Filtrer les éléments par date : mercredi, 21 février 2018

L'ancien vice-président de l'Assemblée Nationale et ancien Chef de région de la SAVA souffrait du cancer du rein. Il a déjà subi d'une transplantation rénale en Inde. Il y a été évacué à maintes reprises. Le député de Vohémar a quitté Madagascar il y a un mois pour suivre le traitement, accompagné de son épouse et son frère mais le sort en a décidé autrement. Il est décédé ce mercredi.

Le programme de rapatriement de la dépouille mortelle du député VPM-MMM de Vohémar Abdilah n'est pas encore établi. Le président de l'Assemblée nationale est d'ailleurs absent au pays, Jean Max Rakotomamonjy est en mission en Corée du Sud.

 

Publié dans Fil info

Namonjy fahorian'ny rafozam-baviny taty Morondava ny Kontrolera jeneralin'ny Polisim-pirenena, no minisitry ny filaminana anatiny tamin'ny Tetezamita, Rakotomihantarizaka Organès, no izao nindaosin'ny fahafatesana izao teo amin'ny faha 70 taonany.

Nianjera tao amin'ny efitra fidiovana ka tsy tafarina intsony.

Ny nofo mangatsiakany dia entina any amin'ny fasan-drazany ao Ambatofinandrahana – Amoron’i Mania rehefa ampandalovina ao Andranoro Antehiroka, fonenany farany tamin'ny fahavelony.

Teny amin'ny fifampiaraban'ny samy zanaky Fianarantsoa ny 10 febroary teny amin'ny A&C no nahitana ity senatera teo aloha tamin'ny andron'i Marc Ravalomanana ity farany.

Namela kamboty 7 mianadahy.

 

Publié dans Tselatra

Tanterahina eto amin’ny Kianja Rabemananjara-Mahajanga amin’izao tolak'andro izao ny lalao miverina fiadiana ny tompon’ny amboaran’i Afrika, ifanandrinan’ny Fosa Junior Boeny sy ny AFC Léopards Kenya.

Nirava ady sahala 1 noho 1 ny ekipa roa tonta ny 11 febroary lasa teo.

 

 

Publié dans Sport
mercredi, 21 février 2018 16:30

21 février

Journée internationale des guides touristiques.
Cette journée est aussi dédiée à la langue maternelle.

Publié dans Fil info

Cette insuffisance a été décriée par certaines familles des malades et une partie du personnel soignant. Beaucoup de malades sont en danger mortel... pour ce manque de matériel médical ou matériels défectueux.

 

Publié dans Fil info

Nosantarin'ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka, Pr Andriamanarivo Mamy Lalatiana mpiahy ny faritra Vakinankatatra io maraina io ny fandoavana ny karaman'ny sefo Fokontany, ka ny Distrikan'Antsirabe voalohany no nanaovana izany.

Tambinkarama 18 volana no indray naloa ho an'ireo Fokontany mandrafitra an'i Vakinankaratra.

 

Publié dans Tselatra

Roa andro taorian’ny nanjavonany vao hita ilay zazavavy 14 taona, saingy efa vatana tsy nisy aina intsony. Nandeha nanihika makamba niaraka tamin’ny namany no nivoahany ny trano ny atoandron’ny alahady 18 febroary teo, saingy tany dia tsy niverina. Omaly tolakandro vao nahitam-bokany ny fikarohana saingy efa vatana mangatsiaka no hitan’ny Fokonolona.

 

Publié dans Tselatra
mercredi, 21 février 2018 10:15

Ambohimanarina: Nipoaka vao maraina ny basy

Lehilahy nivoaka maraina hamonjy tsena no lasibatry ny jiolahy teny Antanety Ambohimanarina androany tamin’ny dimy ora latsaka. Teo ampihazakazahana hiditra anaty taxi-be, teo Antanety Ambohimanarina, Boriborintany faha-6, Antananarivo Renivohitra izy sy vehivavy iray no nisy roalahy nisintona ny poketra teny amin’ilay vehivavy.

Nanohitra ireto farany, ka teo no nitifitra ireo jiolahy, voa tamin’izay ilay rangahy. Naratra mafy ity farany ary nentina namonjy hopitaly.

 

Publié dans Tselatra

L'ancien ministre de la sécurité intérieure, du temps de la Transition, le Contrôleur général de Police Rakotomihantarizaka Organès Rémi Sylvain s’en est allée à l’âge de 70 ans. Il aurait fait une chute fatale sous la douche.

Rakotomihantarizaka Organès s’y est rendu en famille pour assister les funérailles de sa belle-mère, or le destin en a décidé autrement. Le décès est survenu hier dans la capitale de Menabe.

Le corps quittera Morondava ce jour et ira rejoindre ses aïeux dans le caveau de famille à Ambatofinandrahana – Amoron’i Mania, après un passage à Andranoro Antehiroka là où il habitait de son vivant.

Publié dans Fil info

Le Chef de l’Etat était absent au pays le week-end dernier. Le service de la communication de la présidence n’a pas donné d’informations autour de son absence. Une source digne de foi nous a appris que le président rentrera la nuit du mardi (cette nuit). Une autre source nous a fourni quelques photos montrant Hery Rajaonarimampianina aperçu au marché de Rungis, dans le département du Val-de-Marne en France.

Publié dans Fil info
Page 1 sur 2