Filtrer les éléments par date : samedi, 21 avril 2018

Nahavita fasana vaovao ny Katedraly Katolika eto Antsirabe, izay hamindrana ireo Eveka efatra efa nodimandry, ka nitantana izany Diosezy izany hatramin’izay.

Ao anatin’ny Katedraly ihany moa ireny Mpanompon’Andriamanitra ireny no milevina, ka ho an’ny eto Antsirabe dia nisy ny toerana vaovao hamindrana azy ireo, izay ao anatiny ao ihany.

Androany Sabotsy 21 aprily tolakandro teo, araka izany, no namongorana ireo razana ka ho fonosin-damba ary hafindra ao amin’ilay toerana vaovao hilevenany.

Publié dans Vaovao

Notanterahina teny amin'ny Katedraly Ambozontany ny harivan'ity Sabotsy 21 aprily ity ny lamesa fandraisana ny vatana mangatsiakan'i Arsevekan'i Fianarantsoa teo anelanelan'ny 1992 sy 2002.

Nisy ny fitsenana hatrany Ambohimahasoa rehefa niato tao Antsirabe sy Ambositra ny fitondrana azy aty amin'ny tany anaovam-beloma azy farany.

Miandalana ny fizarana ny fandaharam-potoana amin'izany fara fananana azy izany.

 

Publié dans Tselatra

Izany dia ho fiaraha-miory amin'ny mpiray tanindrazana namoy ny ainy teny Analakely – Antananarivo androany, hoy izy ireo.

 

 

Publié dans Tselatra

Hanao fanambarana etsy amin’ny Saint Michel Amparibe ny Komitin’ny Fahamarinana, Fandriampahalemana ary Fiadanana (K3F) ny Alahady 22 Aprily 2018 amin’ny 5 ora tolakandro, manoloana ny zava-nitranga androany teo Analakely sy tohin’ny Atrik’asa Nasionaly notanterahina tao Fianarantsoa ny 17-18 Aprily 2018 lasa teo.

 

Publié dans Tselatra

- Manameloka tanteraka ny fanapenam-bava, ny jadona, ny famonoana sy fandratrana olona;

Publié dans A la Une

Niandry fatratra ny andron’ity sabotsy 21 aprily 2018 ity ny mponina sy mpanara-baovao eto amin’ny tananan’i Fianarantsoa sy ny manodidina. Miasa avokoa na ny tambazotra-tserasera na ny onjam-peo tafiditra ao anatin’ireo miara-manonja voaray eto an-toerana sy amin’ny zana-bolana mba anarahana izany.

Tapaka kosa anefa izany rehefa tonga ny tamin’ny 1 ora mahery noho ny fampitàna tsy tomombana avy any an-drenivohitra.

Nanomboka teo dia ny fahitalavitra azo amin’ny zanabolana no ahafahan’ny rehetra manaraka ny zava-misy izay miankina amin’ny fandaharana alefan’ireo any ifotony.

Hatreto dia tsy misy maneho hevitra amin’ny fomba manetriketrika na fanamelohana na fankatoavana fa samy mijery ny zava-misy ny andaniny sy an-kilany ara-politika.

 

Publié dans Tselatra

Devant l'ambassade de Madagascar en France.

Publié dans Fil info

Suite à des tirs à balle réelle, un homme est mort sur le coup, un autre atteint à la tête, il lutte contre la mort actuellement, une femme atteinte sur la poitrine, mais la balle a été déjà retirée, elle va s'en sortir.

Une vingtaine de blessé affluent encore à l'hôpital actuellement.

 

 

Publié dans A la Une

Les députés de l'opposition occupent déjà le parvis Analakely, les techniciens sont actuellement en train de monter la sonorisation.

 

Publié dans Fil info

Tapaka tanteraka ny jiro ety Ambohimintsimbina, toerana misy ny relais Télé sy Radio rehetra.

Publié dans Tselatra
Page 1 sur 4