Filtrer les éléments par date : samedi, 23 juin 2018

Lavanila tra-tehaka amin’ny fisavana ampanaoviny olona amin’ny sakana apetraky ny Kaominina hisorahana ny varotra lavanila mialohan’ny fisokafan’ny taom-piotazana ihany no amidin’ity olomboafidy ity amin’ny mpandray izany.

Nisy nampandre ny fisian’izany ny Zandary, ka nanao fisavana ny tranon’ingahy Ben’ny Tanàna ireto farany tamin’ny sabotsy 16 jona 2018 ary tra-tehaka tao aminy ny lavanila maitso, nefa tsy mbola taom-piotazana lavanila izao.

Nosamborina avy hatrany ingahy Ben’ny Tanàna miaraka amin’ny namany roa hafa. Ny alarobia 20 jona no natolotra ny fampanohavana ary dia naiditra am-ponja vonjimaika ao Mandritsara izy ireo, miandry ny fotoam-pitsarana azy ireo.

(Jereo sary Tohiny)

Publié dans Vaovao

Le général de brigade aérienne à la retraite et deuxième premier ministre de Hery Rajaonarimampianina a annoncé ce vendredi 22 juin 2018, à son domicile à Ivato, sa candidature à la prochaine présidentielle.

Il n’a pas attendu la CENI et le gouvernement de Ntsay Christian fixer les dates des élections pour annoncer sa candidature.

 

Publié dans Fil info

Maro ireo tetikasa "Vitatsika io" nofaritana anatanterahana ny fampandrosoana isam-paritra eto Madagasikara.

Tsy mitovy amin'ny fomba fiasa hatramin'izay intsony, ka asa iray no vitaina vao miditra amin'ny iray hafa, tsy vita akory ilay faharoa dia efa potika ilay voalohany, dia hiverenana indray. Tsy misy fandrosoana mihitsy, sady asa ratsy, nefa andaniana vola be, izay lasa kolikoly no maro.

Hisy arak'izany tetiandro ho an'ireo asa rehetra, voafaritra avokoa ny tetibola sy ny famatsiam-bola isaky ny tetikasa, voafaritra ny tompn'andraikitra, hatrany amin'ny asa madinika indrindra, ho hita eo, iza no tsy mahavita ny anjarany ka hanatara na tsy ahavitan'ny asa mihitsy aza.

Hisy ny singa sy porofo (indicateur) amantarana ny asa vita, ireo asa azo alaina sary moa dia alaina sary, ahitana ny fandrosoan'ny asa. Ireny grand chantier ireny, fitrandrahana harena ankibon'ny tany, fanaovan-dalana, fanaovana complexe sportif, fambolena sy fiompiana goavana, raffinerie, fanamboarana ny canal de Pangalanes, famatsian-drano, ranomasina, dia hisy caméra de surveillance 24/24 - 7/7 avokoa.

Publié dans Economie
Page 2 sur 2