Filtrer les éléments par date : samedi, 17 mars 2018

Tempête ELIAKIM sur Mandritsara à 13 heures locales.

Alerte Rouge : SAVA, Bealalana, Befandriana Nord, Mandritsara, ANALANJIROFO, ATSINANANA, ALAOTRA MANGORO

Alerte Jaune : DIANA, Analalava, Antsohihy, Mampikony, Boriziny, Tsaratanana, ANALAMANGA et V7V.

Alerte Verte : BOENY, Kandreho, Maevantanana, BONGOLAVA, ITASY, VAKINAKARATRA, AMORON'I MANIA et MATSITRA AMBONY.

Publié dans Fil info

Tamin'ny 4 ora tolakandro dia teo anelanelan'i Distrikan'i Mandritsara sy Soanierana Ivongo no misy ny foibeny.

Tsy miova ny heriny, fa mbola 75km/ora hatrany ny rivotra entiny, arahina tafiotra 105km/ora. Mizotra mianatsimo hatrany izy amin'ny hafainganam-pandeha 8km/ora. Any amin'ny 9 ora alina any dia mety handalo eo anelanelan'Ambatondrazaka sy Toamasina.

Vinavinaina hivoaka eo anelanelan'i Vatomandry sy Mahanoro izy rahampitso manodidina ny amin'ny 9 ora maraina.

Ny mpampiasa ranomasina manamorona ny morontsiraka dia iangaviana tsy hiandriaka.
Mbola manan-kery avokoa ny Filazana loza hoan'ireo faritra nahazo izany.

Publié dans Tselatra

Nivory niaraka tamin'ny Distrika ireo tompon'andraikitra aty an-tanàna, anisan'ny mavitrika amin'izany ireo volontaire FJKM sy ny ao amin'ny sekoly Katolika, ka nanokatra ny sekoly hitobian'ireo traboina.

Maro no mipetraka ao amin'ny Tranompokonolona, ao amin'ny FOFI, ao amin'ny Kaominina, ao amin'ny sekoly FJKM, ao amin'ny Sekoly Katolika St Joseph.


Ny olona azon'ny fiakaran'ny rano avy eto amin'ny manodidina aloha no tazana. Ao ny avy ao Ankadimbazaha sy Vohidravina ary misy avy amin'ny quartier eto Maroantsetra tanàna ihany koa.

Publié dans Vaovao

Suite à la Forte Tempête Tropicale, Nosy be recense 2 morts et 30 maisons détruites, plusieurs sinistrés.

Le pont Joby est inondé, la route vers Dzamandzar et Ambatoloaka se trouve coupée.

(Voir Galerie Photo)

Publié dans Fil info

Manomboka miakatra an-tanàna ny rano. 

Efa malefaka ny rivotra sy ny orana fa ny ranobe no mampatahotra.

(Jereo Sary Gasypatriote Maroantsetra)

 

Publié dans Tselatra

Niainga androany teto Bekopaka hatolotra ny Fampanoavana amin'ny Fitsarana Ambaratonga Voalohany any Maintirano ireo roalahy voarohirohy nitifitra sy nahafaty raim-pianakaviana iray sy ny zanany menavava teo an-trotroany sendra nakanaka rivotra teo an-tokontaniny.

Ny 28 febroary tokony ho tamin’ny 8 ora sy 30 min, no nitrangan'ity vono olona ity tao Ambalakazaha, Fokontany iray avaratra akaiky an'i Bekopaka.

Tifitra in-droa no nahafaty azy mianaka ka voa tamin’ny tanany havia sy ny fony ilay raim-pianakaviana rehefa niditra namakivaky ilay zaza teo am-pofoany ny bala. Niara-maty izy mianaka.

 

Publié dans Tselatra
samedi, 17 mars 2018 13:54

Fianarantsoa: Hasotry eny Andrainjato

Namoaka ny andiany Fanamby sy Afaka ny sampam-pianarana fitsaboana eny amin'ny oniversiten'i Fianarantsoa. 96 no isan'izy iray tarika. Ny Profesiora Rabarijaona Mamy no ray mpiahy.

33 ireo mpianatra dokotera ao amin'ny andiany fahatelo navoakan'ity sampam-pianarana ity, 27 kosa ny mpampivelona ary 36 ny mpitsabo mpanampy samy avy ao amin'ny andiany faharoa antsoina hoe "paramédicaux".

Publié dans Vaovao

Resaka Véronique est nommée en conseil des ministres hier vendredi 16 mars, Ambassadeur Extraordinaire et Plénipotentiaire de la République de Madagascar auprès de la Suisse, Représentant Permanent de la République de Madagascar auprès des Institutions Spécialisées de l’Organisation des Nations Unies à Genève et à Vienne.

Resaka Véronique est une diplomate de carrière, elle était Chargée d'Affaires a.i auprès de l'Ambassade de Madagascar France.

 

Publié dans Fil info

Dr Joséa Ratsirason est évincé du poste de Secrétaire Général du Ministère de la santé publique, qu’il a occupé depuis le 11 mars 2015. Il est remplacé par Ratsimbasoa Claude Arsène, le désormais ex-Directeur du Programme national de lutte contre le paludisme (PNLP).

D'après des indiscrétions, le Dr Joséa Ratsirason, a déposé sa démission, refusant ce qui se passe au sein du ministère, mais on lui a refusé cette démission, suivie finalement par ce limogeage.

 

Publié dans Fil info