Filtrer les éléments par date : vendredi, 16 février 2018
vendredi, 16 février 2018 18:43

Vaky trano: Sarona raglady sy ny namany

Tsy tahotra tsy henatra fa andro atoandro be nanahary no namakian'ireto jiolahy ireto ny trano iray teny amin'ny La Corniche-Mahajanga ny alatsinainy lasa teo.

Tamin'ny 11 ora atoandro no nanaovan'izy ireo ny asa ratsiny ary nisy nahatsikaritra Izy ireo efa mitatitra ny entana amin'ny Bajaj.

Ny laharan'ny Bajaj voarain'ireo olona nahatsikaritra ny zava-nisy no nahasamborana azy ireto ka ilay lehilahy mpandray entana nivantanany avy nangalatra no voasambotra voalohany, ary nanondro ny ilay olona tena nanatanteraka ny vaky trano izay efa mpanatitra entana eo aminy.

Publié dans Vaovao

Tsy takona afenina intsony ny hosoka sy ny olana momba ny fifamoivoizana eto Sambava tampon-tanana ary manararaotra mihitsy ireo milaza fa akaikin’ny mpanao politika tahaka ity tranga iray ity. Bajaj roa samihafa, samy miasa manao fitaterana eto Sambava nefa mitovy laharan’ny fiara ary vita dika mitovy natao “photocopie” miloko ny taratasy ampiasain’ny Bajaj iray.

Tra-tehaky ny Polisy ireo, saingy tsy afaka nanao ny asa ara-dalana ny lehiben’ny Polisy eto an-toerana momba ity tranga ity satria nahazo fampitahorana avy tamina mpitondra akaiky ny HVM, raha efa teo ampiomanana hatolotra ny raharaha amin’ny Fitsarana Ambaratonga voalohany any Antalaha. Vokatr’io tsindry io dia nomena fahafahana ny 14 febroary 2018 ary naverina amin’ny tompony ny taratasin’ireo fiara.

Publié dans Vaovao
vendredi, 16 février 2018 18:13

Andro maneran-tany ho an'ny Radio

Notontosaina ny talata 13 febroary teo ny andro maneran-tany ho an’ny Radio, ka nisy ny fandaharana miara-manonja izay natao tao amin’ny RNM Anosy, izay niarahan’ireo mpanao gazety maro nandray anjara tamin'ny nanantontosana izany fankalazana izany.

 

Publié dans Tselatra
vendredi, 16 février 2018 18:11

Ambohijatovo: Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana

Namory ny mpanao gazety teny amin’ny Planete terrasse Ambohijato tamin'ny talata 13 febroary teo ny HETSIKY NY MPITONDRA FIVAVAHANA na ny MOUVEMENT DES LEADERS RELIGIEUX.

Nanao fanambarana izy ireo fa dia tokony ho foanana ny kolikoly eto amin’ity nosintsika ity, ary tsy tokony hitsabaka amin’ny resaka politika mihitsy ireo miaramila.

 

Publié dans Tselatra
vendredi, 16 février 2018 09:01

Vohémar: Gaboraraka ny fitaterana

Taxi-brousse nitondra mpandeha miisa 29 raha 18 ny voasoratra anaty "carte grise". Santionany amin'ny zava-mitranga io. Fiara mini-bus avy tany Vohémar handeha Sambava no tsy afaka sakana intsony teo Ampanefena rehefa tra-tehaky ny Zandary tamin'ny fiandohan'ny herin'andro teo.

Voatery nampidinina ireo mpandeha miisa 11 nihoatra.

 

Publié dans Tselatra
vendredi, 16 février 2018 08:55

Musée de la Photo

Notokanana omaly alakamisy 15 febroary teny Anjohy ny trano fitahirizam-bakoka izay mahakasika ny sary tany aloha tany.

Nisy ny valan-dresaka natao teny amin’ny IFM Analakely omaly izay nojerena manokana ny fomba fitahirizana ireo sary.

Maro ireo mpiara-miasa toy ny eo anivon’ny arsivam-pirenena sy ireo mpitahiry sary samihafa fa misintona ny saina dia ny teratany vahiny no tena mpandrindra ny fananganana ity trano fitahirizan-tsary ity.

 

Publié dans Art et Culture

Le Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana (HMF) ou mouvement des leaders religieux ont réuni cette semaine la presse au Planète d’Ambohijatovo Antananarivo. Après avoir gardé le silence presque cinq années durant, ce mouvement rassemblant des responsables religieux se sont de nouveau exprimés.

Ils ont rompu le silence devant le malaise généralisé dans lequel est plongée la nation malagasy en reprenant l'Evangile de Luc 19 verset 40 : Il répondit: «Je vous le dis, si eux se taisent, les pierres crieront!».

Pour ces ecclésiastes, Madagascar est sur une très mauvaise pente comme en témoignent la situation actuelle et il faut qu’ils interpellent les autorités pour qu’ils regardent la réalité en face mais ne s’emmurent pas derrière leurs conseillers et les chiffres pour se voiler la face.

Publié dans Politique

Si le team building ou construction d’équipe vise au renforcement de la cohésion d’équipe et améliorer son efficacité et efficience dans le cas du gouvernement, il a servi surtout à renforcer sa cohésion face à d’éventuels renvois de certains.

Il est donc sûr que la majorité des ministres pensent à sauver leur peau et plus exactement leur siège afin de préserver un certain train de vie, mais aucun ne pense à l’intérêt national. Rien d’étonnant qu’en 5 ans de présence aux commandes il n’y a eu aucun résultat tangible.

Il suffit de regarder l’expansion de l’insécurité dans tout le pays, en milieu urbain comme rural, les principales victimes sont les citoyens lambda alors que les opérateurs indo-pakistanais subissent des kidnappings et autres rackets.

Tout ceci a pris de l’ampleur depuis 2014, année du début effectif de l’administration actuelle.

La corruption a atteint des sommets inimaginables car elle se déroule en haut lieu et tout le monde, à tous les échelons, s’y met, le Bureau Indépendant Anti-Corruption (BIANCO) ne sait plus où se donnait de la tête. Certains hauts responsables n’hésitent pas à « faire caillasser » le portail du BIANCO, quand eux ou leurs protégés se font questionner par les investigateurs anti-corruption.

Publié dans Editorial
vendredi, 16 février 2018 06:55

Jacob Zuma, un exemple de démocratie

L’affaire Jacob Zuma a pris fin dans la soirée de mercredi quand le président sud-africain annonça sa démission avec « effet immédiat », l’homme originaire du Kwazulu-Natal perd ainsi son immunité, ainsi le risque est que Jacob Zuma devra probablement consacrer le restant de ses jours à lutter contre les accusations qui peuvent le mener en prison.

Publié dans A la Une
vendredi, 16 février 2018 06:51

Akyl libéré sain et sauf

Akyl libéré sain et sauf

Publié dans Fil info