Filtrer les éléments par date : vendredi, 20 avril 2018

La Cellule de Communication Politique de la Présidence de la République a remis un communiqué de presse ce vendredi 20 avril précisant que : « L’agenda du Président de la République a été établi depuis le début de l’année 2018 en ce qui concerne les missions qu’il devra menées tant à l’intérieur qu’à l’extérieur du pays (…).

Le Président Hery Rajaonarimampianina mène depuis Jeudi 19 avril et ce, jusqu’au dimanche 22 avril 2018, une mission à l’extérieur ». « Il a pris (…) un vol commercial international pour ce faire ».

 
Publié dans Fil info
vendredi, 20 avril 2018 21:01

Basket

All Stars du Président (Madagascar) 74 – 73 CSA St Petersbourg (Russie)

 

Publié dans Fil info

Fikambanana mijoro ara-panjakana tamin’ny 10 novambra 2017 ny MED na “Madagascar Etat de Droit” ary ivondronan’ireo sehatra samihafa mitovy firehan-kevitra ho amin’ny fampiharana ny “Tany tan-dalàna” izay zo fototra sy soatoavina iorenan’ny firenena repoblikana.

Sehatra iray ifanankalozan-kevitra sy ifampitaizana ary ifampitana traikefa eo amin’ny olom-pirenena tsirairay avy no tanjon’ny MED ary misokatra ho an’ny rehetra, araka ny fanambaran’ny Filohan’ny fikambanana Andrianjanahary Philippe nohamafisin’ireo filoha lefitra isany Ranaivoson François sy Razafindrabe Josoa.

Milaza ny MED fa vonona ny hanome tanana ny mpitondra, sy hampahalala ihany koa ary hitaiza ny olom-pirenena tsiriray avy ho any amin’izany fanarahan-dalàna izany.

 

 

Publié dans Politique

Niainga avy tamina fahatratrarana ny mpangalatra omby tao amin'ny Fokontany Mangapaika, Kaominina Tanambao Andranolava, Distrikan'i Marovoay no naharavana tambazotra lehibe iray izay mangalatra omby, mpitatitra izany mihazo an'i Mahajanga renivohitra ary ireo mpivarotra mandray azy eto Mahajanga.

Omby tsy mandalo veterinera, tsy mandalo abatoara fa tonga dia vonoina sy amidy.

Ny alin'ny 31 marsa no nisy omby iray very tao amin'io tanàna io. Noho ny fiaraha-miasan'ny Fokonolona sy ny Zandary dia sarona ny omby izay efa voatetika niaraka tamin'ireo mpangalatra.

Publié dans Tselatra

Notanterahina androany zoma 20 aprily teto amin’ny Sekolin’ny Zandarimariam-pirenena Ankorombe Ambositra ny lanonana ara-miaramila famoahana ireo Zandary mpiana-draharaha mandrafitra ny andiany faha-73, mitondra ny anarana DEFI.

Nitarika ny delegasionan’ny fanjakana taty an-toerana ny praiminisitra Solonandrasana Mahafaly Olivier.

 

 

Publié dans Tselatra

La société JB est connue pour ses biscuits et bonbons et snacks comme Gouty, Pecto et Salto.

Depuis l'année 1963 jusqu’à maintenant, JB a constamment fourni des produits innovants, de haute qualité et accessibles au pouvoir d’achat des Malagasy.
Si JB s’est concentré sur les marchés des goûters et du plaisir, JB est maintenant ouvert à de nouvelles perspectives, face au rythme et aux contraintes de la vie quotidienne, grâce à sa nouvelle marque MAMA SOA.

Publié dans Economie

Taorian'ny lozam-pifamovoizana nahazo ity kamiao nitsoraka avy ery amin'ny fiholanana S eto Marozevo, ka namoizana aina olona roa, anisan'izany ny mpamily, ka nahatapaka ny lalana nandritra ny 14 ora, dia niverina amin'ny laoniny izao ny fifamoivoizana.

Tonga teny an-toerana mihitsy ny Jirama, nitondra chalumeau, nanesorana ny fatimby nanindry ilay mpamily ity kamiao lehibe mitondra kaontenera ity.

Ilay faharoa maty moa dia natsipin'ny fiara nivoaka ny kamiao ka dia niatraika tamin'ny goudron izy, ka tsy tra-drano, ilay fahatelo tao amin'ny seza nitsivalana taoriana kosa dia nieren-doza tsy naninona.

 

Publié dans Tselatra
vendredi, 20 avril 2018 16:56

Marozevo RN2: Circulation rétablie

La circulation sur la RN2 est rétablie depuis 16h, après le dégagement du conteneur porté par un camion semi-remorque qui s’est renversé sur la route en S à Marozevo.

L’accident est survenu ce vendredi 20 avril vers 2h du matin et a fait deux morts sur les trois personnes à bord. Le passager qui se trouvait devant côté passager est éjecté de la voiture. Le choc sur le goudron lui a été fatal.

Il a fallu le chalumeau de la Jirama, pour extirper le corps du chauffeur coincé dans la cabine du camion.

De longues files de voitures embouteillées se sont formées pendant 14 heures d’attente.

 

Publié dans Fil info

Rasoanirina Fanomezantsoa Mirionda ilay zaza menavava nahitana fivotonsana tsy nitsaha-nitombo teo amin’ny lohany nanomboka ny herinandro nahaterahany ny 17 janoary 2018 tao Ambodiangezoka Andapa.

Taorian’ny nanaovan’ny Ray aman-dreniny, Jean Prisco sy Rasoarinirina Claudia, antso vonjy tamin’ny gazety sy haino aman-jery samihafa dia maro ireo nandray anjara tamin’ny fanampiana azy ireo nahafahana nitondra maika ilay zaza tao Antananarivo natao fandidiana tao amin’ny hopitaly Joseph Ravoahangy Ampefiloha nanomboka ny volana febroary 2018.

Androany 20 apriy 2018 tamin’ny iray ora sy sasany tolakandro no tafaverina soa aman-tsara amin’ny vatana salama i Mirionda. Tonga nitsena azy ireo teny amin’ny seranam-piaramadina Ambodisatrana ny Talem-paritra ny Mponina aty SAVA, Dr Marinjara Paul Edhino sy ireo avy amin’ny Lions Club izay anisany nandray anjara fanampiana taminy.

Publié dans Vaovao
vendredi, 20 avril 2018 16:02

Analakely: Des députés déterminés !

Les députés de l’opposition ont tenu, ce matin, un point de presse sur le parvis de l’hôtel de Ville à Analakely-Antananarivo pour confirmer la tenue du rendez-vous avec la population d’Antananarivo demain samedi 21 avril, pour faire un rapport devant leurs électeurs après ces séries (quatre) de session extraordinaire du Parlement, un rendez-vous formellement interdit par le Préfet de Police d’Antananarivo car qualifié de réunion et manifestation publiques.

Depuis cet après-midi des camions et véhicules militaires sont visibles sur l’Avenue de l’indépendance.

(Voir Suite Galerie Photo)

Publié dans Fil info
Page 1 sur 2