Filtrer les éléments par date : mercredi, 04 avril 2018

Le paiement de frais de formation de certains éléments du cabinet qui suivent une formation à l'Ecole Nationale d'Administration de Madagascar (ENAM) serait à l’origine du tiraillement entre staff du premier ministre Mahafaly Solonandrasana Olivier.

Trois directeurs seraient privés de gardes du corps. Alerté, le locataire de Mahazoarivo tente de colmater la brèche avant que la situation ne dégénère.

 

Publié dans Fil info

Na eo aza ny ezaka ataon’ny fanjakana amin’ny fanafoanana tanteraka ny lefakozatra (Polio) dia mbola misy kosa ireo efa mitondra takaitra tamin’izany aretina izany ka mila fitsaboana. Isan’ny mandray an-tanana izany ny Hopitaly CRMM Antsirabe na ny « Centre de Rééducation Motrice de Madagascar ».

Misy ny hetsika fitiliana ifotony ataon’izy ireo any ambanivohitra lavitra any ka isan’ny nanaovana izany ny Kaominina Andranomanelatra androany alarobia 04 aprily. Tsy ireo kilonga intsony no tiliana fa ireo rehetra manana fahasembanana amin’ny rantsam-batana, ka aorian’ny fitiliana dia miakatra aty Antsirabe ireo tena hita fa mila fandidiana.

Publié dans Sociale

Naharitra telo ora ny fametrahana ny antonta-taratasin'ady sy ny fanadihadiana natao tamin'i Kandida ho Filoham-pirenena, Patrick Raharimanana, mahakasika ny fitoriana nataony an'i Talen'ny fonjan'ny Tsiafahy amin'ny raharaha kolikoly Houcine Arfa.

Publié dans A la Une
mercredi, 04 avril 2018 16:45

Gendarmerie Nationale: Nouveau commandement

Le désormais ex-Commandant de la Circonscription de la Gendarmerie Nationale d'Antananarivo, le Général de Division Andrianjanaka Njatoarisoa est nommé en conseil des ministres, de ce jour, Commandant de la Gendarmerie Nationale. Il succède au général de division Ramiandrisoa Jean de Dieu à ce poste depuis avril 2016.

 

Publié dans Fil info

Ce sera la quatrième, à partir de jeudi 5 avril et pour une durée de 12 jours. Six projets de lois sont au menu.

 

Publié dans Fil info

Lany omaly talata 03 aprily, nandritra ny fivoriana azon’ny be sy ny maro natrehina, teo anivon’ny Antenimieram-pirenena ireo volavolan-dalàna fehizoro momba ny fifidianana miisa telo dia ny volavolan-dalàna laharana 05/2018 tamin’ny 21 febroary 2018 momba ny fepetra ankapoben’ny fifidianana sy ny fitsapakevibahoaka, ny laharana 06/2018 tamin’ny 21 febroary 2018 mahakasika ny fifidianana Filohan’ny Repoblika ary ny laharana 07/2018 tamin’ny 21 febroary 2018 mahakasika ny fifidianana solombavambahoaka.

Publié dans Politique
mercredi, 04 avril 2018 16:15

Lalangina: Asan-dahalo mahery vaika

Nitrangàna fanafihana mitam-basy ny harivan'omaly talata 03 aprily tao Ivondrona, Kaominina Alakamisy Ambohimaha, Distrikan'i Lalangina. Hafatry ny olona iray nandefa fanairana tamin'ny onjam-peo no nahafantarana izany.

Nanomboka tamin'ny 5 ora sy sasany ny fanafihana, tamin'ny 8 ora dia mbola manao antso avo ireo olona ireo.

Raha tsiahivina dia nitranga ny ampitson'ny fahafatesan'ny dahalo miisa 6, araky ny voalazan'ny depiote voafidy any an-toerana Rivotiana Richard Jean Bosco, izao fanafihana mitam-basy izao.

Publié dans Vaovao

Cette vidéo montre des députés, enfermés dans une chambre, en train de se partager, à cœur joie, des butins pour avoir levé les mains… pour faire passer le code électoral ?

 

Publié dans Fil info
mercredi, 04 avril 2018 16:11

4 avril

Journée internationale de la sensibilisation au problème des mines et de l'assistance à la lutte antimines.

 

Publié dans Fil info