Filtrer les éléments par date : vendredi, 13 avril 2018

Tao Valpinson, ao amin’ny tranon’ny Depiote Roilahy Jonah voafidy tao Toamasina II, no nilazan’ireo Tangalamena, notronin’ny tanora, ny faran’ny herinandro teo, fa "mitatao ny loza sy korontana" eto Madagasikara raha tsy mandray ny andraikiny ireo mpikambana ao amin’ny Fitsarana avo momba ny Lalampanorenana, ary tompon’antoka amin’ny zavatra hitranga eto izy ireo raha tafiditra ao anatin’ny kolikoly na tahaka ny zava-nisy ny taona 2001 ny hitranga eto.

(Jereo sary Tohiny)

Publié dans Tselatra

L’ERJ 145 de la compagnie aérienne privée malagasy a atterri à Ivato la nuit du jeudi 12 avril 2018. L’ERJ 145 est un biréacteur de 50 places le plus commercialisé du constructeur brésilien Embraer.

Fabriqué en 2001, l’ERJ 145 avait précédemment exploité avec Republic Airways. L'avion a été livré par Skyworld Aviation à Kingman Airline Services à Myrtle Beach, en Caroline du Sud, le 30 mars 2018 et a été réenregistré en tant que 5R-AMX avant son arrivée à Madagascar pour une location à long terme à Madagasikara Airways.

Madagasikara Airways a été lancée en 2015 et est basée à Antananarivo. La compagnie aérienne a commencé ses opérations avec deux EMB 120 et un Super King Air B200 desservant des aéroports intérieurs avec des vols réguliers et des vols affrétés. Il dessert également Saint-Pierre Pierrefonds sur l'île de la Réunion.

 

 

Publié dans Fil info

Nanamafy ireo solombavam-bahoaka mpanohitra voafidy tao anatin’ny Faritra Alaotra Mangoro sy Analajirofo fa dia hanao tatitry ny fivoriana tsy ara-potoana nataon’ny Antenimieram-pirenena, izay nahalany ny lalam-pifidianana tao anatin’ny kolikoly avo lenta farany teo izy ireo ny tolakandron’ny sabotsy 14 aprily, ao amin’ny Lapan’ny tanàna.

Nanome alalana azy ireo ny Ben’ny Tanàna, mandà ny hanatanterahana izany famoriam-bahoaka izany kosa ny Prefen’i Toamasina.

 

Publié dans Tselatra
vendredi, 13 avril 2018 19:58

FIFIDIANANA ETO MADAGASIKARA

Lany tsy nasiam-panovàna teny amin’ny Antenimierandoholona ireo volavolan-dalàna fehizoro mikasika ny fifidianana ary nijanona tamin’ny endriny nandanian’ny Antanimierampirenana azy dia ny volavolan-dalàna fehizoro laharana faha-05/2018 momba ny fepetra ankapoben’ny fifidianana sy ny fitsapakevibahoaka, volavolan-dalana fehizoro laharana faha-06/2018 mahakasika ny fifidianana Filohan’ny Repoblika ary volavolan-dalana fehizoro faha-07/2018 mahakasika ny fifidianana solombavambahoaka izay nanindrahindran’ny governementa fa fandresen’ny demokrasia.

Publié dans Politique

Taorian'ny fifampihainoana sy ny adihevitra tao amin'ny fivoriana tsy ara-potoana, nandresy ny Ben'ny Tanàna Mokhtar Salim Andriantomanga.

Mpanolotsaina 10 tamin'ireo 19 no nanaiky ny mbola hitohizany ny fitantanana ny Tanànan'i Mahajanga, afa-po tamin'ny valim-panontaniana sy ny fanazavana mahakasika ny fitantanana ny tanàna.

Milamina ny tanàna hatreto na eo aza ny fiezahana nifandrangitra korontana.

 

 

Publié dans Tselatra

Mandalo eto Madagasikara ireo mpanantontosa horonantsary fanadihadiana amerikana miisa roa, Rtoa Amy Scott sy Atoa Marc Levin, izay avy amin’ny fandaharanasa “American Film Showcase” vatsian’ny Departemantam-panjakana Amerikana vola, ary tanterahan’ny University of Southern California School of Cinematic Arts, ka nasain’ny Masoivoho Amerikana ho avy eto Madagasikara.

Handray anjara amin’ny hetsika Rencontres du Film Court (RFC) izay hatao amin’ny herinandro ho avy izao izy ireo. Hisy mandritra izany ny fandefasana horonantsary arahina adihevitra :

Publié dans Art et Culture
vendredi, 13 avril 2018 14:36

Mahajanga: Mafana ny toe-draharaha politika

Manatanteraka ny fivoriana tsy ara-potoana ato amin'ny Lapan'ny Tanàna ireo mpanolotsaina monisipaly, natokana hamalian'ny Ben'ny Tanàna Andriatomanga Mokhtar Salim ireo fanontaniana fangataham-panazavan'ireo mpanolotsaina miisa 11 amin'ireo 19 mpikambana.

Voatery naato avokoa ny fampandehanan-draharaha rehetra eto anivon'ny biraon'ny kaominina noho ny hamaroan'ny vahoaka nibosesika hiditra, liana sy manohana ny Ben'ny Tanàna mihorakoraka sy tsy manaiky izany fikasana hanala ny Ben'ny Tanàna izany.

Voatery ambenan'ny mpitandro ny filaminana ary tsy azo idirana ato amin'ny Lapan'ny Tanàna hatramin'ny 10 ora maraina teo satria mbola teo ampandinihana ny valim-panontaniana nomen'ny Ben'ny Tanàna ireo mpanolotsaina no efa nibosesika niditra ireo vahoaka.

Publié dans Tselatra
vendredi, 13 avril 2018 09:07

Ça sent le prétorianisme

La récente déclaration des officiers généraux et supérieurs, à la retraite tout corps de l’Armée confondu, a quelque peu surpris les observateurs de la vie politique nationale.

Plusieurs questions se bousculent : qui sont derrière ces galonnés ? Y-a-t-il une division au sein des forces armées Malagasy ? Est-ce une simple diversion ?

En apparence beaucoup d’entre eux ont joué des rôles importants durant les crises de 2002 et 2009, donc des officiers « politisés », alors face à la situation cacophonique actuelle, certains seront-ils tentés de revenir à la première place dans l’arène.

Mais le plus inquiétant est d’entendre la réplique du Ministre de la Défense nationale en exercice : « l’éthique militaire impose l’obligation de réserve quand on est en activité et le devoir de réserve lorsqu‘on est à la retraite ».

Il a aussi rappelé la cérémonie de vœux au Cercle mess de Soanierana au début de l’année au cours de laquelle : « la mission des forces armées est de préserver la sécurité avant, pendant et après les élections » en ajoutant qu’elles n’accepteront plus que le pays traverse une nouvelle crise et que le pays ne mérite plus d’être dirigé par un pouvoir qui n’est pas issu d’une élection ».

Publié dans Editorial

Hotanterahina ao amin'ny Institut Français de Madagascar (IFM) Analakely - Antananarivo ny tolakandron’ny sabotsy 14 aprily ho avy izao ny fampisehoana ny sarimihetsika fohy malagasy voalohany nivoaka teto Madagasikara.

Publié dans A la Une