Filtrer les éléments par date : dimanche, 04 mars 2018

DUMAZILE est qualifié en Cyclone Tropical depuis 15h, il se trouve actuellement à 150km au Nord-Est de Toamasina.

Elle apporte un vent de 120Km/h et une rafale à 170km/h. Elle se déplace vers le Sud, Sud-Ouest avec une vitesse de déplacement de 17km/h.

D'après l'éstimation, son centre ne touche pas la terre malagasy, mais des nuages épais suivis d'une forte pluie seront prévus dans la région nord, la côte-Est avec des vents violents intermittents.

Publié dans Fil info
dimanche, 04 mars 2018 19:24

Météo: DUMAZILE lasa Cyclone Tropical

Nivadika ho RIVODOZA i DUMAZILE anio 04 Martsa 2018 nanomboka tamin'ny 03 ora tolakandroteo.

Nitombo hery ka voasokajy ho "Cyclone Tropical" i "DUMAZILE".

Any amin'ny 150Km Atsimo Atsinanan'i Toamasina no misy ny foibeny. Mahatratra 120Km/ora ny rivotra entiny ary tafiakatra hatramin'ny 170Km/ora kosa ny tafiotra miaraka aminy.

Mikisaka mianatsimo Atsimo Andrefana izy, amin'ny hafainganam-pandeha 17Km/ora.

Raha ny vinavina dia tsy hiditra an-tanety ny ivony, saingy kosa ny andian-drahona miaraka aminy dia mitoetra amin'ny faritra maro eto Madagasikara indrindra any amin'iny tapany Avaratra sy ny morontsiraka Atsinanan'i Madagasikara iny, ka hitondra orana betsaka izay arahina tafiotra indraindray.

Publié dans Tselatra

Le président Hery Rajaonarimampianina a effectué sa première visite à la Fédération de Russie. Pour son voyage, il a été accompagné de trois ministres, Marcel Benjamina Ramanantsoa (M2PATE), Ying Vah Zafilahy (Mines) et Edmond Harrison Randriarimanana (Agriculture) ainsi que 2 conseillers Mamy Ratovomalala, ancien ministre et directeur de campagne de Camille Vital en 2013, et Mbola Rajaonah.

La délégation présidentielle a inauguré sa présence en sol russe par un petit déjeuner avec le personnel de l’ambassade et quelques représentants de la diaspora malagasy en Russie.

Le lendemain, Hery Rajaonarimampianina effectuera une rencontre à l'Université Russe de l'Amitié des Peuples (URAP/RUDN) où il rencontrera officiellement la diaspora malagasy en Russie, il n’y a aucun doute que c’est une réponse à la visite en 2017 du Premier Vice-Recteur de l’URAP Evgeny L. Shcesnyak à Madagascar.

Ainsi, comme à l’habitude, le titre de « Docteur Honoris Causa » lui a été attribué par cette Université RUDN le vendredi 2 mars.

Publié dans Editorial

Mitaraina ny mponina eto Antsalova noho ny tsy fisian'ny sakafo hovidiana eny an-tsena.

Tafakatra 800Ar ny kapoakan'ny vary tamin'ny nisiany farany teny an-tsena. Amin'izao tsy misy na ny hovidiana aza.

Nisy katsaka tonga teto an-toerana ny herinandro lasa iny, nilaharana ny fahazoana izany, tranga tsy mbola nisy teto Antsalova ka anaovan'ny mponina antso avo satria dia mirongatra ny halatra sy ny vaky trano fa noana ny olona.

 

Publié dans Tselatra

Sahirana ny mpanjifa tamin'iny herinandro hivalona iny nanoloana ny fitokanan'ny mpivarokena. Nifanolana tamin'ny veterinera mpanamarina ny omby hovonoina sy mitsara ny hena hamidy ho an'ny mpanjifa ireto farany, ka nigrevy tsy nivarotra.

Naharitra efarana ny fitokonana ka omaly sabotsy izy ireo no niverina nivarotra taorian'ny fifampidinihana.

 

Publié dans Tselatra

La Forte tempête tropicale DUMAZILE se trouve actuellement à 170km au Nord-Est de Toamasina vers 12h.

Elle apporte un vent de 100Km/h et une rafale à 145k/h. Elle se déplace vers le Sud, Sud-Ouest avec une vitesse de déplacement de 15km/h.

Des nuages épais suivis d'une forte pluie seront prévus dans la région nord, la côte-Est avec des vents violents intermittents.

Drapeau jaune (Avis de menace): DIANA, SOFIA, SAVA, ANALANJIROFO, ATSINANANA, District de Nosy Varika, Mananjary, Manakara, Vohipeno, Farafangana et Mahajanga.

Les utilisateurs de la mer sont priés de ne pas sortir en mer le long de la côte-Est.

Source Météo Madagasikara

 

Publié dans Fil info

Tamin’ny 12 ora teo dia any amin’ny 170 km Atsinanana, somary Avaratra Atsinanan’i Toamasina, no misy an’ilay Forte tempête tropicale DUMAZILE.

Mitondra rivotra 100km/ora izy ary tafiotra 145km/ora.

Mikisaka mianatsimo, somary Atsimo Andrefana izy, amin’ny hafainganam-pandeha 15km/ora.

Ny andian-drahona miaraka aminy dia mitoetra amin’ny faritra maro amin’ny tapany avaratra sy ny morontsiraka atsinanana, ka mitondra rotsakorana betsaka mety arahina tafiotra indraindray.

Tokony hampihatra avy hatrany ny fe-petra filazana miloko mavo ireto faritra ireto: DIANA, SOFIA, SAVA, ANALANJIROFO, ATSINANANA, ny Distrikan’ny Nosy Varika, Mananjary, Manakara, Vohipeno, Farafangana ary Mahajanga.

Ny mpampiasa ranomasina rehetra amin’ny morontsiraka atsinanana rehetra dia entanina mba tsy hiandriaka intsony ary hanaraka ny toromarika omen’ny tompon’andraikitra amin’ny fifamoivoizana an-dranomasina.

Source Météo Madagasikara

 

Publié dans Tselatra
dimanche, 04 mars 2018 12:09

4 mars

Journée mondiale de lutte contre l'exploitation sexuelle.

 

Publié dans Fil info

Manomboka feno rano ny tanàna eto Toamasina vokatry ny ora-mikija nanomboka tamin'ny 08 ora maraina teo ka hatramin'izao.

Misy rivotra miaraka aminy fa tsy dia mafy loatra hatreto.

 

Publié dans Tselatra