Filtrer les éléments par date : mercredi, 02 mai 2018

Les 12 membres de l’équipe nationale de kickboxing ont tous remporté des médailles (6 médailles d’or, 2 d’argent, et 4 de bronze) lors des Championnats d’Afrique qui s’étaient déroulés à Yaoundé, au Cameroun, du 23 au 28 Avril.

Les membres de l’équipe nationale ont été reçus par le Président de la République, Hery Rajaonarimampianina, au Palais d’Etat d’Iavoloha, dans la matinée de ce 2 mai. Lors de la rencontre, le Président de la République a remis un chèque de 10 millions d’Ariary à l’équipe nationale de Kickboxing en guise de satisfaction et d’encouragement.

Publié dans Sport
mercredi, 02 mai 2018 19:14

Débat contradictoire TVM

Les députés pour le changement adoptent la politique de la chaise vide.

 

Publié dans Fil info

Izay no nambaran’ny masoivoho Afrikana Tatsimo Rtoa Maud Vuyelwa Dlomo, androany, nandritra ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety nataony tetsy amin’ny ambasady Ankorondrano.

Tamin’izay koa no nampahafantarany fa amin’ny herinandro ho avy io no ho tonga eto Madagasikara ny iraky ny SADC.

 

Publié dans Tselatra
mercredi, 02 mai 2018 18:52

Antoko ADN: Miantso ny HCC sy ny BIANCO

Miantso ny HCC hamoaka haingana ny valin’ny fandinihany an’ireo lalàm-pifidianana na mifanaraka amin’ny Lalàmpanorenana na tsia ny antoko ADN.

Miantso ny BIANCO ihany koa hanamarina na tsia ny fisian’ny kolikoly teo anivon’ny Antenimieram-pirenena sy hamoaka ireo anaran’olona na avy amin’ny andaniny na avy amin’ny ankilany izay nandray kolikoly raha nisy izany tamin’ny fandaniana an’ireo volavolan-dalàna mifehy ny fifidianana.

Ireo, hoy ny fanambarana, no "isan’ny fototry ny disadisa politika ankehitriny koa rariny raha mitaky an’ireo teboka roa ireo ny antoko ADN mba tsy hampiroaroa saina ny vahoaka".

 

Publié dans Tselatra

Nahasarika olona maro ny fampisehoana nataon-dry Elidiot sy Jean Aimé teto Ambatondrazaka omaly 1 mey, saingy nanamaloka izany ny loza nateraky ny fahamamoan’ny mpijery sasany tsy nahafehy tena fa nifanositosika ka nisy ny nianjera ka voahosy.

Telo no namoy ny ainy vokatr’izany. Nisy 11 hafa naratra, ary mbola manaraka fitsaboana ao amin'ny hopitaliben’Ambatondrazaka.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Nihidy avokoa ny birao rehetra androany, saingy ny resaka fitaovan’ny mpitandro ny filaminana, ny entana mora simba, ny fitaovam-pitsaboana sy ny fanafody, ary ireo biby velona, kosa dia miasa mamoaka azy ireny ny mpiasa araka ny peta-drindrina eo amn’ny biraon’ny ladoany Ampasimazava.

Nitokona teo anoloan’ny vavahadin’ny seranan-tsambo ny mpiasan’ny ladoany tamin’ny maraina nanakana ny entana rehetra mivoaka ny vavahadin’ny seranana izay ny ladoany no tompomarika amin’ny fanaraha-maso izany.

Publié dans Vaovao

Mandripaka ny tazo mahery aty amin’ ny Kaominina Mahajamba, Distrikan’i Mahajanga II, hatramin’ ny herinandro lasa teo. Olona 7 no efa namoy ny ainy hatramin’ny androany ka zaza avokoa ny 5 amin’ireo ary olon-dehibe ny 2.

Tazo mahery ilay aretina raha ny fanazavan’ny mpitsabo izay efa aty an-toerana mirotsaka an-tsehatra.

Fiakaran’ny maripana no fiantombohany ary mitovy amin’ny fisehon’ny tazo mahazatra ny fisehony saingy mahafaty haingana dia haingana raha tsy mahazo fanafody ara-potoana.

Publié dans Vaovao
mercredi, 02 mai 2018 17:32

Matsiatra Ambony

Le ras-le-bol des indignés gagnent Ambalavao

(Voir suite Galerie Photo)

 

Publié dans Fil info
mercredi, 02 mai 2018 17:10

L’exemple gabonais

Madagascar et le Gabon sont d’anciennes colonies françaises mais leurs trajectoires dans le développement sont diamétralement opposées.

Publié dans A la Une
mercredi, 02 mai 2018 13:40

Manakara: Malgré la pluie …

Les « Mpiasa » ont exprimé leur "solidarité" avec leurs revendications, le 1er mai, Fête du Travail.

(Voir suite Galerie Photo)

 

Publié dans Fil info
Page 1 sur 2