Filtrer les éléments par date : mardi, 13 mars 2018

Notafihan’ny dahalo ny tanan'Ambohimiera, Distrikan'i Ifanadiana ny alahady 11 martsa 2018. Rava ny tanàna.

Miraviravy tanana ny mponina, mahatsiaro ho tsy misy mpiaro.

 

Publié dans Tselatra