Filtrer les éléments par date : mardi, 20 février 2018

Niakatra fitsarana omaly 19 febroary ilay tovolahy nahatratrarana vato milanja 18g izay nokasaina hamidy teto Sambava ka 200.000Ariary ny iray grama. Nandritra ny fanadihadiana nataon'ny Zandary azy no nahafantarana fa hosoko ity vato ity. Fitaratra no mody namboariny ary nosorana menaka dia natao anaty sachet kely dia iny no hamitahana olona, ho vato sarobidy.

Nidoboka am-ponja avy hatrany, misazy enim-bolana ary nodidian'ny Fitsarana tao Antalaha handoa onitra 1 tapitrisa Ariary ihany koa ilay tovolahy, izay avy any Belambo, Kaominina Antsirabe Nord, Distrikan'i Vohémar.

 

Publié dans Tselatra
mardi, 20 février 2018 18:54

Où est passé l’or malagasy?

En 1918 la production d’or a atteint les 3 tonnes, en 2017 elle est déclarée officiellement de 1200 kg (1,2 tonnes) déclaré officiellement et ce pour le 1er semestre 2017 pour atteindre finalement 2 730 kg (2,73 tonnes) rien qu’à l’exportation.

Les chiffres donnés sont loin d’être fiables car si la production « officielle » était de 2 tonnes et plus en 2016, il n’a été que de 586 kg seulement !

Les hauts responsables sont ainsi satisfaits d’avoir dépassé la tonne d’or, d’autant plus que c’est la plus grosse quantité enregistrée depuis le retour de l’indépendance sans oublier qu’en 2014 on a enregistré officiellement que …0 kg !!!

Madagascar est un pays aurifère, quelques experts avancent le chiffre de 7 tonnes par an comme capacité minimum de notre île.

Publié dans Politique

Tsy fetezan'ny fiaraha-miasa eo amin'ny Mpanolontsaina sy ny Ben'ny Tanàna, ary koa ny fomba fitantanana ny Tanàna no nambaran-dRakotoarivelo Solofo Ginah ho anisan'ny antony nitarika ho amin'izao fametraha-mpialany izao.

Sambany teo amin'ny tantaran'ny Tanànan'i Toamasina no nisy filohan'ny Mpanolontsaina nametra-pialana.

 

Publié dans Tselatra

Teo amin'ny sakana nataon'ny motard zandary teo Bemanonga no nahita ireto pallissandre ireto androany, izay efa voatapatapaka ary natao anaty gony saika hoentina ao Antsirabe.

Tazomina ao amin'ny biraom-paritry ny tontolo iainana DREEF Morondava ireo hazo ireo amin'izao.

 

Publié dans Tselatra

Nanaitra ireo izay sendra handeha hanao fanazaran-tena tao amin’ny Stade Municipal ny nahita tovolahy iray nihantona teny amin’ny vody hazo ka nampandre haingana ireo solontenam-panjakana.

Nanambara ny mpanao fikarohana heloka bevava R.Jules Clément izay tonga teny an-toerana fa miandry ny fanambarana avy any amin’ny mpitsabo isika vao afaka mahafantatra ny tena tao ambadik'ity fahafatesana ity fa araka ny fahitanay avy amin’ny Zandarimaria dia namono tena ity tovolahy atao hoe : Ludovic monina ao Ambodisatrana II, avy any Marojala ity, fa na izany dia horaisinay an-tanana ny fanadihadiana momba ity tranga ity.

Publié dans Vaovao
mardi, 20 février 2018 18:00

20 février

Journée mondiale de la justice sociale.

 

Publié dans Fil info
mardi, 20 février 2018 07:32

Qui est Patrick RAHARIMANANA

52 ans, à Fénérive-Est Tamatave Madagascar 

Père : Majunga
Mère : Diego Suarez
Marié 3 enfants.
Catholique

Compétences professionnelles

 Aménagement hydro-électrique, Solaire, Eolien ;
 Grands ouvrages (barrage hydro-électrique) ;
 Management : planification, organisation, contrôle et suivi ;
 Gestion des ressources humaines, logistiques et financières ;
 Gestion des prévisions, des stocks et des approvisionnements ;
 Elaboration et gestion de budget ;
 Commerce et Marketing ;
 Informatique.

Publié dans Editorial

Miantso ny rehetra hifanome tanana hanavotana an'ity Firenentsika ity, ho fampandrosoana ao anatin'ny firaisan-kina maha Malagasy, ho fanavaozana tanteraka, na ny fomba fitondrana, na ny olona mitondra, hametrahana amin'ny toerana tokony hisy azy an'i Madagasikara.

Publié dans A la Une