Filtrer les éléments par date : mercredi, 21 mars 2018

Le bras de fer entre l’Etat et l’industrie agroalimentaire Tiko AAA risque de perdurer malgré les initiatives et démarches menées par les dirigeants de l’entreprise pour trouver un terrain d’entente.

Face à l’obstination du Fanjakana, Tiko AAA n’aurait pas le choix, la société serait amenée à mettre en chômage technique ses employés.

 

Publié dans Fil info

Noravan'ny dahalo miisa 5 lahy teny am-piarakandrovana tao Andranomanenty, Kaominina Bekopaka, Distrika Antsalova ny omby miisa 16 . Androany alarobia 21 martsa tokony ho tamin’ny 4 ora hariva no nitrangan'ny fandrobana.

Rehefa nampihorohoron'ireto dahalo ireo zaza mpiarakandro dia vaky nandositra namonjy tanàna, niantso Fokonolona. Noho ny fahataran'ny fiomankomanana sy ny famoriana anefa dia efa nahazo lalana nianatsimo ireo dahalo rehefa tafampita ny ranon'i Manambolo.

Tsy nanaiky lembenana anefa ny Fokonolona fa nanao izay hanavotana ny omby teny ampelantanan’ireo dahalo. Tafaverina soa amantsara avokoa ny omby rehetra.

Publié dans Tselatra

D’après notre source, c’est la société canadienne Skyservice, chef de file de l’aviation d’affaires, qui a fait venir cet aéronef à Madagascar et a assuré son assemblage.

L’engin est sorti du Port de Toamasina hier vers 21h, puis acheminé par camion vers l’aéroport d’Ambalamanasy pour être assemblé.

Le nom de la ou du propriétaire n’est pas dévoilé, mais d’autre source a pipé mots que cet hélico serait utilisé par un candidat lors de la prochaine présidentielle.

(Voir suite Galerie Photo)

Publié dans Fil info

Nifarana androany alarobia 21 martsa 2018 ny fotoana ahafahan’ny Antenimieram-pirenena mivory amin’ny Fivoriana tsy ara-potoana faharoa izay nantsoin’ny didim-panjakana laharana faha-2018/180 tamin’ny 07 martsa 2018.

Nitarika famaranana izany fivoriana tsy ara-potoana izany ny Filohan’ny Antenimieram-pirenena, Rakotomamonjy Jean Max. Tamin’ny kabary fohy izay nataony no nanazavany fa volavolan-dalàna miisa dimy no nolanian’ireo Solombavam-bahoaka tamin’izao fivoriana izao, iray naverina any amin’ny asam-baomiera, iray hafa kosa tsy nekena, anankiroa mbola ao amin’ny asam-baomiera.

Publié dans Politique

L’ancien ministre des Finances et du Budget du gouvernement Kolo Roger, Jean Razafindravonona a été déféré devant la Chaîne pénale anti-corruption aux 67ha ce mercredi 21 mars, après des mois d’investigation et enquête menée par le Bureau indépendant anti-corruption (Bianco).

L’ancien Grand Argentier serait impliqué dans un dossier d’abus de pouvoir et de corruption incriminant la puissante femme d’affaire Claudine Razaimamonjy.

Jean Razafindravonona est placé sous mandat de dépôt après son audition. Vu la grève du syndicat des pénitentiaires, il est ramené et gardé dans le violon du Bianco à Ambohibao Antananarivo.

 

Publié dans Fil info

L'ambassadeur américain Robert Yamate, qui est dans nos murs depuis le vendredi 10 janvier 2015, a fait une visite d’adieu au premier ministre Mahafaly Olivier au Palais de Mahazoarivo ce mercredi 21 mars 2018.

 

 

Publié dans Fil info

Notafihan’ny dahalo ny tanànan'Ambohimiera, Distrikan'i Ifanadiana ny Alahady 11 martsa 2018. Potika, may kila hotohoto ny tanàna, nodoran’ny dahalo. Trano 250 tafo no lasa lavenona.

Na Ariary aza tsisy raisina na hohanina ireo traboina an’arivony, ny lamba sy fitafiana teny ankoditra no hany tavela.

Mitaraina ireo traboina fa hatramin’izao tsy mba misy mpijery. Miraviravy tanana izy ireo, mahatsiaro ho tsy misy mpiaro.

Omaly ny solombavam-bahoaka voafidy tao Ifanadiana Lova Razafindrafito dit Paupile no lasa nidina any an-toerana, nampahery ireo traboina sy nitondra izay tsirambin'ny tanana.

(Jereo Sary Galerie)

Publié dans Sociale

Manome tanana ny ray aman-dreny sy ny mpianatra ao amin’ny EPP amin’ny Fokontany iray eo Antehiroka, Distrika Ambohidratrimo, amin’ny tetikasa fananganana “cantine scolaire” ho fanohanana ara-tsakafo ny mpianatra ao ny “Jeune TIM” eny an-toerana.

Miverin-kariva ny mpianatra ao amin’io sekoly ambaratonga fototra io, rehefa talata sy Alakamisy. Reraka mivezivezy ireo mpianatra hany ka tsy mifantoka amin’ny fianarana ny sain’izy ireo.

Nanapa-kevitra ny Mpampianatra sy ny ray aman-drenin’ny mpianatra ao, fa hasiana « cantine » ho an’ireo mpianatra, ho fanohanana ara-tsakafo azy ireo.

Publié dans Vaovao

Natolotry ny Zandary ny Fampanoavana eto amin’ny Fitsarana ambaratonga voalohany Antsirabe ny alatsinainy 19 martsa 2018 ireo olona miisa 19, mpanara-dia omby very, ka nahatratrarana basy vita Malagasy niisa 18, niaraka tamin’ny bala maromaro ny herinandro lasa teo tamin’iny Kaominina Mahaiza, Distrikan’i Betafo, Faritra Vakinankaratra iny.

Navotsotry ny Fitsarana ny 17 tamin’ireo fa ny roa kosa notanana am-ponja vonjimaika noho ny fitazonany basy Mas36 sy basy poleta tranainy, faha Hitler, izay fitaovam-piadiana tafiditra amin’ny sokajy voalohany tsy azon’ny olontsotra tazomina.

Publié dans Vaovao

Vao vita ny fankalazana 08 martsa, dia niverina ny herisetra mihatra amin’ny vehivavy toy ny nitranga ny alahady 18 martsa teo ity, teto Sambava.

Adin’ny mpivady no niandohany. Nisaram-panambadiana mihitsy moa izy roa. Tsy nijanona teo fa niitatra tamin’ny ady fananana ny raharaha, nifandroritana hatamin’ny kidoro spaonjy.

Nifanena tamin’io lehilahy vadiny io tao Andranomatsiko razazavavy, izay vao 18 taona, ny tolakandron’ny alahady 18 martsa teo, ka raikitra ny fifandonana teo imasom-bahoaka.

Publié dans Tselatra
Page 1 sur 2