Filtrer les éléments par date : vendredi, 23 mars 2018

Olona sendra nitsangatsangana no nahita faty natsingevan'ny ranomasina. Rangahy manodidina ny 40 taona ity hita faty ity, tsy niakanjo fa niboridana tanteraka ary nifatotra rofia ny ankihibe-tongony.

Raha ny fizahana nataon'ny mpitsabo avy amin'ny BMHS Mahajanga, dia efa tamin'ny maraina no nahafaty azy ity.

Fahadoboana tsotra kosa anefa no fahitan'ny Zandary azy fa tsy misy zavatra mampiahiahy teny aminy.

Publié dans Tselatra

L’ancien membre du groupe Les Adelines Barry's ou Andrianarivelo Luc Barry's Dupond de son vrai nom est décédé des suites d’une longue maladie. Il s’est lancé dans la chanson à la gloire de Dieu et a fondé son propre groupe Barry's.

 

Publié dans Fil info
vendredi, 23 mars 2018 19:27

Toamasina: Délestage encore et toujours

La coupure de l'électricité fait partie du quotidien de la population de la ville du Grand port, mais elle perturbe les activités économiques. Cette situation favorise l'insécurité.

 

Publié dans Fil info

Feona kiririoka sy siotsioka ary horakoraka no re teny amin'ny manodidina ny bazary Marolaka Analakely ny maraina teo. "Tsy ekenay ny MVola", io no hiakan'ireo mpivarotra an-jatony.

Tsy vao sambany izao fehetsika izao fa efa miverimberina raha ny eto amin'ny tsenan’i Marolaka noho ny tsy fanekena ny “perception mobile” na fanefana haban-tsena amin'ny alalan'ny MVola.

Efa nisy ny fifanantonana teo amin'ny solontenan'ny mpivarotra sy ny mpitantana ny Kaominina ambonivohitra Mahajanga, saingy nanamafy ireto mpivarotra ireto fa tsy mbola nisy hevitra tapaka.

Publié dans Tselatra
vendredi, 23 mars 2018 14:06

Barikadimy: Mpianatra 6 hiakatra CODIS

Hiatrika Filankevi-pifehezana eo anatrehan'ireo sojaben'ny sampam-pianarana eo anivon'ny oniversite Barikadimy-Toamasina ireo mpianatra enina, voarohirohy tamin'ny fihetsiketsehana nandritra ny fahatapahan-jiro, Izay niitatra tamin'ny fanimbana fananan'olona. 

Publié dans Tselatra

702 sur les 850 emplois directs en sont touchés par cette décision.

Seuls les employés de la ferme à Andranomanelatra, les agents de sécurité des sites et les employés du magasin à Behoririka continuent leur travail.

La chômage dure six mois, pendant laquelle les employés mis en chômage technique ne perçoivent pas de salaire, la société est exempte de taxe et d'impôt.

 

Publié dans A la Une

Le Parlement est convoqué pour une troisième session extraordinaire à partir du vendredi 23 mars et pour une durée de douze jours.

Sept projets de lois seront au menu, dont les trois projets de lois organiques relatives aux élections à venir.

 

Publié dans Fil info
vendredi, 23 mars 2018 08:54

23 mars

Journée Mondiale de la Météorologie.

 

Publié dans Fil info

Taorian'ny fitoriana napetraky Patrick Raharimanana, Kandida ho Filoham-pirenena, teo anivon'ny Bianco, dia nametraka ihany koa izy, omaly alakamisy 22 marsa 2018, fitoriana an'i Talen'ny Fonjan'ny Tsiafahy, tao amin'ny Fampanohavana Fitsarana Anosy.

Noraisin'ny Fampanoavana izany Fitoriana izany ary avy hatrany dia nosokafana eo anivon'ny Service criminel ao amin'ny Toby Richard RATSIMANDRAVA ny raharaha.

 

Publié dans Tselatra