Filtrer les éléments par date : mercredi, 11 avril 2018

Nosamborin’ny mpitandro filaminana ny zoma 6 aprily teo ny lehilahy iray mpampianatra ENF ao amin’ny ZAP Farahalana, izay voarohirohy ho nandatsaka asidra tao anaty zava-pisotro nosotroin’ny mpampianatra namany niara-nisotro taminy ny andron’ny 08 Marsa 2018.

Samy nanotrona ny fanasana nataon’ireo Fikambanam-behivavy tao an-toerana ireto mpampianatra ireto, ka nony ampitso 09 Marsa tamin’ny 11ora atoandro dia nitaraina ho marary ilay mpampianatra voapoizina, izay mitazona kilasy T3 ao amin’ny EPP Antanandronono ZAP Farahalana.

Nandoa sy nivalana ary in-telo safotra raha teny an-dalana hamonjy ny hopitaly SALFA. Niditra hopitaly tao nandritra roa herinandro izy.

Publié dans Vaovao
mercredi, 11 avril 2018 23:17

Gendarmerie Nationale

Colonel Ravoavy Nandrasanarisoa Zafisambatra, nommé Directeur de la Sécurité et des Renseignements

Avant cette nomination, le Colonel Ravoavy Zafisambatra occupait le poste du Commandant du groupement de la Gendarmerie de la région Analamanga.

 

Publié dans Fil info
mercredi, 11 avril 2018 23:08

Académie Nationale des Sports (ANS)

Jean Claude nommé Directeur Général.

 

Publié dans Fil info
mercredi, 11 avril 2018 23:01

Mananara Nord

Dellaris Randriamanankevitra Huberto, nommé Chef de District.

 

Publié dans Fil info
mercredi, 11 avril 2018 22:58

Nosy Be

Horace Patrice Vigilant, nommé Préfet.

 

Publié dans Fil info
mercredi, 11 avril 2018 22:51

Justice

Mme Ratiaraisoa Harimahefa nommée Coordonnateur National des Pôles Anti-Corruption.

 

Publié dans Fil info

Notafihin'ny dahalo ny tanàna iray eo antsinan'Ampanivana Ikalamavony Ville ny alin'ny talata 10 aprily mifoha androany alarobia 11 aprily 2018, tokony tamin'ny 10 ora alina.

Nisy ny fifanjevoana izay naharitra ora iray mahery. Olona iray avy tamin'ireo Fokonolona no voatifitra ary maty tsy tra-drano. Nitsoaka ireo dahalo, tsy lasa ireo omby 14 isa saika norobain’izy ireo.

 

Publié dans Tselatra
mercredi, 11 avril 2018 22:29

Toamasina: Jiolahy noraisim-potsiny

Jiolahy efatra mianadahy tra-tehaky ny polisim-pirenena tamin’iny faritra Tsararivotra, Mangarivotra, Mangarano iny ny fiandohan’ny herinandro teo, araka ny fampitam-baovaon’ny Kaomisera Rakotondrabako miadidy ny boriborintany faharoa eto Toamasina.

Trano vaky iray, nahazoana fitarainana avy amin’ilay tompony ka nahavery entana maromaro no niandohany ; ka indray andro, nisy olona nilaza fa nivarotra entana ary tonga tamin’ireo tompon’ilay trano efa nametraka fitarainana, ka niantso mpitandro filaminana avy hatrany. Noraisim-potsiny ireo jiolahy rehefa nandroso ny fifampiraharahana.

Mbola tratra tamin’io raharaha io koa ilay jiolahy raindahiny nokarohina hatry ny ela tamina raharaha mitentina sivinjato tapitrisa dia i Tsivery, saingy misy koa ny fampitandremana nataony tamin’ireo nisambotra azy ka "tsy nilazany ny marina na dia hotapahina aza ny vozony araka ny nambarany", hoy ny mpitandro filaminana.

 

Publié dans Tselatra
mercredi, 11 avril 2018 21:58

11 avril

Journée Mondiale de la maladie de Parkinson.

Publié dans Fil info