Filtrer les éléments par date : jeudi, 14 juin 2018

Mitohy hatrany ny tolon’ny mpanabe ho an’ny fanovana eto Antsiranana. “Veloma ianao Gatien fa tsy ilainay” hoy ny hirahiran’ny mpanabe androany nandritra ny fivoriambe tao amin’ny trano malalaky ny DREN. Raha mahay i Horace Gatien dia alaminy ny olan’ny oniversiten’Antsiranana, fa izy no filohan’ny Filankevi-pitantanana ao, hoy ireo mpanabe. Mpiasa telo volana vao mandray karama, ka tsy hisy vitany ato amin’ny fanabeazam-pirenena koa aleo miala tsy misy hatak’andro.

 

 

Publié dans Tselatra

Selon Maharante Jean de Dieu, le gouvernement actuel résulte d’une volonté d’ouverture et de trouver un certain consensus. La nomination de chaque membre, dont fait partie le ministre des Postes, des Télécommunications et du Développement Numérique (MPTDN), Maharante Jean de Dieu, est une décision politique et le fruit des négociations entre partis.

Le vrai défi est actuellement de poursuivre les efforts menés par les ministres précédents. Au sein du MPTDN, il s’agit de poursuivre les actions de promotion et de développement du secteur déjà menées par son prédécesseur, Rakotomamonjy Neypatraiky. Le projet « Numérique pour tous », véhiculé par ce ministère est dans sa phase de croisière. Les actions sont à intensifier compte tenu de notre retard en termes de pénétration alors que les infrastructures sont parmi les meilleurs en Afrique.

Publié dans Politique

Nomontsanin’ny Rosiana tamin’ny isa mavesatra 5 noho 0 i Arabia Saodita tamin’ny lalao voalohany natrehin’ny roa tonta androany ao amin’ny vondrona A, sady nisantatra ity fifaninanana iadiana ny tompondaka erantany amin’ny baolina kitra tanterahina any Rosia ny 14 jona ka hatramin’ny 15 jolay 2018 ity.

 

 

Publié dans Sport

Ministère de l’Intérieur et de la Décentralisation:
Le SYNAD promet son soutien au nouveau ministre Razafimahefa Tianarivelo

Après la formation du nouveau gouvernement, la passation entre Mahafaly Olivier Solonandrasana, ministre sortant, et Razafimahefa Tianarivelo, nouveau ministre s’est tenue mercredi au Ministère de l’Intérieur et de la Décentralisation, immeuble Patte d’éléphant à Anosy.

Juste après cette passation, le Ministre entrant a reçu les membres du Bureau National du Syndicat National des Administrateurs civils (SYNAD), dirigés par son président Andriamanana Ramahavokatsoa, qui ont effectués une visite de courtoisie.

Publié dans Politique

Nandritra ny fivoriambe faha-68 ny Federasiona iraisam-pirenena amin’ny baolina kitra, na FIFA, no nisafidianan’ny mpizaika fa ireo firenena telo miaraka Etazonia-Mexique-Canada no hampiantrano io Mondial 2026 io. Maroc no nifaninana taminy.

Ekipam-pirenena miisa 48 no hifaninana manomboka amin’io 2026 io, izay hitsinjara amina vondrona miisa 16 mandritra ny fifanintsanana, raha 32 izy amin’izao hotanterahina any Rosia ny 14 jona ka hatramin’ny 15 jolay 2018, sy ny hatao any Qatar amin’ny 2022.

Publié dans Sport

Hanomboka ofisialy anio tolakandro ny Mondial 2018 amin’ny taranja baolina kitra, izay tanterahina any Rosia. Lalao tokana no hatao anio, aorian’ny lanonanam-panokafana dia ny fihaonan’i Rosia sy Arabia Saodita.

Marihina fa mitovy ny ora aty Madagasikara sy any Rosia.

 

Publié dans Tselatra

La passation de services entre le ministre sortant Rakotomamonjy Neypatraiky André et l’entrant Maharante Jean de Dieu a eu lieu mercredi 13 juin dans la soirée, malgré la contestation des employés des Postes, des Télécommunications et du Développement Numérique.

Maharante Jean de Dieu prend est investi dans ses nouvelles fonctions.

 

Publié dans Fil info

Nandray fanapahan-kevitra miaraka ny Ministeran’ny fanabeazam-pirenena sy ny Kaominina Antananarivo Renivohitra, mikasika ny fitantanana ilay toeram-pivarotan’ny Sinoa eo amin’ny EPP Soarano, Boriborintany I Antananarivo Renivohitra.

Tapaka fa ahato ny fifanarahana natao tamin’io Sinoa io teo aloha izay efa tapitra tamin’ny taona 2016, maro ihany koa ireo fitarainana maro voaray, hoy ny Lefitra faharoan’ny Ben’ny Tanànan‘Antananarivo Andriamorasata Julien.

Publié dans Sociale

Tato amin’ny vondrona Imerimandroso omaly alarobia 13 jona 2018, ny solontenan’i Papa Ray Masina eto Madagasikara, Monseigneur Paolo Rocco Gualtieri.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Mitohy ny tolona ! Izay no nambaran’ny Filohan’ny Filankevitry ny Tanànan’Antananarivo (CUA), ny Kolonely Andriambahoaka Faustin tetsy amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely. Hihamafy ny fitakiana etsy amin’ny kianjan’ny 13 Mey, hoy izy ka hanohy sy handray anjara mavitrika amin’izany ny Boriboritany rehetra eto amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra.

Nilaza ity olomboafidy ity fa hamafisina ny: “Andrimason’ny Tanàna” izay hanarahana maso akaiky ny eto Iarivo mba hametrahana fandriampahalemana azo antoka manoloana izao fiainam-pirenena manahirana izao.

Publié dans Vaovao
Page 1 sur 2