Filtrer les éléments par date : mardi, 10 juillet 2018

Le nouveau Cardinal de Madagascar, Désiré Tsarahazana, est arrivé en début d’après-midi de ce 10 juillet, à Antananarivo. Un accueil des plus chaleureux lui a été réservé par des milliers de fidèles Catholiques, venus de toutes les régions du pays, aux côtés du Président de la République et de son épouse, du Nonce Apostolique, de l’Archevêque d’Antananarivo, ainsi que des Archevêques et Evêques de Madagascar. Présence également du Premier Ministre, du Président du Sénat, et de plusieurs membres du Gouvernement.

« Ne te laisse pas vaincre par le mal, mais surmonte le mal par le bien » (Romains 12 :21). C’est la devise du nouveau Cardinal dans ses fonctions au sein de l'Église Catholique jusqu'à sa récente création (nomination). Il l’a réitéré aujourd’hui, à l’aéroport international d’Ivato, pour inviter tous les malagasy à combattre le mal dans le pays, et à toujours s’efforcer de faire le bien.

Publié dans Sociale

Niafara tamin'ny fisamborana ny andro faharoan'ny fitokonan'ny mpianatry ny polyteknika Vontovorona androany. Nisy mpianatra 5 voasambotra taorian'ny tora-bato sy lakrimozena nifamalian'izy ireo tamin'ny mpitandro ny filaminana avy amin'ny Emmoreg. Navotsotra ny tolakandro teo ihany moa izy ireo. Nisy ihany koa olona roa naratra nandritra ny sakoroka sy fisamborana, ka mpianatra ny iray tamin'ireo.

Publié dans A la Une

Ny zoma 13 jolay izao, hitokona manoloana ny Lapan'ny Tanàna sy ny Prefektiora, hilanja sorabeventy, hampaneno vilany sy sarom-bilany ireo mpikambana tao amin'ny OTIV Boeny tompon'ny vola nanjavona tsy hita hoe lasa aiza. Izay no tapak'izy ireo nandritra ny fivoriana notontosaina teny amin'ny birao fiasan'ny tambazotra miaro ny zon'ny mpanjifa ny maraina teo.

Ampy izay ny roa taona niandrasana sy nandrirariran'ny fanjakana amin'ny famahana ny olan'izy ireo raha ny nambaran'ny solontena nitondra teny. Na Ariary aza tsy nisy tafaverina ny volan'ireo mpikambana nametraka vola tao amin'ity orinasa madinika fitehirizana sy findramam-bola ity.

Publié dans Tselatra
mardi, 10 juillet 2018 14:12

Intérêt général et service public

Les récents développements de la vie socio-politique à Madagascar (grève des enseignants, mécontentements du secteur transport, revendications syndicales, insécurité généralisée) nous interpellent sur la/les relations entre intérêt général et service public.

L’intérêt général, se définit comme étant la finalité d'actions ou d'institutions censées intéresser une population considérée dans son ensemble.

Intérêt général peut être synonyme d'intérêt commun, intérêt public ou encore intérêt collectif. L'intérêt commun désigne une finalité définie comme la résultante de l'ensemble des intérêts exprimés par les membres d'une communauté.

Publié dans Politique

La Représentante de l’UNICEF à Madagascar, Elke Wisch, est arrivée au terme de son mandat. Elle a fait ses adieux au Président de la République, Hery Rajaonarimampianina, dans la matinée de ce 10 juillet, au palais d’Etat d’Iavoloha. Elle devra rejoindre son nouveau poste au Népal très prochainement.

Elke Wisch, a présenté un bilan positif de sa mission, et sa satisfaction d’avoir travaillé à Madagascar depuis 2014. « Je suis très triste de partir car c’est un beau pays, avec des gens formidables. Beaucoup de travail ont été réalisés concernant les enfants, et je souhaite qu’ils aient un bel avenir », a-t-elle déclaré.

Publié dans Politique

Tonga teny amin’ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana (HCC) Ambohidahy ny Filoha mpanorina ny antoko GFFM androany talata 10 jolay 2018 maraina teo, nametraka fitoriana mitaky ny hamerenana ireo nosy malagasy ambara ho “îles Éparses” amin’i Madagasikara mba hiadanan'ny vahoaka Malagasy sy ny taranaka faramadimby.

Kandida amin’ny fifidianana filoham-pirenena ho avy, nilaza i Pasteur Mailhol fa tsy ijerena anarana antoko na fiavina ny ady atao amin’ny fahantrana.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Ankoatran'ny grenady lakirimozenina mihatra amin'ireto mpianatra mitokona, dia tapaka ihany koa ny jiro amin'izao.


Ny mpianatra anefa dia mahandro sakafo amin'ny résistance, ka dia maro ireo tsy mahamasaka sakafo amin'izao, mbola tsy fantatra ny fiafaran'ny sakoroka, fa mienjana ny famoretana atao an'ireto mpianatry ny politekinika, mbola mitohy hatreto ny toraka grenady lakirimozenina.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Ity fitondrana nahazo seza miara-mitantana ho an'ny fanovana ity moa dia tsy mahay mifampiresaka raha tsy amin-kery.

Mirefotra indray eo amin'ireo mpianatra politekinika ny grenady lakirimozeina amam-poliny maro ho setrin'ny fitakian'izy ireo ny ahafahan'ireo vita fianarana hanao mémoire, raha tanora vitsy kely ihany no afaka hanao izany noho ny famerana ho 4 isaky ny mpampianatra ihany ny encadrement.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Amin'ny tetikasa "Vitatsika io" dia :

1- Mitovy ny rehetra eo ambanin'ny Lalàna :

- Mitovy manoloana ny lalàna sy ny Fitsarana ny rehetra, na mpitondra na ny entina, fitsarana mahaleo tena, tokana no mitsara ny rehetra;
- Foanana ny immunité, mitovy ny rehetra, izay mandika lalàna dia voasazy, tsy misy fiarovana manokana;
- Miala ny pin pan sy ny escorte prioritaire ho an'ny mpitondra rehetra afa tsy amin'ny cérémonie officielle;
- Foanana ny ticket carburant ho an'ny mpitondra, garde corps, trano, mpiasa an-trano... Samy miantoka ny fiainany amin'ny karamany. Resaka asa ihany no ampiasana ny fiaram-panjakana plaque rouge sy ny fitaovam-panjakana.

Publié dans Editorial

Nanomboka omaly alatsinaina 09 jolay no nitokona ireo mpianatry ny Politekinika Vontovorona, mitaky ny fahafahan'ireo mpianatra hanao mémoire rehefa vita ny fianarana.

Nisy ny sakoroka omaly hariva, noravan'ny Emmoreg tamin'ny grenady lakrimozenina ireto mpianatra nivoaka an'arabe ireto, nisy ny naratra sy sempotra tamin'izany.

Izao maraina izao anefa dia nitohy ny grevin'ireto mpianatra. Manisy barazy izy ireo eo amin'ny vavahadin'ny sekoly sy eo akaikin'ny labatoara.

Efa mihatrana koa anefa ireo Emmoreg maro. Mbola tsy misy hatreto ny sakoroka fa ny kesika misy grenady no efa avoaka ny fiara 4x4.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra