Filtrer les éléments par date : lundi, 04 juin 2018

Une annonce concernant la Primature interviendra au Palais d'Iavoloha en fin de matinée.

Olivier Mahafaly en ce début de matinée a déjà déclaré sa démission.

 
Publié dans Fil info

Notanterahina ny tolakandron’ny alahady 3 jona 2018 teny Alatsinainy Ambazaha, lalana miazo an’Antsahadinta, Atsimondrano misy ny fasan-drazany ny fandevenana ny nofo mangatsiakan’i Dadagaby na Rakotomavo Gabriel, mpanorina ny tarika Voninavoko.

Niala teny Ambohikely-Ampitatafika ny razana ary natao veloma farany tao amin’ny Fiangonana FJKM Ivatobe Famonjena Alatsinainy Ambazaha.

Nodimandry teo amin’ny faha-83 taonany ny 31 may 2018 i Dadagaby, rehefa tratry ny tsy fahasalamana tampoka ny sabotsy 19 may 2018, ka nampidirana hopitaly azy tao amin’ny HJRA Ampefiloha.

 

 

Publié dans Art et Culture

Nipoaka ny marainan’ny sabotsy 02 jona tokony tamin’ny 02 ora sy sasany ny milina mpihary herinaratry ny Jirama eto Mananara Avaratra. Milina telo tamin’ireo fito no may ary nitarika firehetan’ny foibe famokarana herinatra teto an-toerana.

Manjaka ny delestazy vokatr’io tsy fahampiana herinaratra io.

Publié dans Tselatra

C’est ce qui a été décidé par le Conseil national du parti qui s’est tenu à Ambositra cette semaine.

 

 

Publié dans Fil info

Ora iraisana, amin’ny 7 ora maraina ny alatsinainy 4 jona 2018, no hiara-hanangana sainam-pirenena ny isan-tokantrano, sekoly miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana, biraom-panjakana, lapam-panjakana arahina fiara-miredona ny hiram-pirenena no hisantarana ny fankalazana ny Faha-58 taonan’ny fahaleovantem-pirenena sady fetin’ny foloalindahy rahateo.

Efa nosantarina tamin’ny “Podium” teny amin’ny Coliseum Antsonjombe-Antananarivo ny fankalazana tamin’ity 2018 ity.
“Fitiavan-tanindrazana sy filaminana antoky ny fampandrosoana ho fisandratran’i Madagasikara”, no lohahevitry ny fankalazana amin’ity taona ity.

 

Publié dans Tselatra
Page 2 sur 2