Filtrer les éléments par date : vendredi, 30 mars 2018
vendredi, 30 mars 2018 21:52

Antsirabe : Efa mianoka fetin'ny Paka

Mifanaretsaka ny mpivarotra sy ny olona eto Antsirabe amin'izao fetin'ny Paka izao. Betsaka ireo mpialasasatra misafidy an'Antsirabe, manararaotra ny faran'ny herinandro lavalava.

Carnaval lehibe nihodidina an'Antsirabe no nanombohany ny fety androany. Eo ny kilalao sy hetsika ara-kolontsaina izay hibahana hatramin'ny alatsinainy ho avy io.

Anisan'ireo mpanakanto hanafana ny hetsika eto Antsirabe i Mario, Mage 4, Elidiot, Black Nadia, Momota, Lion Hill sy Shyn.

(Mianoka= Manao zavatra na mihinana miadana tsara sy amim-pankafizana)

(Jereo sary tohiny)

Publié dans Tselatra

La cérémonie de remise de distinction honorifique, à l'occasion de la fin de mandat de l’Ambassadeur des Etats-Unis Robert T. Yamate, s’est déroulée ce vendredi 30 mars au Ministère des Affaires Etrangères Anosy, Antananarivo pendant laquelle il est élevé au rang de “Commandeur de l’Ordre National”.

« Cette distinction, je la reçois, non pas en mon nom personnel, mais au nom de mes collaborateurs au sein de la Mission Américaine à Madagascar : mes collègues de l’Ambassade, l’équipe de Peace Corps Madagascar et de ses volontaires, mes collègues de l’USAID et de ses partenaires qui travaillent d’arrache-pied sur le terrain au plus près du peuple de Madagascar, au nom du peuple Américain, mes collègues du Département de la Défense et des autres agences du gouvernement américain » s’est réjoui Robert T. Yamate.

Publié dans Politique
vendredi, 30 mars 2018 19:01

Sambava: 29 martsa hafa kely

Vavaka iraisam-pinoana notarihin’ny FFKM tao amin’ny Fiangonana FJKM Karmela Antanifotsy no nisantarana ny fahatsiarovana ny faha-71 taonan’ny Tolom-panafahana 1947 omaly 29 martsa.

Taorian’izay dia niroso tamin’ny fanateram-boninkazo teo amin’ny tsangambaton’ny Mahery fo tao amin’ny fasandrazana Anjia ny rehetra.

Roa mianadahy no sisa akanga nanamborana tonga niatrika ny lanonana dia Atoa Finonty (110 taona) ary Rtoa Rasoananahary (92 taona). Samy notolorana vary iray gony sy lelavola roa alina Ariary avy izy ireo.

Publié dans Tselatra

Manakara: Commémoration du 29 mars 1947 en images

(Voir suite Galerie Photos)

 

Publié dans Fil info

Nanao fanambarana miaraka ny raiamandreny aram-panjakana sy ara-pinoana ary ara-piarahamonina eto Matsiatra Ambony momba ny raharaha mahakasika an'ny solombavam-bahoaka voafidy tao Isandra.

Manameloka ny fanalam-baraka sy ny fanaparitahana ny sarin'ny olomboafidy avy aty an-toerana izy ireo.

Hita teny amin'ny toeram-pivarotana teto Fianarantsoa ireo gazety mivoaka isan'andro izay nahitàna ireo sary mamoafady notakonana maneho an'ity depiote ity. Ary ankoatry ny fifampizarana tsy voafehy teny amin'ny tambazotran-tserasera dia samy nahita ireo sary mitanjaka ireo ny mpikirakira izany teto an-toerana.

Publié dans Politique

Eliana Bezaza se lance dans la course à Iavoloha. La petite fille de Philibert Tsiranana est la troisième femme politique malagasy avoir annoncé sa candidature à la présidentielle, après l’ancienne juge internationale Arlette Ramaroson du « Vondron’ny Tia tanidrazana ho an’ny fanarenana an’i Madagasikara » et Saraha Rabeharisoa du Parti Libéral Démocrate.

Polyglotte, dirigeante d'entreprises, Eliana Bezaza est l’actuel Secrétaire national du Parti Social-Démocrate (PSD) ; elle succède à Ruffine Tsiranana.

Publié dans Fil info

Attendu à l'aéroport d'Amborovy Mahajanga depuis 13h30, l'ancien président de la transition Andry Rajoelina n'y est pas encore. 

L'avion de la compagnie privée TOA devant l'amener dans la cité des fleurs, n'a pas pu décoller d'Ivato à l'heure prévue pour des raisons techniques qui ne dépendent pas de la compagnie.

 
Publié dans Fil info

Ils sont 87 députés enfermés pour un conclave au Paon d’or Ivato depuis hier, à en croire la publication de la député de Tsihombe, Marie Goulamaly, dans sa page facebook.

Publié dans Fil info
vendredi, 30 mars 2018 14:28

Mahajanga: Nandresy ny MAPAR

Milamindamin-dratsy ny toe-draharaha raha efa saika raikitra ny korontana tao amin'ny Lapan'ny tanàna ny maraina teo satria nosakanana tsy hivoaka ireo solombavam-bahoaka raha saika hihazo ny « La Voirie », ary nogiazana avokoa ny sono izay saika ho hapetraka any.

Nanao diabe nihorakoraka nanerana ny tanàna ireo depiote sy ny mpiaradia azy ireo nanaitra ny mponina nihazo an'Amborovy.

Publié dans Tselatra