Filtrer les éléments par date : jeudi, 22 novembre 2018

Vao maraina dia nanondidina ny tranony eny Ambohimahitsy ny mpitandro ny filaminana.

Amin'izao dia misava ny tranon'i Mbola Rajaonah ny Bianco, ary misy ihany koa no lasa eny amin'ny toeram-piasany eny Antsahabe.

 

Publié dans Tselatra
Page 2 sur 2