon'ny tany.

Tsy mirindra ihany koa ny Fitsarana sy ny fanenjehana mpanao kolikoly, dia atsangana indray ny Bianco sy ny Samifin, nefa vao maika mitombo koa ny kolikoly sy ny famotsiam-bola.

Publié dans Editorial