Filtrer les éléments par date : mercredi, 07 mars 2018

Herintaona nisiana ny Komity ny Fahamarinana sy Fandriampahalemana ary Fiadanana. 

Maro ireo fanentanana sy fanambarana nisesy tao anatin'izany.

Mikarakara atrikasa nasionaly izay anetsehana ny Hery Velona rehetra manerana ny Nosy mba hifampidinika momba ny "fanarenana tena izy ny Firenena", raha ny voalazan'ireo mpitarika.
Hotanterahina anaty fohy ezaka izany hoy ihany izy ireo.

Publié dans Tselatra

Les vaches continuent de souffrir dont une a succombé pour cause de la famine.

La vache morte a été incénérée cet après-midi.

L'entrée du site a été même soudée ce matin. L'Emmoreg toujours en faction pour garder le site.

 

 

Publié dans Fil info

Nodorana ampahibemaso ny atoandron’ny alarobia 7 marsa teo ilay omby maty tao amin'ny Tiko AAA Andranomanelatra.

Nambaran’I Maitre Norosoa Rasoarimalala fa efa niha simba ity fatin’ilay omby vavy beronono ity ka tsy maintsy handraisana fepetra, no hialana ihany koa amin’ny mety hielezan’ny tsaho sao hisy ihinana ity hena ity ka hiteraka aretina tsy fantatra any.

Efa nisy ihany koa moa ny fitsirihina nataon’ny vadintany amin’ny fanamarinana ny fisian’ity omby maty ity ka niroso tamin’ny fandorana ny mpiasa sy ny mpisolovava, natrehin’ny mpanao gazety.

Publié dans Tselatra

Anosy, et tout le pourtour de son lac, ainsi que Mahamasina, ont été réaménagés et embellis. Les travaux ont duré 45 jours, et ont été inaugurés par le Président de la République, dans la matinée de ce 7 mars.

Les jardins et tout l’espace autour du lac Anosy ont été réaménagés, même chose en ce qui concerne l’allée menant vers le monument et l’ange au milieu du plan d’eau. Il s’agit globalement du bitumage et du pavage des allées ; de la mise en place de clôtures, de portails, de plots, de remise en état des trottoirs, d’installation de lampadaires solaires, de nouveaux bancs, plantation d’arbustes, de fleurs et de la pelouse.

Publié dans Politique

Après seulement quinze minutes de pluie ce matin, plusieurs quartiers de la Cité des fleurs sont sous les eaux comme au niveau du croisement Mazava Huile vers Amborovy Mahajanga.

 

(Voir galerie Photo)

 

 

Publié dans Fil info

Tra-tehaky ny Polisy ny alatsinainy hariva teo ny rongony milanja 9kg300 tao anaty gony Izay, saika hoentina any Farafangana.

Nisy roa lahy voasambotra, ny iray hafa nandositra.

Publié dans Tselatra

Dans le préambule ainsi que les 168 articles de la Constitution de la 4ème République, aucun ne fait mention à la 1ère dame ainsi que son rôle au fonctionnement de l’Etat.

A Madagascar, il n’y a pas de texte officiel pour son rang protocolaire et ne dispose d’aucun titre officiel, surtout pas dans le domaine politique !

Traduction directe de « First lady », appellation attribuée à l’épouse des présidents des Etats-Unis, chez nous on a l’habitude de les désigner par « vadin’ny filoha » (femme du chef/président) et depuis une quinzaine d’années « renin’ny Malagasy » (mère des Malagasy) mais point « vehivavy voalohany » (première femme/dame), car dans ce dernier cas les Malagasy Chrétiennes penseront à juste titre à Eve dans la Bible !!!

Publié dans Editorial

Notokanana tetsy amin’ny hopitaly Befelatanana omaly maraina talata 06 marsa ny toerana sy ny fitaovana izay misy ny Service des Urgences Pédiatriques, izay notarihin’ny filoha Hery RAJAONARIMAMPIANINA sy ny vadiny ary ireo mpikambana ao amin’ny governemanta sy ireo mpiara-miombon’antoka vahiny maro, teo ihany koa ny Talen'ny Hopitaly.

Publié dans Sociale

Natomboka omaly talata 06 marsa ny andro ankalazana ny andron’ny vehivavy, nisy araka izany ny fifanintsanana natao ho an’ireo vehivavy manana tetik’asa izay miisa 18 mirahavavy.

Izy ireo no tafiakatra amin’izao famaranana izao raha 339 ny nandray anjara nanerana ny nosy.

Publié dans Tselatra

Miakatra an-drenivohitra ireo andian-tanora mahery fihetsika, irony antsoina hoe : “Foroches” irony, malaza ratsy tany avaratry ny Nosy. Hotaizana sy hobeazina no voalaza fa nampakarana azy ireo eto Antananarivo, ary raisina an-tanana amina ivontoerana iray eny Ambohitrarahaba eny, saingy dia mbola mitohy manao herisetra amin’ny fiarahamonina hatrany.

Tovolahy iray teny Analamahitsy Cité no isany lasibatr’izy ireo ny alarobia 28 febroary lasa iny. “Foroches” 15 lahy no indray nanao angaredona an’io tovolahy io, ka naratra mafy potika ny tavany. Mbola saika hovelesin’izy ireo ny “bois rond” ilay tovolahy raha tsy nisy olona niditra an-tsehatra nanakana. Mbola niharan’ny herisetra, ary naratra tamin’ny sandriny ihany koa anefa ilay lehilahy niezaka nanelanelana.
Nentina namonjy hopitaly HJRA Ampefiloha io andro ihany ilay tovolahy naratra, ary nahazo “certificat médical”.

Publié dans Tselatra
Page 1 sur 2