Filtrer les éléments par date : mardi, 06 novembre 2018

Ireo tambin-karama ho an'ireo mpikirakira fifidianana
Isan'izany ny sefo fokontany izay mandray 250 000 ariary isaky ny fotoam-pifidianana.

 

Publié dans Tselatra
mardi, 06 novembre 2018 06:27

Tapitra 12ora alina ny fampielezan-kevitra

Tsy fitandremana sa tsy fahaizana ? 
Efa hoe tapitra tamin'ny 12ora alina ny fampihelezan-kevitra, nefa 5h54 mbola misy mailing SMS ihany.
Tandremo lahy sao dia zavatra kely no ampienjera.
Publié dans Tselatra