Filtrer les éléments par date : dimanche, 18 mars 2018

Les employés de la Commune urbaine de Toamasina se sont vu leur salaire impayé depuis presque trois mois pour certains, voire plus pour les autres.

D'après le maire Elysée Ratsiraka "C'est cette semaine seulement que notre budget 2018 est validé après des aller retour entre trésor Toamasina et Trésor général Antananarivo. On fait les mandatements. Les employés seront payés la semaine prochaine. Pas de panique".

 

Publié dans Fil info

Trano telo hatao birao fiasan'ny Sécurité Routière no indray notokana teto amin'ny caserne Morondava ny zoma 16 marsa teo, raha nandritra ny 23 taona dia tranon'ny Kaominina hatrany no nampiasainy nisahanana ny fandrindrana ny fifamoivoizana an-tanety.

 

Publié dans Tselatra
dimanche, 18 mars 2018 18:36

Morondava: Tra-tehaka ny harato tarikaky

Harato miisa valo mirefy arivo metatra isanisany no tratra teo anelanelan'i Kimony sy Avaradrova tamin'ny alarobia 14 martsa teo, tsy manara-dalana ny harato kelo masony tarikaky.

 

Publié dans Tselatra

Namela taikaitra tao amin'ny faritra Analanjirofo sy Atsinanana i Eliakim, izay rivodoza fahatelo nahakasika ani Madagasikara tamin'ity taona ity. Miakatra be ny rano, ary tanàna dibo-drano miainga any Maroantsetra hatrany Mahanoro noho ny rivotra sy ny oram-be nentiny.

Tao Soanierana Ivongo fotsiny dia trano miisa 94 no rava, misy traboina 206 raha ny tarehimarika vonjimaika, lasibatra ireo trano niorina teny amoron-dranomasina noho ny hamafin'ny onja. Nisy Trano 86 hafa simba tafo ka isan'izany ny hopitaly be aty an-toerana.

Lasan'ny rano ny bakan'ny Asa vaventy ao amin'ny Kaominin'i Manompana vokatry ny fiakaran'ny reniranon'i Anove izay fampitana ireo fiara miazo ny lalam-pirenena faha-5 mandeha any Mananara Avaratra sy Maroantsetra.

Publié dans Tselatra

Mifidy ny ho Filohany ireo Rosianina anio alahady 18 marsa 2018. Raha ny vinavinan'ny mpandinika ara-politika, dia ho lany fanindroany amin'ny isam-bato 70% i Vladmir Poutine.

Enin-taona ny fotoampiasan'ny filoha rosianina.

 

Publié dans Tselatra
dimanche, 18 mars 2018 12:59

Sina: Xi Jinping, lany Filoha 100%

Voafidin'ireo parlemanta 2970 zato isan-jato ny Filohan'ny Sina, Xi Jinping, omaly sabotsy 17 mars tao Pekin.

Omaly ihany dia nanao fianianana tamin'ny Lalampanorenana ity Filoha 64 taona ity, ary nampanantena izy ny hanohy ny fametrahana ny firenena sinoa ho Firen-dehibe sosialista ary maoderina.

Dimy taona ny fotoampiasany, ary ady tamin'ny kolikoly no anisan'ny nataony tamin'ny fepotoana niasany 5 taona lasa teo, izay nahavoasazy mpitondra sy mpitantana 1.5 tapitrisa.

Publié dans Tselatra

Un Français de 74 ans, marié à une ressortissante Malagasy habitant à l'île Sainte-Marie, est retrouvé mort hier dans un hôtel à Soanierana Ivongo, région Analanjirofo.

Si la circonstance du décès reste à élucider, les quatre comprimés de viagra trouvés dans sa chambre d'hôtel pourrait servir d'indice aux enquêteurs.

La dépouille est transférée dans la salle de fête du Tranompokonolona, attendant que la mer soit calme, avant de l'amener à Sainte-Marie.

 

Publié dans Fil info

Omaly no nahitana ny razana. Manam-bady vehivavy teratany Malagasy, mipetraka ao amin'ny Nosy Sainte-Marie ity vazaha ity. Voalaza fa nahitana viagra miisa efatra, izay fanafody mampatanjaka tao amin'ny efitrano nisy azy.

Nafindra ao amin'ny "salle de fête" Tranompokonolona eto Soanierana Ivongo ny razana, miandry ny ranomasina ho tony, mialoha ny handehasana azy ao Sainte-Marie.

 

Publié dans Tselatra
dimanche, 18 mars 2018 12:34

Ambanja

500Ar ny voatabia singany iray.

 

Publié dans Tselatra

Tempête Tropicale ELIAKIM au large des côtes Est.

Alerte Rouge : VATOVAVY FITOVINANY, Pluie forte et montée d'eau, vent intermittent.

Alerte Bleue (Vigilance post-aléa) : Le reste (Cf. Carte d'alerte)

Publié dans Fil info
Page 1 sur 2