Filtrer les éléments par date : mercredi, 18 avril 2018

Notanterahina teny amin’ny kianjaben’ny Mahamasina io maraina io ny lanonana fifamindram-pibaikoana teo amin’ny Kaomandin’ny Zandarimariam-pirenena.

Nisy moa ny matso nataon’ireo teo anivon’ny Zandarimariam-pirenena noentina namaranana izao lanonana izao.

Nanotrona izao fifamindram-pibaikoana izao moa ny Filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina.

(Jereo tohiny Sary)

 

Publié dans Politique

Sahiran-tsaina ireo ray aman-drenin’ny mpianatra eto Tsaratanana, miparitaka indray ny aretina ambalavelona. 

Mbola tsy sitrana akory ny fery navelan’ny dahalo dia io indray ny ambalavelona tonga eto Tsaratanana, Faritra Betsiboka. Lasibatra avokoa na ny mpianatra amin’ny sekoly tsy miankina na ny amin’ny sekolim-panjakana (CEG).

Nandritra izay andro vitsivitsy nisehoany izay dia tsy mitsaha-mitombo ireo voa. Mitovitovy avokoa ny fisehony : mahery fihetsika ilay ankizy, mikiakiaka sy mitomany, avy eo manonona anaran’olona sy ny antokom-pinoana misy azy ireo ihany koa, izay lazainy fa naniraka azy.

Publié dans Vaovao

Raha ry zareo Japoney no voalaza sy « ekena » manerantany ary voarakitra amin’ny “Guinness World Records” boky mirakitra ny zava-bita tsara sy misongadina, fa manana olona antitra indrindra mbola velona, ny lahy dia i Masazo Nonaka (112 taona) ary ny vavy dia i Nabi Tajima (117 taona) ; dia tsy ambakan’izany i Madagasikara. Manana akanga sisa nanamborana isika ; anisany i Tavo Philibert.

Tsy tadidiny ny tena taonany fa raha ny fijoroana vavolombelona sy fitantarana nataony dia “nitsara miaramila tamin’ny taona 1916 » izy. Raha tombanana dia manodidina ny 125 taona i Tavo Philibert. Any Salehy, Distrikan’i Mahanoro izy no mipetraka.

Publié dans Sociale

« Nous sommes disposés à coopérer avec Madagascar dans les domaines social, économique, et celui du tourisme. Nous allons améliorer la procédure concernant notamment l’octroi des visas. Nous allons aussi travailler sur l’aspect humain pour une bonne entente entre les deux pays » a déclaré le nouvel ambassadeur d’Arabie Saoudite, Mohamed Mansor Almarik, après avoir présenté ses lettres de créances au Président de la République Hery Rajaonarimampianina, ce 18 avril, au Palais d’Iavoloha.

(Voir Suite Galerie Photo)

 

Publié dans Fil info

Le feuilleton Bianco-Claudine Razaimamonjy est loin d’être terminé. 42 dossiers pèsent sur la puissante femme d’affaire proche du président de la République. Seuls trois en sont instruits jusque-là.

 

Publié dans Fil info

L’ancien président Marc Ravalomanana s’est vu refusé par les forces de l’ordre de rencontrer ses partisans en se rendant à Ambalavao Tsieniparihy, Région Matsiatra Ambony ce matin.

Une voiture 4X4 pick-up de la Gendarmerie est même érigée comme barrage sur la voie publique à Ambohitsoa pour bloquer le passage de son véhicule. Pareil, quand le numéro UN du Tiako i Madagasikara tentait la marche à pied.

(Voir Suite Galerie Photo)

 

Publié dans A la Une

L’Archevêque émérite de Fianarantsoa est décédé à Antananarivo à l’âge de 91 ans.

Philibert Randriambololona, né le 1er mai 1927 à Anjozorobe est un prêtre jésuite malagasy qui fut évêque d'Antsirabe de 1989 à 1992 et Archevêque de Fianarantsoa de 1992 à 2002.

Philibert Randriambololona entre dans la Compagnie de Jésus le 10 octobre 1952, est ordonné prêtre le 30 juillet 1961. Il fait sa profession religieuse solennelle de jésuite le 2 février 1968.

Le 1er septembre 1988, il est nommé évêque coadjuteur d'Antsirabe. Sa consécration épiscopale a lieu le 27 novembre de la même année. Il succède comme titulaire du Diocèse d'Antsirabe le 19 juin 1989. En 1992 il est transféré, et promu, comme Archevêque de l'Archidiocèse de Fianarantsoa.

Depuis le 1er octobre 2002 il est Archevêque émérite de Fianarantsoa.

Publié dans Fil info

Nigadona io maraina io teto Toamasina ny delegasionan’ny governemanta tarihin’ny praiminisitra Solonandrasana Mahafaly Olivier, ary ahitana ny minisitry ny vola sy ny tetibola, Andriambololona Vonintsalama Sehenosoa, minisitry ny fitaterana sy famantarana ny toetr'andro, Beboarimisa Ralava, ary ny minisitry ny varotra sy ny fanjifana Nourdine Chabani.

Hanomana ny fametrahana ny tsangambaton’ny asa fanitarana ny seranantsambon’i Toamasina hatao ny alatsinainy 23 aprily 2018 ity delegasiona ity, ary koa hijery vahaolana « vonjimaika » hanafainganana ny famoahana entana amin’ny kaontenera izay asa sahanin’ny orinasa MICTSL eo anivon’ny seranana, mampitaraina ireo mpandraharaha mpanafatra sy mpanondrana entana sy ireo « transitaire » ary ireo mpitatitra amin’ny fiarabe ary matetika miteraka fitokonana.

 

Publié dans Tselatra

La cérémonie militaire de passation de commandement entre le Commandant de la Gendarmerie Nationale ou « Faneva » sortant, le général de division Ramiandrisoa Jean de Dieu Daniel et le « Faneva » nouvellement nommé, le général de division Andrianjanaka Njatoarisoa, se déroule au stade municipal de Mahamasina-Antananarivo.

Le nouveau « Faneva » de la Gendarmerie Nationale occupait le poste de commandant de la circonscription interrégionale de la Gendarmerie Nationale (CIRGN), d'Antananarivo avant cette nouvelle mission qu'on lui a confié.

 

Publié dans Fil info

Notanterahina teo amin’ny kianja monisipaly Mahamasina ny misandr’andro teo ny lanonana ara-miaramila famindram-pibaikoana eo anivon’ny Zandarimariam-pirenena.

Komandy vaovao, ny Jeneraly Andrianjanaka Njatoarisoa, no nandimby toerana ny Jeneraly Ramiandrisoa Jean de Dieu Daniel.

 

Publié dans Tselatra
Page 1 sur 2