Filtrer les éléments par date : lundi, 19 février 2018

Nandray anjara tamin'ny fampitam-baovao sy fampahafatarana momba ny "Arfagate" teto Fianarantsoa ity mpisolovava kalaza ity. Nasiany tsindrim-peo ny fifanarahana amin'ny firenena frantsay sy malagasy amin'ny fampiharana ny zo sy lalàna azo anenjehana sy iarovana an'i Houcine Arfa izay tokony hanefa sazy eto Madagasikara.

Nambaran’ny Maitre Razafinjatovo Willy fa resy lahatra amin'ny zavatra nambaran'ity vazaha ity ny tenany rehefa niresaka taminy.

Tsy nisy anefa ny fanamarinana sy fitsipahana ny zavatra niseho tao anatin'ny famelaberana natrehan'ny mpanara-baovao eto Fianarantsoa arak'izao hetsika karakarain'ny Amis de Lakroa izao.

Publié dans Sociale

Bolabola andramena niisa 35 no saron'ny Zandary teto Vinanikarena-Antsirabe, amin’ny lalam-pirenena faha-7, ny sabotsy 17 febroary teo, nokasaina hoentina any Ambositra. Fiara mpitatitra no nitondra azy ireo ary natao tao anaty gony niisa 7.

Entana natao ireny “colis” alefa fotsiny ireny moa izy ity, izay tombanana fa avy any Morondava, ary hamidy amin'ny mpanao asatanana. Mbola nogiazana moa ireo hazo ireo sy ilay mpamily aloha hatreto, hanokafana fanadihadiana.

 

Publié dans Tselatra

Nandeha nanihika makamba niaraka tamin’ny namany no nivoahany ny trano omaly alahady 18 febroary, tany dia tsy niverina. Tsy mbola hita hatramin’izao ity zazavavy kely ity.

 

Publié dans Tselatra

Nanitsy ny feo miely ny Solombavam-bahoaka voafidy tao Antalaha, Laisoa Jean Pierre dit Jaovato fa hoe : namory ireo Ben’ny Tanàna avy amin’ireo Kaominina miisa 86 aty SAVA tao Maromokotra fa hoe : hilatsaka hofidina ho filoham-pirenena ny tenany. Nahitsy ny teniny ny sabotsy teo : “Tsia tompoko ! Tsy marina izany”.

Nanolotra valopy 4 tapitrisa Ariary ho an’ireo Ben’ny Tanàna, ny Depiote Jaovato izay nozaraina isaky ny Distrika efatra mandrafitra ny faritra SAVA entin'izy ireo manampy amin'ny fampandrosoana ny Kaominina misy azy ireo.

 

 

Publié dans Tselatra
lundi, 19 février 2018 12:20

Des rechigneux

Quelques faits apparus ces derniers temps montrent le caractère rechigné de certains de nos compatriotes. Rechigner s’explique par « témoigner de la mauvaise volonté à faire quelque chose ».

Certains observateurs mettent ce comportement sur le dos de la pauvreté, car parfois les innovations proposées apportent des conséquences jugées désastreuses comme la perte d’une ressource.

Mais est-ce la seule raison ? En ce tournant sur la longue histoire sociale de notre pays, les changements ont été toujours mal vécus.

En remontant 2 siècles auparavant, les historiens ont pu constater le rechignement des Malagasy à faire leur service militaire, dans la mesure où les conscrits eux-mêmes payaient leur équipement. A cette époque les déserteurs vont peupler les espaces vides du Moyen Ouest (Bongolava, Ambongo, Bemaraha) en créant des zones de non-droit existant jusqu’à nos jours.

Publié dans Politique

Ny zoma 16 febroary 2018 teo dia sekoly tsy miankina iray teto Ambatofitatra Sambava nanao fifampiarahabana tratry ny taona ka nony nody hariva ireo dia nahitana mpianatra mamo tsy naharay tena nony tonga tany an-tokantranon’ny Ray aman-dreniny.

Nampiaka-peo noho izany ireto farany fa nahoana ny zanakay no nomenareo zava-pisotro mahamamo tany an-tsekoly ?

Niantso ny mpampianatra izay niahy ny “classe de 3eme” ao amin’ity sekoly ity, ny Proviseur. Mpampianatra roalahy no nanao fandaminana sy fanaraha-maso nandritra ny fety. Niaiky izy ireo fa “nividy zava-pisotro mahamamo fa tsy tokony hahamamo ireo ankizy ireo”.

Publié dans Tselatra

Nandaniam-bola teo amin’ny 22 tapitrisa Ariary ity dentisterie na toerana vaovao fitsaboana nify nomena ny hopitaliben’i Sambava ity. Tonga nitokana izany taty an-toerana ny minisitry ny fahasalamana Pr Andriamanarivo Mamy Lalatiana ny 17 febroary 2018 teo.

Nilaza ny minisitra fa ho rakotra ny toeram-pitsaboana ara-pahasalamana ity faritra SAVA ity mialohan’ny volana Jolay (2018).

 

Publié dans Tselatra

Un an après la fusillade sanglante visant Dilavarhoussen Reza Mamod et son fils à Ambatobe, les criminels courent toujours, et semblent même sous bonne protection.

Publié dans A la Une

Dirigé par leur Président, Jaona Ely Rajeriarinalina, le bureau de l’Ordre des Experts Comptables et Financiers de Madagascar a été reçu par le Président de la République, Hery Rajaonarimampianina, au Palais d’Iavoloha, dans l’après-midi de ce jeudi 15 février.

Ce fut l’occasion pour l’Ordre des Experts Comptables de remettre au Chef de l’Etat, en tant que Raiamandreny, le Rapport d’activités 2017-2018, ainsi que les textes de Fondation de l’Ordre des Experts Comptables, comportant la consolidation des acquis et les règles de la profession.

Publié dans Economie
lundi, 19 février 2018 10:21

Mantasoa

Réunion bloquée du Gouvernement, à Mantasoa.

 

Publié dans Fil info
Page 1 sur 2