Filtrer les éléments par date : samedi, 05 mai 2018

Tsy misy mpivarotra amoron-dalana, indrindra ny manodidina ny Lapan'ny Tanàna tamin'ity androany ity, isian'ny hetsika tarihin'ireo solombavambahoaka ho an'ny fiovana.

 

Publié dans Tselatra

La population est en communion avec les députés pour le changement et réclame le départ de Hery Rajaonarimampianina.

(Voir Suite Galerie )

 

Publié dans Fil info
samedi, 05 mai 2018 17:19

Mahajanga: La coupe est pleine

Le ras-le-bol de la population est totale.

(Voir suite Galerie Photo)

 

Publié dans Fil info

C'est l'autorité douanière qui a scellé le port et a posé des plombs douaniers sur le portail du grand port de Toamasina. Notre source indique que cette décision a été prise pour préserver la sécurité du port afin que les manifestants ne tentent pas d'investir l'entrée du port.

Les forces de l'ordre ne se sont pas là que pour sécuriser le lieu, mais nullement pas s’immiscer dans la procédure des mouvements des marchandises, qui sont d'ailleurs gérés par un système informatisé, traçable et vérifiable.

Seule l'autorité douanière qui détient des plombs douanes et pas les grévistes.

 

 

Publié dans Fil info

Tanterahina ity andron'ny sabotsy ity ny famoriam-bahoaka iarahana amin'ireo solontenan'ny solombavambahoaka ho an'ny fanovana izay tonga hanao tatitra toy ny efa tontosa tamin'ny toerana maro eran'ny Nosy.

Raha ny fandaminana dia ny tolakandro no hisian'izany fotoana izany.

Nahazo alalana ity hetsika tanterahana eto amin'ny kianjan'ny Cheminot ity. Tsy misy fiantsoana vahoaka hafa ankoatr'izany eto an-toerana afa-tsy ny hetsika Académie Populaire iarahana amin'ny “Amis de Lakroa” izay tanterahina ao amin'ny efitranon'ny kolejy SFX Ambatomena.

 

 

Publié dans Tselatra
samedi, 05 mai 2018 12:07

Port Toamasina: Situation bloquée

Le port est encore complètement bloqué en ce moment.

Chacun se campe sur leur position, d'un côté, le receveur de douane et le chef de poste, veulent préserver le port au cas où les manifestants tentent d'investir le port, de l'autre coté les douaniers en grève n'acceptent pas que les forces de l'ordre, avec certains douaniers font sortir des marchandises du port.

Entre temps les opérateurs souffrent de cette situation chaotique.

(Voir Galerie Photos ou Album)

 

Publié dans Economie

Nindaosin’ny fahafatesana ny alin’ny zoma 4 mey, teo amin’ny faha-62 taonany i Martin Ravonjisoanirina, mpanao gazety eo anivon’ny Radio Nasionaly Malagasy (RNM) eto amin’ny foibe Antananarivo.

Aretina tazo no nandazo azy ary nitarika amin’izao fahafatesany izao. Eny an-tranonin’ny zanany eny Ivato, Distrika Ambohidratrimo ny razana, amin’ny alatsinainy 7 mey no handevenana azy eny amin’ny fasan-drazany eny Bongatsara, Antananarivo Atsimondrano.

Namela mananontena miaraka amin’ny zanaka efatra, ary zafikely dimy i Martin Ravonjisoanirina izao nodimandry izao.

 

 

Publié dans Tselatra

Anisan’ireo renivohi-paritany hanao hetsika fitakiana ny fialan’izao fitondrana tarihin’i Hery Rajaonarimampianina izao ny eto Mahajanga. Anio tolakandro no hisian’izany manoloana ny Lapan’ny Tanàna. Ity koa no santatry ny hetsika aty Mahajanga.

Tsy misy aloha ny sakantsakana hatreto. Mahazo olona maro ny fanangonan-tsonia fangatahana ny fialan'ny filoha Hery Rajaonarimampianina.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Nosokafana tamin'ny fomba ofisialy taty Mahajanga ny taom-pianarana 2017-2018 ho an'ny oniversitem-panjakana sy IST manerana ny nosy, araka ny fanapahan-kevitra momba ny tetiandrom-pampianarana nandritra ny CoPRIES. Tokony ho tamin'ny volana desambra 2017 no nanombohan'ny taom-pianarana saingy tara izany noho ny olana isan-karazany toy ny fitokonana.

Nambara tamin'ny fomba ofisialy fa efa tafiditra ny Wifi azon'ny mpianatra rehetra sitrahana iatrehana ny rafim-pampianarana LMD.

Publié dans Sociale

Navelany teo izy roalahy, dia iny ilay tovovavy no nitsoraka avy eny ambony tetezana namono tena. Niezaka nikaroka ny zanadrano, fa niala maina. Tonga ny “pompier” avy ao Tsaralalana-Antananarivo, naharitra folo minitra teo ny fikarohana tao anaty rano vao hita ilay tovovavy, saingy efa vatana mangatsiaka.

Tanora telo, roa lahy sy ity tovovavy ity no hitan’ny olona niaraka nandeha teo ambony tetezana, toy ny mpandalo rehetra, tamin’ny telo ora sy fahatelony tolakandro. Mpisakaiza ny roa tamin’ireo.

Publié dans Vaovao
Page 1 sur 2