Filtrer les éléments par date : jeudi, 28 juin 2018

Nifarana alohan’ny fotoana ny fandraisana anjaran’i Afrika amin’ny Mondial 2018 tanterahina any Rosia. Tsy nisy tafavoaka tao anaty vondrona nisy azy ireo ekipa miisa dimy solontenan’i Afrika, dia Egypte, Maroc, Tunisie, Nigéria ary Sénégal.

 

 

Publié dans Mondial 2018

Le Président de la République, Hery Rajaonarimampianina, et son épouse sont arrivés à Rome, ce jeudi 28 juin. En fin d’après-midi, ce jour, ils seront à la Cité du Vatican, en la Basilique Saint Pierre, pour assister au consistoire ordinaire public présidé par le Pape François pour la création de 14 nouveaux cardinaux, parmi lesquels Monseigneur Désiré Tsarahazana, Archevêque de Toamasina.

Lors de ce consistoire, les 14 nouveaux cardinaux recevront du Saint Père la barrette et l’anneau cardinalices, ainsi que l’assignation du titre et de la diaconie. Le consistoire exprime l'universalité de l'Église Catholique Apostolique Romaine, selon le Pape François, dont c’est le cinquième de son pontificat.

Publié dans Sociale

Betsaka amin'ireo nasaina no tsy namaly ny antso, tsy nandray anjara ireo mpianatra avy amin'ny sekolim-panjakana raha ny teto an-drenivohitry ny Distrika Ambatondrazaka. Ireo fikambanana ara-tsosialy sy sekoly tsy miankina ary ny antoko Tiako I Madagasikara no nanamaro isa ireo mpanao matso.

Niantso ny rehetra mba hiray hina sy handala ny fihavanana ny Prefen’Ambatondrazaka.

Publié dans Vaovao

Ho tontosaina eto Antsirabe ny 6 sy 7 jolay 2018 ho avy izao ny Androm-pirenena ho an'ny Fanjarian-tsakafo, andiany faha-14. Lohahevitra nampitondrana ny fankalazana amin’ity ny hoe : "Ankohonana sehatry ny fanjarian-tsakafo lavorary, fanoitra ho an'ny fampandrosoana maharitra".

Fampiratiana, fampianarana mahandro, valandresaka arahina adihevitra ho an'ny fanjarian-tsakafo ary koa fitiliana mivantana ireo olona tratry ny tsy fanjarian-tsakafo avy any amin'ireo distrika manodidina no hiseho mandritra ny roa andro.

Ho an'ireo izay hita fa tratran'izany tsy fanjarian-tsakafo izany dia hisy ny fandraisana an-tanana avy hatrany sy mitohy atao azy ireo any amin'ny toby Sekalina misy azy.

 

Publié dans Vaovao

Taorian’ny nanoloran’ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta, Ntsay Christian, ny Programan’Asany ny teto amin’ny Antenimieram-pirenena androany alakamisy 28 jona 2018 dia nanentana ireo depiote ny tenany mba handany ny fanitsiana ny lalàna mifehy ny tetibola voalahatra hotanterahina ny zoma 29 jona 2018.

 

 

Publié dans Tselatra

Hetra alaina amin'ny Solika (Litatra):

1- Lasantsy: 1476 ariary amin'ny 4050 ariary amin'ny vidiny (36,44%)
2- Pétrole fandrehitra: 20 ariary amin'ny 2480 ariary amin'ny vidiny (0,81%)
3- Gazoala: 933 ariary amin'ny 3400 ariary amin'ny vidiny (27,44%)

(Source: OMH)

 

Publié dans Tselatra

Nanatanteraka fivoriambe teto Antsiranana, tao amin’ny CAPR, ny mpitarika SEMPAMA-Nosy aty amin’ny faritra DIANA androany maraina. Voasolotena avokoa ireo Distrika dimy mandrafitra ny faritra, ry zareo avy ao Anivorano Avaratra, ny an’Antsiranana II, Ambilobe, Ambaja ary Nosy-Be.

Nisy ny fanambarana niarahana nataon’izy ireo, manamafy fa mitohy ny tolona ary tsy mbola hiverina hampianatra izy ireo, raha tsy mivaly ny fitakiana, anisany ny fampakarana ireo tombontsoa samihafa tokony sitrahan’ny mpampianatra mpanabe, ny handraisana ho mpiasam-panjakana ireo mpampianatra vita fiofanana tamin’ny sekoly fanofanana sy ireo FRAM.

Publié dans Tselatra

La société QMM, dans le cadre de l’exploitation d’ilménite, pour réaliser certaines prestations ont fait appel à des contractants. Ces derniers signent des contrats, en fonction des tâches qui leur seront confiées. Ces tâches pourraient toucher des infrastructures, services, entretiens ou autres. Ils sont plus d’une cinquantaine et disposant d’un ou plus d’un contrat à court ou à moyen terme.

Pour ce qui est des riverains de Mandena, il y en a parmi des expropriés lors de l’immatriculation de la zone d’exploitation minière sur quelques communes. L’expropriation a été effective (des documents justifiant les transactions ont été présentées par QMM) depuis quelques années maintenant, mais chaque année, une crise de ce genre se manifeste toujours presque systématiquement avant les fêtes (fête de fin d’année, fête nationale…).

Publié dans Sociale

Omaly alarobia 27 jona, atoandro be nanahary tamin'ny 12 ora sy sasany dia dahalo am-polony mirongo kibay sy zava-maranitra ary basy no avy hatrany dia nanakana kamiao tamin'ny alalan'ny kiririoka sy ny poa-basy nampijanonana azy. 47 km miala ny renivohitry ny Distrikan’i Tsaratanana amin'ny toerana antsoina hoe : Firehitra.

Olona valo niaraka tamin'ny mpamily no nandeha tamin'ity fiara voatafika ity, ka ankizy ny efatra tamin'ireo. Voatifitra teo amin'ny feny ilay mpamily ary teo amin'ny ranjony kosa ny an'ilay renim-pianakaviana iray.

Publié dans Vaovao

Christian Ntsay est arrivé à Tsimbazaza à 10h tapante, pour présenter devant les députés le PGE (programme général d’Etat).

 

Publié dans Fil info
Page 1 sur 2