Filtrer les éléments par date : lundi, 19 mars 2018

Natolotry ny Zandary ny Fampanoavana eto amin’ny Fitsarana ambaratonga voalohany Antsirabe androany alatsinainy 19 martsa 2018 ireo olona miisa 19, mpanara-dia omby very ka nahatratrarana basy vita Malagasy niisa 18, niaraka tamin’ny bala maromaro ny herinandro lasa teo tamin’iny Kaominina Mahaiza iny.

Nisavorovoro nanoloana ny Lapan’ny Fitsarana satria dia vahoaka maro mivondrona ao anatin’ny fikambanana “Firaisankina”, miady amin’ny tsy fandriampahalemana ao amin’ny Distrikan’i Betafo, nahitana sefo Fokontany maro, no indray nirohotra nitaky ny hamotsorana ireo olona nosamborin’ny Zandary ireo. Niatrana ny mpitandro ny filaminana maro, nisoroka ny mety ho fihoaram-pefy.

Publié dans Vaovao

La tempête tropicale Eliakim a fait des victimes et de très importants dégâts, dans la Région DIANA. Les inondations ont durement touché les maisons d’habitation et les infrastructures, provoquant notamment des coupures sur la RN6, suite à la destruction de ponts, entre autres celui de Beramanja.

Il y a eu 9 morts, et le nombre de sinistrés s’élève à 9 511 dans la Région DIANA, selon le dernier bilan publié par le BNGRC. Au niveau national, 6 autres Régions ont été touchées, en l’occurrence Alaotra Mangoro, Analanjirofo, Atsinanana, Sofia, et Vatovavy Fitovinany. Le bilan national est de 17 morts, et 15 772 sinistrés, et la Région DIANA est la plus affectée.

Publié dans Fil info

Notafihin’ny dahalo ny tanànan’Ampiaka, Fokontany Mananjara ao amin’ny Kaominina Ibity, Distrikan’Antsirabe Faharoa ny alahady 18 martsa 2018, tokony ho tamin’ny 9 ora sy sasany alina.

Tratry ny tampim-baravarana ireo mponina ka tsy afa-nivoaka. Nanapoaka basy in’efatra rahateo ireo dahalo. Omby niisa 12 tao amin’ireo vala vitsivitsy tao an-tanàna no nalain’ny dahalo.

Nanao ny fanarahan-dia ireo Fokonolona taorian’izay. Nandritra izay no nifanena tamin’ny dahalo tao anaty haizina ilay lehiben’ny Fokontanin’i Mananjara sy ny zana-drahalahiny.

Publié dans Vaovao

Elisabeth, une enfant de 15 mois lutte entre la vie et la mort suite à un coup de fusil perpetré par un "dahalo" venu attaquer sa famille vendredi dernier. Une balle loge actuellement dans son cerveau et les soins vitaux sont engagés.

L'attaque en question est survenue le 16 mars dernier à Ravimbao, Ambalamarina, Commune rurale Andreamalama, District Isandra.

Publié dans Fil info

Nisy namaky ny alin'ny alahady 18 martsa nifoha ny alatsinainy 19 martsa ireo kioska telo, miampy ny biraon’ny kaoperativa Trans Couple, ao amin'ny Gare routière Ambalabako eto Ambatondrazaka. Norobain’ireo jiolahy ireo entam-barotra sy ireo kojakoja tavela tao amin'ny biraon’ny kaoperativa Trans Couple.

Somary misintaka ny renivohitry ny tanànan’ Ambatondrazaka no misy ny Gare routière Ambalabako. Efa eo ampelan-tanan’ny mpitandro ny filaminana ny fanadihadiana amin'izao fotoana.

 

Publié dans Tselatra

Le Gendarme de deuxième classe John Laure (69 ème Promotion), dans le Groupement de la Gendarmerie d’Antsohihy vient de quitter ce monde ce matin suite à une noyade dans une mission pour l'arrestation d'un suspect durant laquelle les habitants d'Ambodimabibo (village où habite l'accusé) essayent de faire replier les forces de l'ordre. John Laure tombe dans un ruisseau au cours de l'incident.

 

Publié dans Fil info

Nisy omby very tao amin'ny tanàna atao hoe : Ambodimabibo ny herinandro lasa iny. Tonga teto Antsohihy naka Zandary ny tompon'ilay omby very.

Voatendry hanatanteraka baikon'ny Fitsarana ireo Zandary telo lahy ary rehefa tonga teo amin'ilay tanàna dia tsy nomen'ireo Fokonolona ilay olona tadiavina.

Ilay tompon'omby indray aza no nofatoran'ireo mpiray Dina Besaboha ary nanohitra ireo Zandary ny Fokonolona. Nitsoaka ireo Zandary ka latsaka tao anaty rano, ary izay no antony nahafaty ilay Zandary G2C iray antsoina hoe : John Laure.

 

 

Publié dans Tselatra

Les Députés issus du MAPAR, TIM et d'autre entité politique ont uni leur voix pour dénoncer la tentative du régime de faire passer les lois organiques régissant les élections dans leur forme actuelle, sans amendements.

Ils mettent en garde le régime et déclinent toutes les responsabilités quant aux conséquences d'un éventuel forcing dans l'adoption de ces lois organiques.

 

Publié dans Fil info

Fihaonambe nasionaly mandritra ny roa andro no voalaza fa hotanterahina teto Fianarantsoa ny 17 sy 18 marsa. Tsy tontosa izany kaondoha momba ny fampihavanam-pirenena izany.

Ny Conseil de Reconcilition Nationale no mpikarakara ny hetsika sy nampahafantatra izany andro vitsivitsy izay.

Tsy nisy anefa ny filazana fanafoanana io hetsika io na fanovana daty na mialoha na mandritra na aorian'ny fotoana voatondro.

Mijanona ho baraingo ny momba ity Fihaonambe nasionaly ity arak'izany.

 

Publié dans Tselatra

Devant les difficultés rencontrées par la JIRAMA, l’Etat s’est lancé à fond sur le système du Partenariat Public Privé (3P), et ce probablement sous l’instruction des bailleurs de fond dit « classiques » (Banque mondiale et FMI).

Publié dans A la Une
Page 1 sur 3