Filtrer les éléments par date : mardi, 19 juin 2018

La suspension du mandat de Député élu de Marie Lydia Toto Raharimalala, Johanita Ndahimananjara et Jean Jacques Rabenirina est levée à la date du 19 juin 2018, de la publication de l’Arrêt n°02-HCC/AR de la Haute Cour Constitutionnelle concernant une demande de réintégration au sein de l’Assemblée nationale. Ils exercent pleinement leur mandat de Député de Madagascar à l’Assemblée nationale.

Le mandat de Député de René Rakotonirina Andriamifalisoa, Samuelson Jean Baptiste Rasolofo et Ludovic Edmond Andriamarotia s’arrête à compter de la date du 19 juin 2018.

 

Publié dans Fil info

Suivant l’Arrêt n°01-HCC/AR du 19 juin 2018 portant constatation de vacance de sièges de députés et remplacement desdits députés nommés membres du Gouvernement, les députés Razafintsiandraofa Jean Brunel, Naharimamy Lucien Irmah, Randrianarisoa Guy Célin Rivoniaina, Rahantasoa Lydia Aimée Vololona et Razanamahasoa Christine Harijaona, nommés membres du Gouvernement, sont suspendus d’office de leur mandat.

Publié dans Fil info

Nanomboka omaly alatsinainy 18 jona 2018, nanomboka tamin'ny 8 ora maraina dia notapahan'ny Jirama ny jiro eto amin'ny aéroport Antalaha, fa tsy voaloa ny faktiora 5 volana.

Mihasarotra, hoy ny mpiasa ny hitandro ny ain'olona amin'ny fifamoivoizana anabakabaka izao satria tsy misy fifandraisana azo atao na samy ety an-tany na eny an-tany sy amin'ny habakabaka.

Publié dans Sociale

Fanovana no dradraina sy atao litania, ny fomba fanao anefa mifanohitra amin'izay.

Publié dans A la Une

Mivory ao amin'ny efitrano malalaky ny Kaominina ireo mpampianatra sy mpanabe mitokona ho an'ny fanovana. Tsy nahafaly azy ireo ny nametrahan'ny Cisco Zandary manakana ny fidirana ao amin'ny lycée Rakotoarisoa, toerana fihaonan'ireo mpanao fitokonana.

Nanamafy ireto farany fa na eo aza izany dia mitohy ny fitakian'izy ireo, iraisana amin'ny mpanabe manerana ny nosy.

 

Publié dans Tselatra

Zotra Antananarivo-Toamasina avy eo Toamasina-Maroantsetra ary Maroantsetra-Sambava izao tsy tafapetraka izao ka voatery nandray fanapahan-kevitra haingana lasa any Nosy Be Hell ville.

Noho ny toetrandro manorana tsy ankiato nanomboka ny alina hatramin’izao fotoana izao no antony.

 

 

Publié dans Tselatra

Imeritsiatosika - Arivonimamo: Tetikasa "Vitatsika io" ho fanitarana ny Renivohitry Madagasikara.

Ao anatin'ny tetikasa "Vitatsika io", dia hitarina ny Renivohitry Madagasikara amin'ny alalan'ny fanorenana Tanàna vaovao, tsy lavitra ny efa misy ankehitriny. Hitatsika amin'ny sary io mahitsizoro mavo io, telo avo heny amin'ny haben'Antananarivo ankehitriny. Antsoina hoe Anta-Renivola no anarany, satria dia kasaina ho ivo-toeran'ny fandraharahana ara-bola aty amin'ny faritry oseanina indianina mihitsy izy.

Hisy ao izany ny foiben-toerana Banky Malagasy sy vahiny lehibe, ireo seham-pihariana ara-bola toy ny Bourse, ny Vente Matière Première, Vente action industrie et Société, ny Immatriculation société offshort na fanokafana orin'asa tsy mandoa haba sy hetra.

Hisy trano 200 000 vaovao hajoro, andraisana mponina eo amin'ny 600 000 eo.

Publié dans Editorial

A cause de leurs insuffisances pécuniaires, la majorité des housewifes malagasy n’ont point le luxe de se payer une machine à laver (lave-linge). Les marques les plus connus sont : Océan, Saba, Samsung, Siemens, Sharp, Whirpool et bien d’autres mais peu connues chez nous, par contre un label peu connu du reste du monde mais renommé à Madagascar : La place du 13 mai !!!

Eh oui depuis 1972, cette place rebaptisée « parvis de l’Hôtel de Ville » est devenue l’endroit des doléances, des déballages (ampamoaka), en d’autres termes, on lave les linges sales en public comme dans les lavoirs des différents arrondissements de la capitale, sans oublier les bords des fleuves : Ikopa, Sisaony et Mamba.

Les laveuses /laveurs de linges (mpanasa lamba) lessivent d’abord leurs linges qu’ils/elles étalent ensuite afin de les sécher (fanahazan-damba) et c’est durant ce moment que ces femmes/hommes prennent leur douche à moitié nue !!

Et ils quittent ces endroits (bords de fleuve ou lavoirs) aussi propres et secs que les linges qu’ils viennent de nettoyer.

Publié dans Politique

Niondrika an'isa 2 noho 1 nanoloana an'i Angletera i Tonizia. Baolina maty tao anatin'ny minitra fanampiny tsy hifaranan'ny lalao no nitondra ny fandresena ho an'ny Anglisy.

Resin'i Suède 1 noho 0 i Corée du Sud.

Tamin'ny isa mazava 3 noho 0 kosa no nandresen'i Belgique an'i Panama, izay ekipa vao sambany niatrika Mondial.

 

Publié dans Mondial 2018
Page 2 sur 2