Filtrer les éléments par date : mardi, 26 juin 2018

Nitohy teny amin'ny Lapan'Iavoloha ny fankalazana ny faha 58 taona nahazoana ny fahaleovantena.

 

 

Publié dans Politique

Nanelingelina ny fankalazana ny fetim-pirenena tamin’ity 2018 ity ny rotsak’orana, na ny harivan’ny 25 jona nanaovana ny afomanga sy ny arendrina izany, na ny andron’ny 26 jona nanaovana matso teo amin’ny araben’ny fahaleovantena.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Voafidy ho Tovovavy Mendrika indrindra (Miss) aty amin'ny faritr'i Matsiatra Ambony i ramatoakely Rabenantoandro Harimanoa Manuellie.

Mpianatra amin'ny lalam-piofanana fifandraisan-davitra (Télécommunication) izy.

Nifaninana tamin'ny tovovavy hafa miisa 6 izy nandritra ny lanonana notontosaina ny alin'ny 25 jona lasa teo, teto Fianarantsoa.

Manana traikefa manokana amin'ny tontolon'ny lamaody sy ny filatroana ny tovovavy.

Mendrika indrindra tamin'ireo nisoratra anarana miisa 14 i Manuellie, ary nanaiky ny fepetra rehetra toa azy ireo tamin'ny fisehoana an-tsehatra rehetra.

Publié dans Sociale
mardi, 26 juin 2018 22:01

Sambava

Niaina afomanga tetsy amin’ny torampasika Ambinany Antaimby ny mponina ny alin’ny 25 jona.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

La Maire de la Commune urbaine d’Antananarivo, hôte de la célébration nationale de la fête de l’indépendance, Lalao Ravalomanana a mis, peut-être par inadvertance, son écharpe, symbole d’un élu communal, avant que ça soit remise dans l’ordre.

(Voir Suite Galerie)

 

Publié dans Fil info

Fankalazana an-tsary ny faha 58 taonan'ny fahazoana ny fahaleovantenan'ny Madagasikara natao teny amin'ny kianjaben'ny Mahamasina.

(Voir suite Galerie et totalité des photos en Album)

 

Publié dans A la Une

Le premier président de la IVème République de Madagascar qu’est Hery Rajaonarimampianina a prononcé son dernier discours à la célébration de la Fête de l’indépendance, au Palais d’Etat d’Iavoloha.

Dans son long discours, le Chef de l’Etat a dit avoir fait son examen de conscience pour ... briguer un second mandat (?). Il s'est montré aussi quelque peu agressif face à ses détracteurs politiques.

Extrait de son discours:

Publié dans Politique

Nipoaka ny basy tao Tanambao, eto an-drenivohitry ny faritra Menabe, ny alin'ny 25 jona, tamin'ny fotoanan'ny afomanga indrindra. Efa-dahy no nanafika. Tafatsoaka ny telo, voasambotra kosa ny iray ary efa eo ampelantanan'ny mpitandro filaminana anaovana fanadihadiana, karohina ireo nitsoaka.

 

Publié dans Tselatra
mardi, 26 juin 2018 17:16

Toamasina

La dame pluie s'invite à la fête de l'indépendance.

 

Publié dans Fil info

Fizarana mari-boninahitra, matso no isany nanamarika ny fankalazana ny fetim-pirenena teto Maroantsetra androany, notarihin'ny lehiben'ny Distrika.

(Jereo Sary Tohiny na Album)

 

Publié dans Tselatra
Page 1 sur 2