Filtrer les éléments par date : samedi, 17 novembre 2018

Etsy Nanisana - Antananarivo V, anio tolakandro, no hanatanterahana ny lanonana hamoahan'ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI) ny voka-pifidianana feno vonjimaika ho an'ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany, notanterahina ny 7 novambra 2018.

Voka-pifidianana tao amin'ny Distrika Amboasary Atsimo no voaray farany teny amin'ny CENI Alarobia omaly, rehefa nalaina fiaramanidina.

Nanao fanambarana omaly ny vondron'ny mpitandro filaminana, mampitandrina ireo izay mety hihoa-pefy na hanakorontana ka nilaza ny rehetra mba hiandry ampitoniana ny voka-pifidianana.

 

Publié dans Tselatra
Page 2 sur 2