Filtrer les éléments par date : vendredi, 09 février 2018

Roa andro taorian'ny fandalovan'ny filoha mpanorina ny Antoka sy Dinan'ny Nosy (ADN) dia mbola iadian-kevitra ny resaka sy famelabelaran-kevitra nataony. Eo ny filazany fa ny fanovàna rafitra no mahamaika fa tsy fifidianana filoham-pirenena, izany hoe : ny fametrahana ny federalisma sahaza.

Voatonony tao anaty famelabelaran-kevitra ny tsy fankatoavany ny fizotry ny fifidianana mialoha ny fandatsaham-bato izao. Nohamafisiny tao anatin'izany fa tsy fampielezan-kevitra no anton-diany.

Nanazava ny diabe ho fakana ny hevitra isa-paritra amin'ny alalan'ny dinam-piarahamonina ihany koa i Edgar Razafindravahy tamin'izao fandalovany izao. Hajoro anaty fohy ezaka ny ADN sampana tanora sy vehivavy aorian'izany.

 

Publié dans Politique

Le nouveau membre de la HCC, Tahiana Rabetokotany, a prêté serment: Pour le respect de la Constitution et de l’Etat de droit

Lors d’une audience solennelle en son siège, à Ambohidahy, la Haute Cour Constitutionnelle a reçu le serment de son nouveau membre, Madame Tahiana Rabetokotany, ce 9 février. La cérémonie s’est déroulée en présence du Président de la République, des représentants du Sénat et de l’Assemblée Nationale, du Premier Ministre, ainsi que de quelques membres du Gouvernement.

Madame Rabetokotany Tahiana a été désignée membre de la HCC au titre du Président de la République, suite au décès, en mars 2017, du juge constitutionnel Yvonne Lala Herisoa Raharison Ranoroarifidy.

Publié dans Politique

Le syndicat des employés de la Commune urbaine d’Antananarivo Renivohitra (SMKAR), tire la sonnette d’alarme, car leur salaire mois de février 2018 risque de ne pas être payé faute de budget.

Selon Mamy Rafanomezantsoa, secrétaire général du SMKAR, le Préfet de Police d’Antananarivo n’a pas donné suite au contrôle de légalité sur le budget municipal voté par le Conseil municipal au mois de janvier 2018.

 

Publié dans Fil info

Nifanosehana ny fanaterana antotan-taratasy hidirana ho mpikambana ao amin'ny Assanati Famo Gidraka eto Mahajanga. Omaly tolakandro teo no nandraisana ireo olona sahirana maniry hisitraka ny asa soa ataon'ny fikambanana.

Mahatratra 1425 ireo mpikambana eto Mahajanga ankoatra ireo any amin'ny faritra samihafa. Ho fanamarihana sy fiarahabana ireo mpikambana rehetra nahatratra ny taona dia nozaraina vary isan'olona ireo rehetra tonga niaraka tamin'ny karatra maha mpikambana ary teo no ho eo ihany koa dia nahazo ny anjarany ireo nahafeno fepetra.

Publié dans Sociale

Asa fampihorohorohona maro no efa nanenjehana an’i Beantoandro Jimmy Reginaldo dit Jimmy Fôrôsy. Efa nisy fotoana nitsoaka teo ampanaovana famotorana azy teny amin’ny mpitandro filaminana izy, ary tamin’ny taona 2016 aza dia voatery nitifitra ny Polisy teo ampisamborana azy teny Antanifotsy-Sambava fa tsy nahavoa azy.

Omaly 08 febroary 2018 tao anatin ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety no nanambaran’ny Lehibeny Commissariat de Police Totozara Théogène fa “maherin'ny roapolo ny fitoriana tonga ato amin’ny Polisy amin’ny asa ratsy vitan’ity Jimmy ity izay mpamono olona, mpandroba, mpanolana… ka ny alarobia 07 febroary 2018, teo ampanaovana asa ratsy nandroba teny an-tsena izy no tra-tehak’ireo tanora matanjaka tao Antanifotsy, nefa rehefa tonga ny Polisy haka azy dia efa tonga maro teo ihany koa ny fianakaviany sy ny namany nitady tsy hanaiky ny hitondran’ny Polisy azy”.

Misy hatrany ireo olona ambony manelanelana rehefa misy olona tahaka ity ka lasa mahakivy ny mpitandro filaminana manao ny asany, ka mampanahy ny mponina aty amin’ny faritra SAVA.

 

Publié dans Vaovao
vendredi, 09 février 2018 14:07

La santé de nos dirigeants

Le décret présidentiel 2018-97 datant du 02 février 2018 portant sur l’intérim du premier ministre a fait couler beaucoup d’encre. Ce dernier étant parti faire un contrôle médical au département français de la Réunion.

Si l’aspect politique de ce déplacement pour « raison de santé » est clos avec le retour du PM, une question capitale se pose pour certains observateurs : quel est l’état de santé de nos dirigeants ?

Tout le monde se souvient l’évacuation de Solonandrasana Olivier Mahafaly vers la Réunion le 8 mars 2016 alors qu’il n’était que le ministre de l’Intérieur et de la décentralisation victime d’une « hémorragie intestinale grave ».

L’opacité entretenue autour de son cas pour cause de « solidarité gouvernementale » a favorisé toutes sortes de rumeurs : empoisonnement,…

Publié dans Politique

La dernière paie remonte en mai 2017, les employés de la Commune Urbaine d’Antsirabe réclament leurs huit mois de salaire impayés.

 

Publié dans Fil info

Nigadona ny 08 febroary 2018 tamin’ny dimy ora sy sasany hariva, teo amin’ny seranam-piaramanidina Ivato ny Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta, Mahafaly Solonandrasana Olivier, rehefa avy nanao fizaham-pahasalamana tatsy amin’ny nosy La Réunion.

Publié dans A la Une
vendredi, 09 février 2018 08:26

Toamasina: Plan d'urbanisme et circulation

Anisan'ny renivohim-paritany tsara tokoa i Toamasina. Nefa dia manomboka mikorontana ny fanorenana trano, ny fitaterana ary ny fivezivezen'ny olona, ny posy, ny bisikileta ary ny fitohanan'ny fiarakodia. Ny kamiao samy manao izay ataony.

Ho jerena arak'izany ny drafim-panorenana, Plan d'urbanisme, mba hifandraika amin'ny Tanàna lehibe misy ny seranan-tsambo vaventy na ny Port, indostria ary fizahan-tany, amoron-dranomasina.

Asiana zotra Tramway, mirefy 2,800 km, mamakivaky ny tanàna eo ampiandohana, Tranonjiro Ankirihiry - Bord.


La très belle ville de Toamasina commence à se dégrader, bouchon partout, la circulation en ville devient un cauchemar, tant au piéton qu'au double ou triple cycles et surtout pour les voitures. Les camions entrent et sortent comme ils veulent.

Publié dans Editorial