Filtrer les éléments par date : mardi, 06 février 2018

Lancée officiellement le 12 juin 2017, la construction du nouveau terminal international de l’aéroport d’Ivato avance, car 25% des travaux sont actuellement achevés. Le Président de la République est venu suivre l’évolution de ce grand chantier, dans la matinée de ce 5 février, en compagnie de plusieurs membres du Gouvernement, ainsi que des responsables de Ravinala Airports, lequel regroupe Aéroport de Paris Management, Bouygues Bâtiment International, Colas Madagascar et Meridiam.

Pour le Président Rajaonarimampianina, après six mois de travaux, le futur terminal international d’Ivato commence à prendre forme. Les charpentes métalliques indispensables pour la construction de ce bâtiment ultramoderne, inspiré du « ravinala », sont actuellement en cours de montage, conformément aux normes requises.

Publié dans Economie

Maty tsy tra-drano ny lehilahy 38 taona iray raha nisikotra manga tamin'ny vy ka nahakasika tariby mitondra herinaratra.

Teny Andranomalahelo eny amin'ny Fokontanin'i Rova no nitrangan'izany ny tolakandron'ity talata 6 febroary ity.

Nampikatso ny fikorian'ny famatsiana herinaratra izany tranga izany tao anaty minitra maro.

Nampiato ny fandefasana ny onjam-peo sy fahitalavitra mitoby eny an-toerana ihany koa izany nandritra io fotoana io.

 

Publié dans Tselatra

Tratra ary dia niharan'ny fitsaram-bahoaka tao amin'ny fokontany Androvakely, Kaominina ambonivohitr'i Morondava ny alin'ny alahady 4 febroary i Zaly.

Malaso mpamaky trano sady mamono olona efa nokarohina nandritra ny enim-bolana mahery tato anatin'ny Distrikan'i Morondava ity farany.

 

Publié dans Tselatra

Nanomboka ny hetsika fampisiana fiaraha-miasa amin'ny fokontany ny Antoka sy Dinan'ny Nosy amin'ny alalan'ny fanadiovana teo Tambohobe ny andron'ity talata 6 febroary ity.

Izany dia natao teo ambanin'ny lohahevitra voizina antsoina hoe Ecolobus, izay anentanana eo amin'ny lafiny tontolo iainana sy Zon'olombelona.

Nanatanteraka io fiarahana mandio amin'ny solontenan'ny mponina eo amin'ny fokontany io ny mpikambana ao amin'ity antoko politika nijoro volana vitsivitsy teto Fianarantsoa ity.

Andrasana eto an-toerana ny andron'ny alarobia 7 febroary kosa ny filoha mpanorana ny antoko mba hitondra fanazavana momba ny Federalisma Sahaza.

Publié dans Vaovao

Tsy kely lalana ny mpanao fitaterana karazam-biby mampiavaka an'i Madagasikara fa misangy amin'ny fahafatesana mihitsy. Sokatra nafenina tao anaty valizy 3 ka nasitrika anaty vatapaty no saron'ny Polisim-pirenena ny alin'ny alahady hifoha alatsinainy lasa teo. Nisy rongony folo lasaka ihany koa tratra niaraka tamin'izany.

Fiara ambaran'ny mpamily azy fa niainga tany Sakaraha no nitondra ireo entana tsy ara-dalana ireo ka nizotra mianavaratra amin'ny lalam-pirenena faha-7 sy nandalo fisavàna mpitandro filaminana maro vao tratra teto Fianarantsoa.

Publié dans Vaovao
mardi, 06 février 2018 10:23

Déchets non traités en augmentation

L'indice de richesse ou de pauvreté se trouve aussi bien dans son assiette que dans les déchets, c'est selon qu’on voit les choses en amont ou en aval.

Il y a plusieurs sortes de déchets : ménagers, industriels, naturels surtout humains (les matières fécales).

Rappelons qu’une personne saine, rejette par jour entre 150 et 200g de fèces, selon les observations médicales, par simple arithmétique un homme évacue en moyenne 75kg/an et aux alentours de 5 tonnes de matières fécales durant sa vie c’est-à-dire pour une durée de 75 ans.

Pour une population plus de 2 millions d’habitants, l’agglomération d’Antananarivo « produit » 150 000 tonnes par an de déchets fécaux soit 75 000 rotations de camions benne d’une capacité de 20 t si c’était le mode de transport choisi.

Publié dans Politique
mardi, 06 février 2018 10:07

Dématérialisation de la monnaie

Anisan'ny ahiahin'ny maro hatrany ny hoe aiza isika no ahita vola sy mpamatsy vola anatanterahina ny tetikasa tiana ampandrosoana ny Firenena.

Efa nometsika teto moa ny momba ny fifehezana ny vola malagasy, ny fanafoanana ny MID, ny tsy fiankinan-dohantsika amin'ny vahiny, ny famokarana sy ny fanomezana asa ho an'ny rehetra.

Eto kosa isika dia io vola mivezivezy io mihitsy no ho resahina.

Efa manomboka mahazatra antsika ny Mvola, ny Orange monnaie, ny Airtel monnaie. Ireny dia tafiditra amin'ny dématérialisation de la monnaie avokoa, izany hoe tsy misy lelavola mivezivezy intsony fa dia mitovy amin'ny crédit téléphone, azotsika jerena, firy sisa ny crédit tsika, na ilay solde. Azotsika atao ny mizara na mandefa ilay crédit, de toi et moi, azo atao no mandrotsaka crédit ao anaty compte.

Toy izay koa ity carte jaune sy carte verte ity.
Ny mavo dia ho an'ny olo-tsotra, ny maitso dia an'ny professionnel na ireo mpandraharaha sy mpivarotra.

Publié dans Editorial