Filtrer les éléments par date : mardi, 17 avril 2018

Nankalazaina teny amin’ny HJRA Anosy ny andro maneran-tany ho an’ny HEMOPHILIE.

Nisy ny fanentanana maro samihafa mahakasika izany aretina izany ary nisy ihany koa ny fampafahantarana io aretina io.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Pr. Solofoarisoa Rakotoniaina est le nouveau directeur de l'Institut et Observatoire de Géophysique d'Antananarivo (IOGA). Il succède au Pr. Gérard Rambolamanana, ce dernier ayant effectué deux mandats.

 

Publié dans Fil info

Depuis hier, des gens qui se disent employés du ministère de commerce (?) inspectent par surprise les exportateurs de vanille dans la région SAVA. Ils demandent des paperasses dans le but de soutirer de l'argent.

Ils ont été chez un petit exportateur hier, et la conclusion du chef par téléphone est qu'« il faut négocier ». Il faut savoir que pour eux, négocier avec les exportateurs de vanilles se chiffre toujours en centaines de millions d'Ariary, se plaignent les acteurs de vanille qui se sentent comme les vaches à lait de ces agents de l'Etat et n'ont plus aucune confiance en eux.

« Nous sommes traités comme des criminels, juste parce qu'ils veulent qu'on leur donne leurs pots de vins. Là c'est trop, ils ne sont jamais là quand on affronte tous nos problèmes de la filière et ne manquent jamais de revenir nous racketter » ont-ils lamenté.

 

Publié dans Economie

Nanatitra taratasy teny Tsimbazaza ny solontenan’ireo depiote TIM, MAPAR ary Tsy miankina manohitra ny fandaniana ny lalam-pifidianana ny tolakandro teo, mampahafantatra ny Prefen’Antananarivo ny tatitra hataon’izy ireo eo amin’ny tany malalaka eo anoloan’ny Lapan’ny Tanàna Analakely amin’ny sabotsy 21 aprily 2018 ho avy izao.

Tsy mandray tatitra ny Prefe, hoy ny sekretera manokany nitondra ny teniny, ary raha fangatahana indray dia dimy andro mialoha ny hanaovana ny hetsika izany no atao. Tondroin’ny Prefen’Antananarivo, Jeneraly Ravelonarivo Angelo Christian ho fihetsiketsehana an-dalambe tsy nahazoana alalana io hataon’ny depiote etsy Analakely io, ka handraisana fepetra araka ny nambarany.

Namory ireo mpitandro ny filaminana eo anivon’ny Organe Mixte de Conception (OMC) ny Prefen’Antananarivo androany 17 avrily 2018.

 

Publié dans Tselatra

Lehilahy iray tokony manodidina ny 40 taona teo no hita faty teny amin’ny ranon’i Bekiraro io maraina ny talata 17 avrily io.

Tsy fantatra mazava ny mety nahafaty ity lehilahy ity fa dia araky ny fitantaran’ny olona teny dia fanina ity farany ka izay no nahatonga azy latsaka tao anaty rano ka nitarika izao fahafatesana izao.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Tselatra

Nasiam-panitsiana nandritra ny fihaonana teto Sambava ny 16 aprily 2018 ny dinam-paritra ifampifehezana momba ny seha-pihariana lavanila aty SAVA, ary raha andiny 44 izany teo aloha dia niampy telo izay nampidirina ao ny ady amin’ny tsy fampiasana ankizy tsy ampy taona eo amin’ity sehatra ity.

Telo taona lasa dia voakilasy tany amin’ny laharana fahatelo i Madagasikara eo amin’ny fomba fijerin’ny Amerikana ny lavanila avy aty amintsika raha faharoa izy teo aloha.

Publié dans Economie

Eny Tsimbazaza - Antananarivo misy ny birao fiasany no hanaovan'i Général de Brigade Ravelonarivo Angelo Christian, Préfet de Police eto Antanananarivo, fanambarana aorian'ny fivorian'ny OMC, hotanterahina anio manomboka amin'ny 2 ora tolakandro.

 

Publié dans Tselatra

Le Parc National Tsingy de Bemaraha se situe dans la partie Ouest de Madagascar, dans la région Melaky, District d'Antsalova, Commune rurale de Bekopaka. Il est parmi les parcs nationaux phares gérés par Madagascar National Parks (MNP).

Publié dans A la Une

Nanao valandresaka ho an’ny mpanao gazety tetsy Andrefan’Ambohijanahary, Antananarivo faha-4 ny mpitarika ny fikambanana AV7 io atoandro io, nilazany fa “manaja filaminana izy ireo fa fanaovana tsinotsinona azy ireo ny fiarahana TIM sy MAPAR”.

Nifandramatra nikaton-trano tao ny samy mpikambana taorian’ny valandresaka. Nisy ny vaky vava. Nisy namany sasany nitabataba taty ivelan’ny trano, nitaky hampidirina rehefa nasaina ho tonga fa tsy atonatonana fotsiny.

Nisy fizaram-bola ka nisy tsy nahazo sa natao zara miangatra, sa tsy nifanarahana ny fanaovana ity valandresaka no savorovoro no niafarany ?

 

Publié dans Tselatra

Rehefa avy namoaka ny Naoty ny prefen’i Fianarantsoa omaly hariva fa tsy azo atao ny Atrik'asa nasionaly karakarain’ny K3F (Fahamarinana-Fandriampahalemana-Fiadanana) androany dia tontosa soa aman-tsara izany izao maraina.

Nanomboka tamin’ny 07 ora maraina ny fotoam-bavaka, nosokafan'i Arsevekan'i Fianarantsoa Mgr Fulgence Rabemahafaly, ary natrehin'ireo olom-pirenena tsara sitrapo avy amin’ny lafivalon’ny Nosy.

Manodidina ny 800 eo ny mpandray anjara, avy amin’ny Faritra 22 eto amin’ny Nosy. Anisan’ireo ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana, ny praiminisitry ny tetezamita iraisana Jean Omer Beriziky, ny filohan’ny antoko PLD Saraha Rabeharisoa, ny pastera Mailhol, ny filohan’ny antoko Kintana sady mpikambana CRN Tabera Randriamanantsoa, ny mpandrindra nasionalin’ny OHT (Olona Hasin’ny Tany) Dr Ratefinanahary Emile.

Publié dans Tselatra
Page 1 sur 2