Filtrer les éléments par date : mercredi, 09 mai 2018
mercredi, 09 mai 2018 19:48

Lettre ouverte SECES Antananarivo

Lettre ouverte SECES Antananarivo

Publié dans Fil info

« Je suis à Madagascar pour appuyer et aider le pays à trouver des solutions concertées à la situation politique actuelle. Pour ma part, je suis persuadé qu'il n'existe pas de problème indissoluble. » a déclaré Joaquim Chissano à l’issue de sa rencontre avec le Chef de l’Etat à Iavoloha ce matin.

Avant cette entrevue avec le Chef d'Etat, la délégation de la SADC a déjà rencontré le FFKM (Fédération des Eglises Chrétiennes) et le CFM (Conseil pour la Réconciliation nationale). Elle rencontrera ultérieurement toutes les institutions comme l’Assemblée Nationale, le Sénat, ainsi que les membres de l’opposition tels que les anciens Présidents de la République. Cette mission de la SADC s'est également entretenue avec les représentants de la Communauté Internationale à Madagascar.

(Voir suite Photos fournies et mises en noir et blanc par la rédaction Patriote)

 

Publié dans Fil info

Trano misy efitra telo izy ity, notokanana ny sabotsy 5 mey 2018. Tonga nitokana izany ny minisitry ny varotra sy fanjifana Chabani Nourdine, izay nanolotra ordinatera fitondra mandehandeha, ny Faritra kosa nanolotra seza sy latabatra.

Izao ny eto Bazarikely, iray tamin’ireo Fokontany miisa 12 eto Tolagnaro ambonivohitra, no manana birao mahaleotena fa tany an-tokantranony no niasa ny sefo Fokontany hatramin’izay.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Sociale

Mpiasan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) miisa 500 teo no nanadio ny faritra Analakely sy ny manodidina iny androany maraina. Ny anton’izany dia “noho ny loto tato ho ato niha-betsaka teny an-toerana” noho ny fisian’ny hetsika eo amin’ny Kianjan’ny 13 mey, ka tsy arak’ireo mpiasan’ny Kaominina mpanadio isan’andro intsony ny loto misy.

Nanambara ny filohan’ny Sendikan’ny Mpiasan’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra na ny SMKAR, Ankoay Andriantsoa, izay nitarika ny fanadiovana fa “hiitatra amin’ireo Boriboritany 6 eto an-drenivohitra, izao fanomezan-tanana ireo mpanadio tanàna ataon’izy ireo izao”.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Vaovao

Pempo ny valahan'ilay fiara fitateram-bahoaka zotra 11 nofaohin'ny kamiaon'ny Zandarmaria avy eto Mahajanga. Nanoloana ny tranombarotra Salala teo Mahabibo no nitrangan'izany ny maraina teo. Lehibe ny fahavoazana tamin’ilay bus satria hatramin'ny seza no nipitika teny an'arabe.

Olona 12 teo no tao anatin'ilay fiara fitateram-bahoaka ankoatra ny mpampily sy ny mpanampy azy. Naratra avokoa ireo mpandeha rehetra ka nentina avy hatrany tany amin'ny hopitaly.

Ny Zandary ihany moa no nandray an-tanana ny fanadihadiana.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra
mercredi, 09 mai 2018 12:41

Antsirabe: Hetsika ho an’ny fanovana

Miverina manao fihetsiketsehana manoloana ny Tsangambaton’ny fahaleovantena ireo mpanao fihetsiketsehana miaraka amin’ireo solombavambahoaka ho an’ny fanovana.

Ny maraina no efa nisy fanamafisam-peo fanairana sy fiomanana amin’ny hetsika. Niatrana vao maraina teo koa ny mpitandro ny filaminana. Nikisaka nianandrefana teny anoloanan’ny hotel des thermes ireto farany, rehefa nanomboka ny fandraisam-pitenenana teo anoloan’ny Tsangambaton’ny fahaleovantena.

Mizotra ampilaminana ny hetsika hatreto.

 

Publié dans Tselatra

Tamin’ny 07ora maraina androany dia nakaton’ny « receveur » ny ladoany eto Toamasina ny vavahady faha-5 ny seranana, fidirana sy fivoahan’ireo kamiao mpitatitra entana.

Raha ny fanazavana azo dia noho ny faharerahan’ireo mpiasa mpianatr’asa nampiasain’ny ladoany, sy ny tahotra amin’izy ireo noho ny fandrahonana voarain’ireo mpiasa mpiana-draharaha ireto avy amin’ny namany, mba isorohana ny famoahana entana an-tsokosoko mety hitranga no nandraisana izao fepetra izao.

Publié dans Tselatra
mercredi, 09 mai 2018 12:16

Toamasina: Port fermé

Le Grand port de Toamasina est de nouveau fermé, notre source indique que c'est le Receveur de Douane, par mesure de sécurité qui a fermé le port.

La grève des douaniers s’amplifient, et dans la ville, les autres grévistes pourraient fermer la Banque centrale et les stations de service de la ville.

 

 

Publié dans A la Une

Tafiditra ao anatin'ny tetikasa Vitatsika io, ny fanamboarana seranan-tsambo lehibe eo andrefan'ny Madagasikara, faritra Analalava, andrefan'Antsohihy.

Lehibe tokoa io helodrano natoraly io, lalina ary tsy manonja ny ranomasina. Mirefy 10km ny sakan'io Helodrano na Baie de Narinda io, ary 68Km ny halavany, lalina tokoa ny rano ka afaka hidiran'ny sambo vaventy.

Anaovana zone de stockage off-short na toerana fametrahana entana tsy andoavana haba eo akaiky eo, izay toerana andalovan'ilay autoroute de l'Unité Nationale manodidina an'i Madagasikara.

Asiana seranam-piaramanidina iraisam-pirenena, handray ireo manandrahara eo amin'ny port, sy hampifandray ny andrefan'ny Nosy amin'ny Afrika sy ny tany arabo, ary Amerika. Varavarana mitodika any andrefan'izao tontolo izao izany, na ny seranan-tsambo lehibe, na ny seranam-piaramanidina.

Anaovana Tanàna vaovao na nouvelle ville, ka hisy trano moderina 50 000 hatsangana ao. Hisy ny jiro sy rano, hisy internet, hisy hopitaly, sekoly, toeram-pihofanana ambony momba ny resaka sambo, ranomasina, hisy régiment militaire sy marin ary aérien. Hiantsona ao ilay Mirage na F16 miisa 2 amin'ilay 6 ho vidiana hanaramaso ny ranomasina sy ny sisintanitsika.

Publié dans Editorial
mercredi, 09 mai 2018 09:24

9 mai

Journée de l'Europe.

Publié dans Fil info