×

Avertissement

Échec du chargement du fichier XML

Filtrer les éléments par date : mardi, 01 mai 2018

Nisafidy ny fanamboaran-dalana ny SMMC, izay orinasa mikirakira ny entana misaritaka eo anivon’ny seranan-tsambon’i Toamasina, nentiny nanamarihana ny Fetin’ny Asa androany 1 mey 2018. Nanampitampina ireo lavadavaka teo amin’ny Araben’ny fahaleovantena, ny lalana miazo ny CRJS, ary ny lalana Tanambao V no natao tamin’izany.

Publié dans Tselatra

Nisy ihany koa ny fanadiovana ireo fako sy voanio tapatapaka, nandritra ny fandalovan’ny rivodoza AVA sy Eliakim farany teo, tranga nanamarika ny Fetin’ny asa teto Toamasina ity talata 1 mey ity.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Prévisible ! C’est la logique de leur absence à l’appel du FFKM à Vohipiraisana d’hier, et à Tsimbazaza lors de la cérémonie d’ouverture de la première session ordinaire 2018 de l’Assemblée nationale.

Les députés pour le changement ne prendront pas part au « Tsenan-kevitra » ou débat contradictoire auquel les médias publics TVM et RNM, invitent deux députés de chaque camp, de l’opposition comme des pro-régimes, prévus le mercredi 2 mai de 18h à 19h.

« Nous n’allons pas cautionner les corrompus et ce ne sont pas des interlocuteurs valables » a précisé Me Hanitra Razafimanantsoa, vice-président de l’Assemblée Nationale élue dans le 1er Arrondissement Antananarivo pour justifier la position des députés pour le changement dont elle fait partie.

 

Publié dans Fil info

A entendre le discours sur le Place du 13 mai, les députés pour le changement préfèrent y rester, attendre la décision de la Haute Cour Constitutionnelle sur les trois lois organiques régissant les élections et sur la requête de Me Hanitra Razafimanantsoa et autres Députés de Madagascar, aux fins de déchéance du Président de la République Hery Rajaonarimampianina.

 

Publié dans Fil info

Le groupe Midi Madagasikara est en deuil après la disparition de son directeur général. Le décès est survenu ce mardi 1er mai, dans une clinique à Avaradrano. La défunte a laissé deux orphelins.

 

Publié dans Fil info

Amin'izao andro irasaim-pirenenana ho an'ny asa izao dia mahatsiaro manokana ireo mpiasa sy mpianatra arak'asa rehetra.

Misy namana iray injeniera nanao mission, anamboatra barrage, dia voatifitry ny dahalo ny fiara nitondra andreo, dia maty tsy tradrano, taona maromaro lasa izay.

Mahatsiaro antsika mpiasa rehetra mikely aina manasoa ny mpiara-belona, nefa tsy misy mahita ny asatsika.

Ireo namono tena nianatra, zara raha mahazo karama 500 000 ariary, 2 500 000fmg. Nefa toa inona ny vola lany nividianana fitaovana sy saram-pianarana.

Misy ny injustice amin'ireo nianatra sy ny tsy nianatra.

Very repère ny firenena ka lasa resaka bizina sy ny be vava ary ny mahitahita sy ny mpangalatra indray no avo vava sy hatahorana.

Tsy manenjika ny tsy nianatra, mila hitadiavana hevitra mba hianaran'ny zaza sy ny tanora malagasy rehetra, nefa asiana lanjany koa ny ezaka nataon'ny tsirairay ka anomezana tambiny sahaza izay ezaka izay.

Publié dans Editorial

Tanterahina eto amin'ny kianjan'ny demokrasia ny famoriam-bahoaka anohanan'ny K3F ny sendika amin'izao andro ho an'ny Asa izao.

Misy ny fanentanana ara-javakanto iarahana amin'ny tarika Oladad. Tanterahana eto ihany koa ny filazalazana ireo toe-javamisy momba ny tsy fahamarinana eo amin'ny sehatry ny asa sy fivelomana.

(Jereo sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Niainga avy etsy Mahamasina ny ankamaroan’ny sendika, raha nisy koa ny niala avy eny Ankorondrano niazo ny kianjan’ny 13 mey, mankalaza ny Fetin’ny Asa.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra
mardi, 01 mai 2018 11:20

1 mai

Journée mondiale du travail.

 

Publié dans Fil info