Filtrer les éléments par date : vendredi, 25 mai 2018

Par sa décisionn°18-HCC/D3 du 25 mai 2018, la Haute Cour Constitutionnelle (HCC) vient de rendre son jugement en coupant la poire en 2 !

Publié dans A la Une

Nekena ny tsy fitsanganan'ny HCJ, notazomina kosa amin'ny toerany ny Filoha hisianan'ny fahamarinan-toerana, didiana ny andravana ny governemanta ary manangana Governemanta iraisana afaka 7 andro, didiana ny fifidianana alohan'ny fotoana ao anatin'ny maintany amin'ity taona 2018 ity

Décision n°18-HCC/D3 du 25 mai 2018 Relative à une requête en déchéance du Président de la République Hery RAJAONARIMAMPIANINA
La Haute Cour Constitutionnelle,

Publié dans Politique

Notanterahina tamin'ity zoma 25 mey ity ny fitokanana trano fianarana misy efitrano telo eo amin'ny EPP Teloambinifolo.

Fiaraha-miasa amin'ny tetik'asa Ny Tanintsika ary famatsiam-bola Feedback Madagascar no nazahoana izany.

Naorina tamin'ny 2016 io trano fianarana io mba hanatevina ny teo an-toerana hatramin'ny taona 1967 niorenany.

Publié dans Vaovao

L'Ecole Nationale de la Magistrature et des Greffes a sorti ce 24 mai 2018, cinquante magistrats de la promotion SAHY dont 30 de la filière judiciaire, 10 de la filière Administrative et 10 de la filière financière. La cérémonie s’est déroulée au CCI Ivato.

 

 

Publié dans Fil info

Maneho ny tsy fahafaliana ireo mpianatra Master 1 ao Barikadimy nahavita “memoire” ao amin’ny fakiolte DEGMIA (Droit, Economiques, Gestion, Mathématiques, Informatiques et Applications) satria efa hatramin'ny taona 2016 hatramin'ity taona 2018 ity dia an-jatony ireo mpianatra nahavita izany, saingy hatreto dia tsy mbola namoaka diplaoma ny Oniversiten’i Toamasina, nefa misy amin'ireo mpianatra no mila izany amin’ny asa ataony, ao koa ireo te hianatra any ivelany saingy tsy afaka noho io olana ara-diplaoma tsy mivoaka io, nefa efa vitan'izy ireo avokoa ny antotan-taratasy notakian'ny Oniversite tamin’izy ireo mba hahazoana izany.

Publié dans Tselatra
vendredi, 25 mai 2018 11:28

Fianarantsoa: Feno 95 taona ny SEMIPI

Tanterahina ity andron'ny zoma 25 mey 2018 ity ny ivon'ny fankalazana ny faha-95 taonan'ny Sekoly Miaramilam-Pirenena (SEMIPI).

Ao amin'ny Toby mitondra ny anarana Général de Brigade Rakotonirainy Lucien no tanterahina ny lanonana fanamarihana izany.

 

Publié dans Tselatra
vendredi, 25 mai 2018 10:55

Le dilemme de la HCC

La confusion règne à Madagascar, d’autant plus que le pays est entré, depuis un mois, dans une crise politique surmontée d’une autre plus grave: une grise socio-économique sans précédent, de mémoire de Malagasy.

Envolée des prix du riz, insécurité généralisée, aucun citoyen de ce pays ne veut plus être administré par le régime HVM !

Malheureusement, comme à son habitude et celle de leurs ancêtres, les Malagasy ne manifestent sans en être guidés par des personnalités qu’ils croient être dignes de leur confiance.

Actuellement ils les ont trouvés dans les 73 députés. On peut être pour ou contre mais personne n’est insensible à la situation sociale de 95% des Malagasy afin de trouver une excuse à ceux qui soutiennent directement ou indirectement l’administration HVM.

Mais des rumeurs circulent et nous dans les médias ne font qu’enfler ses bruits alors qu’on est dans la réalité dans une impasse.

Publié dans Editorial
vendredi, 25 mai 2018 10:50

25 mai: Journée Mondiale de l'Afrique

On célèbre l'anniversaire de la signature des accords de l'OUA (Organisation de l'Unité Africaine), le 25 mai 1963.

Le 25 mai est aussi dédiée Journée Mondiale des enfants disparus.

 

Publié dans Fil info

Manohitra ny vinan'asa ataon'ny olom-bitsy amin'ny ambin-tany nanamboarana ny trano mora ny Fokonolona eo Ambatolahy V - Andrainjato.

Mitombo ny herin'izany fifanoherana izany ankehitriny noho ny famariparitana sy fanombohana asa famefena atao amin'io tany voalaza io.

Milaza fa nahazo alalana tamin'ny tetik'asam-panjakana ANALOGH (Agence Nationale d'Appui au Logement et à l'Habitat) mba hanao fanorenana fotodrafitrasa eo an-toerana ny olom-bitsy voalaza etsy ambony.

Fantatra tamin'ny loharanom-baovao azo antoka anefa fa tsy naniraka olona na nanome fahefana hanao izany velively io tetik'asa ara-panjakana nanankinana ny asa fanorenana trano mora io.

Publié dans Vaovao

Nomena lanja ato anatin’ny hetsika Salon du Bon et du Goût ny ankizy amin'ny alalan'ny fifaninanana nahandro gasy.

Izany no atao dia ho fanentanana ny ankizy 9 ka hatramin'ny 13 taona amin'izany fikarakarana sakafo malagasy sy mahasalama izany. Nifantoka amin'ny vokatra hazandranomamy ny fifaninanana ary tarika 5 ahitàna mpikambana telo isany avy ny mpandray anjara.

Misokatra amin'ny ankizy lahy sy vavy izany ka ny vavikely avokoa no tafakatra famaranana.

Adiny roa no faharetan'ny fanatanterahana ny fikarakarana vary sy laoka miaraka amin'ny antsoina hoe : "dressage" na ny fandaharana azy rehefa haroso hohanina.

Publié dans Art et Culture
Page 1 sur 2