Filtrer les éléments par date : mercredi, 05 décembre 2018

Ankoatra ireo 36 mangataka "amnistie" na.famotsoran-keloka ireo dia miisa 1300 eo koa ireo fangatahana fanonerana (réparation) noho ny raharaha nitranga teto Madagasikara hatramin'ny 2001 no mankaty.

 

Publié dans Tselatra

Hivantana avy hatrany amina tanàna enina, Antsiranana, Sambava, Mahajanga, Toliara, Tolagnaro ary Antananarivo ireo bileta tokana avy natonta tatsy Afrika Atsimo, sy ireo taratasy fitanana an-tsoratra hampiasaina amin'ny fihodinana faharoa.

Halefa eny amin'ny Distrika avy hatrany, ary ny tompon'andraikitry ny CENI eny anivon'ny Distrika no mandefa ireo fitaovana ireo hatreny amin'ny birao fandatsaham-bato, araka ny fanazavan'ny filoha lefitry ny CENI Thierry Rakotonarivo.

 

Publié dans Tselatra

Hanatanteraka "opération" ato amin'ny faritra arovana Menabe manomboka androany, ary haharitra 10 andro.

Ny ONG Fanamby no miantoka ny lany rehetra amin'izany.

 

 

Publié dans Tselatra

Nanao fanamby ny Tribonaly aty Toamasina ny andrava ity resaka kidnapping ity. Raha niainga tamin'ny fanadihadiana an'ireo tratehaka niaraka tamin'ny kalaky, nanao kidnapping an'i Armane Kamis, DG Transfy, dia nibaradaka ity irakiraka maloto ity, ka nanonona ireo mpaniraka azy.

Publié dans A la Une
mercredi, 05 décembre 2018 11:25

Solika: Niaka-bidy nanomboka omaly hariva

50 Ariary isaky ny litatra ny fiakarany.

 

 

Publié dans Tselatra