Filtrer les éléments par date : vendredi, 08 juin 2018
vendredi, 08 juin 2018 13:56

Toamasina: Mitokona ny mpiasan’ny hetra

Amperinasa ao amin’ny seranam-piaramanidina Ambalamanasy nanomboka ny zoma 1 jona 2018 ny AMETIS, izay orinasa tsy miankina manangona ny haba amin’ny « VISA » takiana amin’ireo vahiny miditra eto Madagasikara.

Tsy mahafaly ireo mpiasan’ny hetra izany, ka dia nanamafy ny fitokonany izy ireo amin’izao fotoana izao.

 

Publié dans Tselatra
vendredi, 08 juin 2018 13:53

Toamasina: Mitokona ny CEG de Référence

Nanatevin-daharana ny fitakian’ireo mpanabe mpiasam-panjakana manerana ny Nosy ry zareo ao amin’ny CEG de Référence manomboka androany, ary dia niato nanaraka izany ny fampianarana ao an-toerana.

Manohy ny asa fampianarana kosa ny ao amin’ny EPP La Marne, EPP Todivelona Raphael ary ny CEG Ratsimilaho eto Toamasina.

 

Publié dans Tselatra

Attablés dans la salle de conseil, ils échangèrent doléances et promesses.

 

 

Publié dans Fil info

Maro tsy lanin'ny Malagasy rehetra raha ny Harena ankibon'ny tany eto amintsika.

1- Fitrandrahana vaventy: Ny Malagasy no mitrandraka ny Harena

Ho raisain'ny Fitondrana foibe avokoa ny fitrandrahana goavana eto Madagasikara, atsangana ny Orin'asa mpitrandraka sy ny indostria hanodina izany ho akora azo ampiasaina, tsy misy vokatra ahondrana ambongadiny.

Fitsinjarana ny petrabola (Capital)

- Foibe: 50%
- Faritra (3): 10%
- Malagasy rehetra na orin'asa Malagasy na orinasa vahiny mipetraka eto Madagasikara: 10%
- Vahiny: 30%

2- Fitrandrahana madinika sy salantsalany: Izay tompon'ny tany no tompon'ny harena ambanin'ny tany

Publié dans Editorial
vendredi, 08 juin 2018 09:23

8 juin

Journée Mondiale des océans.

 

Publié dans Fil info
Page 2 sur 2