Filtrer les éléments par date : jeudi, 19 avril 2018

Manoloana ny toe-draharaha misy amin’ny Firenena  ankehitriny dia  manana adidy sy andraikitra ireo Loholon’i Madagasikara  mampahafantatra ny zava-misy sy manao tatitra momba ireo  volavolan-dalàna  lany, amin’ny vahoaka Malagasy.

Nisy androany ny fanambarana sy antso avo ho an’ny vahoaka Malagasy nataon'ireo Loholona avy eto Antananarivo notronin’ireo namany avy any faritra hafa tamin’ny alalan’ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety nataon’izy ireo androany alakamisy 19 aprily tolakandro tetsy amin’ny Lapa Maitso Anosikely Antananarivo.

Publié dans Politique

Les Castro ont laissé la place à une autre génération, Miguel Diaz-Canel, un ingénieur en électronique de 58 ans, adepte de la musique rock et fan de Beatles.

Il dirigera Cuba pour un mandat de 5 ans. Ce chef du Parti communiste (PC) en province, à Villa Clara et à Holguin, a été le seul candidat, pour succéder Raul Castro. Sa nomination a été approuvée par 603 des 604 députés de l'Assemblée Nationale.

Il est le premier président né après la révolution de Fidel Castro.

Publié dans Fil info

Les Castro ont laissé la place à une autre génération, Miguel Diaz-Canel, un ingénieur en électronique de 58 ans, adepte de la musique rock et fan de Beatles.

Il dirigera Cuba pour un mandat de 5 ans. Ce chef du Parti communiste (PC) en province, à Villa Clara et à Holguin, a été le seul candidat, pour succéder Raul Castro. Sa nomination a été approuvée par 603 des 604 députés de l'Assemblée Nationale.

Il est le premier président né après la révolution de Fidel Castro.

Publié dans Internationale

22 de ces véhicules seront attribués aux 22 directions régionales des Travaux publics et les 3 pour le ministère. La dotation de ces voitures tout terrain en cette période pré-électorale suscite des réactions de la part des détracteurs du régime.

 

Publié dans Fil info

Lehilahy iray, 40 taona eo ho eo, no maty notifirin’ny mpitandro filaminana tao amin’ny fokontany Antanambao Est Ivohitra, Kaominina Antsirabe ambonivohitra, ny alin’ny alarobia 18 aprily 2018, tokony ho nanodiina ny tamin’ny 8 ora,

Jiolahy efa nokarohina hatramin’ny taona 2010 ity lehilahy ity, raha ny angom-baovao teny anivon’ny Fokontany, satria voarohirohy amina fanafihana ny tenany no gadralava.

Publié dans Vaovao

Efa nanomboka omaly ny fitokonan’ireto mpitatitra ireto, noho ny lalana ratsy izay sady manimba fiara, mandany fotoana ary miteraka fatiantoka ho azy ireo manoloana ny fiakaran’ny vidin’ny solika sy ny kojakoja fanolo.

Mikaondoha ireo mpitatitra izao atoandro, ary hisy ny fihaonan’izy ireo amin’ny tomponandraikitry ny Faritra izao tolakandro izao.

 

Publié dans Tselatra

Ny fahamaroan’ny soratsoratra amin’ny rindrina manaratsy ity filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena Faritany Antsiranana no heverin’ny mponina eto Antsiranana fa mampiahotra an’azy raha nikasa ny hanao tatitry ny fivorian’ny depiote sy ireo lalàna nolaniana nandritra ireo fivoriana tsy ara-potoana miisa efatra, anisan’izany ireo lalàna fehizoro mikasika ny fifidianana.

 

 

Publié dans Tselatra

Nifototra tamin’ireo zavatra rehetra mahakasika ny fifidianana 2018 ny diniky ny Mpirakidraharaha amerikana Stuart Wilson tamin’ireo depiote TIM, MAPAR ary Tsy miankina tonga teo Andranomena misy ny masoivohon’i Etazonia eto Madagasikara.

Publié dans A la Une

Kaontenera miisa 2.194 no mihitsoka eo anivon’ny orinasa MICTSL. Tonga namantatra ny zava-misy marina mahatonga izany, izay mampitaraina sy miteraka fatiantoka ho an’ny mpandraharaha sy ny mpitatitra ary ireo mpisahana famoahana entana (Transitaires) ny delegasionan’ny governemanta notarihin’ny praiminisitra Solonandrasana Mahafaly Olivier ny alarobia 18 aprily.

Nambaran’ny Tale jeneralin’ny seranantsambon’i Toamasina (SPAT), fa misy vary 1.000 kaontenera mihitsoka eo anivon’ny MICTSL tsy avoakan’ny tompony nefa efa nandoavana haba sy hetra.

Publié dans Vaovao

Azo sokajiana telo lehibe ny vato:

- Roches magmatiques na vato azo avy amin'ny volkano: granits, basaltes;
- Roches sédimentaires na vato sokay: grès, roches siliceuses, roches carbonatées, calcaires gréseux, calcaires marbriers;
- Roches métamorphiques na vato azo vokatry ny tsindry: ardoises, shales, schistes, gneiss, marbres.

Raha raisintsika tsirairay:

1- Roches magamatiques:

Raha tsiahivina dia ny tany toy ny baolina baskety, ka rehefa midina manantona ny ivon'ny tany dia tsiranoka mahamay mangotraka no ao ambany ao.
Eo amin'ny 6378 km ny savaivon'ny tany (rayon de la terre), izany hoe raha midina any amin'ny 6378 km izany dia tonga eo amin'ny ivon'ny tany. Mirefy 1300Km eo ny ivon'ny tany izay mivaingana, fa 2200 km eo amboniny kosa ny ateviny dia tsiranoka mahatratra hatramin'ny 6000°C ny hafanany. Dia misy tany indray manarona an'iny tsiranoka mahamay iny mandrampahatonga aty ambony hitsahintsika io.

Publié dans Editorial
Page 1 sur 2