Filtrer les éléments par date : vendredi, 01 juin 2018

Mikorontana ny famatsiana jiro amin’ireo renivohitry ny Distrika sasany aty Alaotra Mangoro. Teto Ambatondrazaka izao, dia tapaka nanomboka tamin’ny 5ora maraina ny herinaratra ary tsy niverina izany raha tsy tamin’ny 4ora tolakandro ity zoma 1 jona 2018 ity.

Publié dans Vaovao

Nanao fanambarana ny antoko Fitambolagnela / I.A.D. (Identité-Ambition-Développement), tarihin’ny Pr Razafindrandriatsimaniry Marie Dieudonné Michel, ary manana ny foibeny aty Fianarantsoa, manoloana ny zava-misy amin'izao fotoana izao sy hitsinjovana ny tombotsoa ambony ny Firenena dia mitondra izao fanamarihana izao ny Antoko Fitambolagnela / I.A.D., fa " ny fifidianana hatao an-kamehana dia tsy hitondra soa velively ho an'ny Firenena".

Publié dans Politique

La cérémonie de prestation de serment des 11 membres de la HCJ, et de leurs suppléants respectifs, s’est déroulée dans la matinée de ce 1er juin 2018, dirigée par le Premier Président de la Cour Suprême. Ils ont fait le serment de respecter et d’honorer leur responsabilité, de juger suivant les lois, la justice et l'équité, de garder leur impartialité et leur intégrité, ainsi que les secrets des instructions dans le strict respect de la vérité, de l'éthique et de la déontologie qui régissent les juges au sein de la HCJ.

Publié dans Politique

Naneho ny heviny androany zoma 01 jona 2018 ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta Solonandrasana Mahafaly Olivier mikasika ny fanapahana laharana 18-HCC/D3 navoakan’ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana ny 25 may 2018, amin’ny fandravana ny governemanta sy fanendrena Praiminisitra.

Nilaza Atoa Solonandrasana Mahafaly Olivier fa : “olona demokraty ny tenako, manaja ny fifandimbiasam-pahefana, manaja ny lalàna sy ny fanapahan-kevitra izay miompana amin’ny Lalampanorenana, manaja ny fanapahan-kevitry ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana ihany koa ary manaja ny soatoavina demokratika sy Repoblikanina.

Publié dans Politique

Une loi plus forte et plus protectrice des Droits de l’Homme. La proposition de loi N°02-2018/PL, modifiant et complétant certaines dispositions de la loi N° 2014-007 du 22 juillet 2014, portant institution de la Commission Nationale Indépendante des Droits de l’Homme (CNIDH), a été adoptée en séance plénière ce 1er Juin 2018 à l’Assemblée Nationale.

Le point d’ancrage de cette proposition se focalise sur l’intégration de la prévention de la torture parmi les attributions et la mission de la CNIDH.

 

 

Publié dans Sociale

Taorian'ny fangataham-panazavana nataon'ny Filoham-pirenena teo anivon'ny HCC, dia namoaka ny heviny ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana fa na misy na tsy misy fifanarahana politika, dia miala ny Praiminisitra amin'ny talata 05 jona raha ela indrindra.

Ny daty nivoahan'ny didy n°18-HCC/D3 ny 25 may 2018 no miatomboka ny fanisana andro rehetra, ary namafisiny fa 10 andro manomboka io daty io no miatomboka ny fanisana hifampiresahan'ny mpanao politika, ary dila izany dia mihatra tanteraka ilay didy navoaka.

Nambarany, fa izy HCC no nandray fepetra amoahana amin'ny krizy, amin'ny maha andry mpandrindra ny andrim-panjakana azy.

Publié dans Politique

Tonga ireo mpampianatra, tapaka hatramin'ny lalana.

Publié dans Fil info

La commune d'Ivato sera dotée d'un nouveau marché communal. Celui-ci s'inscrit dans le projet présidentiel avec un budget de 11 milliards fmg. Les travaux de construction vont duré trois mois. Le maire a lancé un défi devant la population d'Ivato, bénéficiaire du projet, qu'il démissionnerait si les travaux de construction de ce nouveau marché communal ne seront pas faits au bout de trois mois.

La cérémonie de pose de la première pierre des travaux a été faite ce vendredi 1er juin 2018 en présence du premier ministre chef du gouvernement Mahafaly Olivier.

 
Publié dans Fil info

Mikatso efa telo herinandro izao ny fampianarana amin'ny sekolim-panjakana eto Ambositra. Mitaky ny zony ireo mpampianatra ary noraketin'izy ireo an-tsoratra izany.

Mifamotoana eto Antamponivinany izy ireo manohy ny fitakiana.

(Jereo sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Trois fokontany de la Commune rurale d’Ambatofahavalo sont concernés, à savoir Talata, Faravohitra et Ankadimbavy, au bénéfice d’environ 300 familles.

Dans le seul District d’Andramasina, 31 000 titres seront attribués d’ici 2020, dont le coup d’envoi a été donné ce jeudi 31 mai 2018.

Publié dans Fil info
Page 1 sur 2