Filtrer les éléments par date : lundi, 02 avril 2018

Les prix à la pompe sont ramenés au tarif appliqué courant mars 2018. La hausse de 90 Ariary appliquée sur le super sans plomb 95 et le gazole, et le 40 Ariary sur le pétrole lampant n’a duré que 24h, comme si c’était un poisson d’Avril.

(Voir suite Galerie Photo)

 

Publié dans Fil info

Mbola azo lazaina fa isan’ny toerana tsidihin’ny maro hatrany Antsirabe rehefa Paka raha dinihina amin’ireo fiara aman-jatony tonga teto an-toerana. Eo aloha ny maha akaikin’ny renivohitra azy fa eo ihany koa ny fisian’ireo mpandraharaha manomana hetsika isan-karazany teto an-toerana.

Fanaon’ny mponina amin’ireo Kaominina manodidina an’Antsirabe ihany koa ny mijery lanonana rehefa andron’ny Paka toa izao, na dia efa maro aza ny hetsika any amin’ireny Kaominina ireny.

Publié dans Tselatra

Tsy nisy fiatoana ny asan-dry zareo tao amin’ny MICTSL Toamasina, nandritra ny fetin’ny Paka, nanomezana fahafaham-po ireo mpandraharaha mpanondrana sy mpanafatra entana. Nisokatra hatrany ny seranana, fa ireo kamiao indray no zara raha tonga.

Olana zakaina amin’izao, ny fahateren’ny toerana fametrahana kaontenera tantanin’ny MICTSL, satria dia feno hatrany amin’ny 95% ireo toerana miisa 9 natokana hametrahana kaontenera ao amin’ny Port Toamasina.

Publié dans Economie

Mahajanga: Ambiance de fête au ZahaMotel.

(Voir Photo Galerie ou Album Photo)

Publié dans Fil info
lundi, 02 avril 2018 13:28

Tradition politique

En regardant de près la vie politique malagasy ainsi que l’histoire de cette Nation, les coups d’Etat font partie de nos habitus Politikè.

Publié dans A la Une
lundi, 02 avril 2018 12:46

Vers une confrontation planétaire ?

Il est loin la chute du mur de Berlin, cela fait presque 30 ans, que le monde communiste s’écroule avec la disparition de l’Union des Républiques Soviétiques (URSS) et ses satellites du Pacte de Varsovie.

Beaucoup en Occident se délecte sur la « fin de l’Histoire », comme si l’Ouest allait dominer le monde.

Commence alors la politique de « libéralisation » et la déclaration que la seule panachée universelle est la Démocratie avec l’Etat de droit.

L’Amérique et l’Union Européenne, à la fin du 20ème siècle, se réjouient de dominer la planète.

L’Afrique se met à l’heure des Etats respectant la décision des urnes en disant adieu aux leaders progressistes pro-soviétiques. Certains pays ont même sombré dans les guerres civiles comme le Congo, Sierra Leone, Liberia et surtout le Rwanda car dans ces nations « démocratie égale débats, voire combats ».

les crises post-électorales ont remplacé, dans la forme, les luttes ethniques.

Publié dans Editorial

Nanatanteraka asa sosialy maromaro ho an'i Mahajanga ny fikambanana Big Sôma izay tarihin'i Orlando Robimanana.

Nanome ra teny amin'ny hopitaliben' Androva izy sy ireo mpiaradia aminy ary mpikambana ao anatin'ny fikambanana ny Sabotsy lasa teo. Noho ny fahatsapana fa zava-dehibe ny fahasalamana, ary ny fanomezan-drà dia fizarana Aina ho an'ny mpiara-belona.

Araka ny fangatahan'ireo mpiara-dia aminy eny amin'ny Fokontany Antanimalandy ihany koa dia nisy ny fidinana ifotony nataony teny an-toerana ka nihainoany ny maharary ny mponina. Tamin'izany no nanolorana avy hatrany takamoa 30 isa apetraka amin'ny andrin-jiro.

Publié dans Vaovao
lundi, 02 avril 2018 11:23

Carburants: Nouvelle hausse des prix

Pas de poisson d’Avril, les prix à la pompe ont augmenté la nuit du 31 mars au 1er avril. Une hausse de 90 Ariary par litre pour le gazole et le super sans plomb 95, et 40 Ariary pour le pétrole lampant.

(Suite Galerie Photo)

 

Publié dans Fil info

Cette journée est aussi dédiée à la sensibilisation à l'autisme et à la batailles d'oreillers.

 

Publié dans Fil info

Tsy ampy ny fanomanana ny hetsika teto Ambatondrazaka satria lasa nihazakazaka nanotrona ny filoham-pirenena tao Moramanga ireo olom-panjakana teto an-toerana.

Tsy mifanaraka amin’ny haben’ny ezaka vitan’ireo niady fo aman’aina nitaky ny fahaleovan-tenan’ity nosindrazantsika ity ny hetsika fanamarihana ny 29 martsa 1947 tamin’ity taona ity.

Ny tao amin’ny fiadidiana ny Faritra mihitsy no re fa somary sarotony tamin’ny famoaham-bola nentina nahatsiarovana iny tolom-panafahana 1947 iny.

(Jereo Sary tohiny)

Publié dans Vaovao