Filtrer les éléments par date : mardi, 27 février 2018

Androany talata 27 febroary 2018 maraina no nitranga ny loza tao amin’ny fokontany Tsarasaotra-Antsirabe. Lahy antitra iray, taizan’aretina ka nalemy tao am-pandriana efa an-taonany no may kila forehitra tamin’izany.

Raha ny tombatomban’ny maro dia teo amin’ilay kidoro spaonjy natorian'ilay lahy antitra no mety niandohan'ny afo.

Publié dans Vaovao

L'ancien ministre de la sécurité intérieure, du temps de la Transition, l'Inspecteur général de Police Rakotomihantarizaka Organès Rémi Sylvain s’en est allée à l’âge de 70 ans. Le décès est survenu mercredi 21 février dans la capitale de Menabe.

Le corps a été enterré et a rejoint ses aïeux dans le caveau de famille à Ambatofinandrahana – Amoron’i Mania hier lundi 26 février 2018.

 

 

Publié dans Fil info

Mandalo fahasahiranana ara-pitaovana isika eto amin’ny JIRAMA Sambava hoy ny Tale Rabeatoanina Hubert androany.

Simba ny milina roa izay manana tanjaka 1200KVA sy 300KVA izay tokony ho fanampin’ireo milina efatra izay mandeha amin’izao. Noho io dia tsy maintsy manaisotra hatrany amin’ny 800KW isika ka izay ny antony tsy miampisy jiro any amin'ny kartie sasany raha tsy adiny roa na telo isan’andro fotsiny.

Ireo kartie misy biraom-panjakana sisa no vatsiana jiro 20/24 ora.

Publié dans Sociale
mardi, 27 février 2018 16:16

Fianarantsoa: Olana amin'ny fananantany

Ny fandovàna, fanamaintisa-molaly ary didy miafina no isan'ny tranga nanontanian'ireo tantsaha tonga nanatrika ny hetsika famaliana ny fanontaniana momba ny fananantany teto Fianarantsoa ity talata 27 febroary ity.

Nikarakara izany fampihaonana ny olontsotra sy ireo tompondraharaha ara-panjakana sy tsy miankina izany ny onjampeo iray eto an-tanana.

Fanontaniana matetika mipetraka eny anivon'ny fiaraha-monina ka nampitain'io onjampeo io ombieny ombieny no antony nanatontosana io fotoana io.

Publié dans Tselatra
mardi, 27 février 2018 15:46

Vohémar: Enterrement Député Abdillah

L'ancien vice-président de l'Assemblée Nationale et ancien Chef de région de la SAVA souffrait du cancer du rein. Il a déjà subi d'une transplantation rénale en Inde. Il y a été évacué à maintes reprises. Il est décédé ce mercredi 21 février.

La dépouille du Député était arrivée à Sambava ce dimanche, et après un passage à la grande salle de la Région, le député Abdillah est ramené vers sa famille à Vohémar.

Publié dans Fil info

Les transitaires sont excédés actuellement car chaque semaine, il y a toujours une note d'augmentation tarifaire de la part de la douane.

Beaucoup se posent la question si la loi des finances changent toutes les semaines.

En plus du désagrément vis-à-vis des clients qui reçoivent également des modificatifs de leurs factures, la douane complique de jour en jour les contrôles, un conteneur passe plus d'une semaine en transit, et un conteneur déjà contrôlé passe une autre journée pour d'autres vérifications.

C'est indéniable que ces complications, engendrent des hausses de prix au niveau des consommateurs, car les transitaires imputent aux importateurs leurs charges supplémentaires, qui à leur tour aussi vont augmenter le prix de leurs marchandises aux consommateurs finaux.

 

 

Publié dans Economie

Nanaitra ny mpanjifa teto Sambava androany 27 feboary 2018 ny fiakaran’ny vidim-bary vahiny. Lasa 700 Ariary ny kapoaka raha nampidin’ny mpivarotra ho 600 Ar izany nandritra ny fandalovan’ny Minisitry ny varotra sy ny fanjifana Chabani Noudine taty SAVA, ny herinandro lasa iny.

Diso fanantenana tanteraka ny mponina satria raha ny fifampidinihana tamin’ireo mpanafatra vary sy ny mpamongady ary ireo mpivarotra antsijarany dia ho foanana ny fanararaotana mihoapampana amin’ny vary izay ilain'ny mponina isan’andro.

Nivoitra tamin’io fifampidinihana io fa tokony ho 500 Ar ny kapoaka manomboka amin’ity herinandro ity ary ho 71.000Ar ny iray kitapo eny amin’ny mpanafatra, 81.000Ar any amin'ny mpamongady ary 85.000Ar eny amin’ny mpaninjara.

Tsy voahaja anefa izany ankehitriny.

 

Publié dans Tselatra
mardi, 27 février 2018 15:02

Fahasalamana: Mila vonjy i Miorda kely

Tratry ny fivontosana amin’ny loha i Rasoarinirina Fanomezantsoa Miorda. Tsy mitsaha-mitombo io fivontosana io hatramin’ny nahaterahany. Zazavavikely vao iray volana nahaterahana i Miorda, teraka ny 28 janoary 2018 tao Ambodiangezoka Andapa.

Tsy voatsabo tany SAVA ny aretiny ka nakarina aty Antananarivo. Ny alahady 11 febroary 2018 no niala teto Sambava ny fiaramanidina nitondra azy mianaka hanaraka fitsaboana any Antananarivo.

Nifarimbona tamin’ny fandefasana azy ireo ny sampandraharahan’ny mponina, ry zareo avy amin ny Association Compassion Madagascar, ary ny solombavam-bahoaka Zoky Vonjy.

Publié dans Sociale

Le « Fisandratana 2030 » se cherche un avenir. Après la sortie en catimini en France la semaine de la Saint Valentin, Hery Rajaonarimampianina s’envolera cette semaine pour la capitale russe Moscou.

Une visite discrète, apprend-on, pour attirer les Russes qui s'intéressent peu à Madagascar, car même l'ambassade de Madagascar en Russie aurait été mise à l'écart pour l'organisation de cette visite.

Sauf changement de programme, Hery Rajaonarimampianina est attendu jeudi à l’université russe de l'amitié des peuples (RUDN) qui accueille les étudiants venus de 155 pays du monde dont Madagascar.

 

Publié dans Fil info

Aty Morondava no voasafidin’ny solotenan’ny Papa mpino silamo Chiite, Said Almourtouza, nanaovana fitsidihana voalohany omaly ka nanolorany fitaovana momba ny informatika ho an’ny Kaominina ambonivohitr’i Morondava.

Maniry ny hitohizan’ny fiaraha-miasa ny Ben’ny Tanàna, ny lehiben’ny Faritra ary koa ny Prefen’i Morondava. Nitohy tamin’ny fitsidihana Mosquée roa eto Morondava ny diany.

Miisa 11 no mandrafitra ny delegasiona miaraka amin’ity solotenan’ny Papa mpino Chiite ity ary milaza fa tsy hiamboho adidy hanampy an’i Madagasikara, indrindra fa Morondava, araka izay “efa nambaran’ny mpaminany fa rahalahy ara-pinoana ny olon-drehetra”.

 

Publié dans Tselatra
Page 1 sur 2