Filtrer les éléments par date : samedi, 09 juin 2018

Nosokafana tamin'ny diabe namakivaky ny tanàna ny fankalazana ny fetim-pirenena Malagasy aty Mahajanga. Ny prefektiora sy ny Faritra Boeny ary ny Kaominina renivohitr'i Mahajanga no mitarika ireo hetsika rehetra iarahana amin'ireo sampandraharaham-paritra samihafa.

Niainga teo amin'ny Lapan'ny Tanàna ny diabe ary nifarana teo ihany, narahina zumba izay nandraisan'ny rehetra anjara.

Publié dans Tselatra

La voiture tout terrain Ford Ranger de couleur gris immatriculée 12890 WWT de Nizar Pirbay, dit Zouzou, kidnappé hier soir a été abandonnée par ses ravisseurs à Mangarano.

Le patron de Business Center, importateur, a été kidnappé devant son domicile vendredi 8 juin 2018 vers 18h30 à Toamasina.

Il est toujours entre les mains des ravisseurs. Aucune demande de rançon n'est connue jusque-là.

 

Publié dans Fil info

Ny vola dia fitaovana iray hifanakalozana ara-barotra, misy entana na Service amidy na ambongadiny na antsinjarany, dia rehefa mifanaiky amin'ny zavatra vidiana sy ny vidiny ny roa tonta, dia atao ny fifanakalozana.

Mety atao hifanatrehana izany, mety atao alavitra. Ilaina foana izany ny fifampitokisana eo amin'ny mpividy sy ny mpivarotra.

Misy kosa ny garantie apetraky ny lalàna raha efa samy lasa, nefa nisy tsininy ilay entana novidiana na nisy tsy voaloa araka ny tokony nifanarahana ny vola, nefa ny entana na ny service efa livré.

Ao anatin'izay anefa, ny fanjakana dia maka hetra izay tataovana ilay fifanakalozana, entina anaovana fotodrafitrasa ampiasain'ny mpividy sy mpivarotra sy ny mpanjifa ary ny vahoaka rehetra.

Publié dans Editorial
Page 2 sur 2