Filtrer les éléments par date : dimanche, 08 avril 2018

Omaly sabotsy tamin’ny telo tolak’andro no nahitana ny vatana mangatsiakan'ireto roa vavy mpitady ravinahitra nandeha nikarama aty Sambava avy any Vakinankaratra Antsirabe ireto.

Ny iray dia fantatra amin'ny anarana hoe Maminirina Lucienne, teraka ny 11 Novambra 1988 tao Antsirabe, ary ny faharoa izay mpiara-miasa aminy dia fantatra amin'ny hoe : Fara.

Ho alefa any Antsirabe, mandalo ao Antananarivo amin'ny fiaramanidina ny razana.

Publié dans Vaovao