Filtrer les éléments par date : samedi, 20 octobre 2018

C’est une grande première dans l’histoire des élections à Madagascar: les jeunes ont affirmé publiquement et avec conviction leur engagement à participer au processus électoral.

« Nous avons beaucoup investi pour enrichir les débats d’idées autour des élections, doubler nos efforts pour mobiliser nos pairs et amis jeunes femmes et hommes, dans les différentes localités de base pour qu'ils s'engagent de manière responsable pendant les élections: aller voter par rapport à des programmes réalistes et protéger leurs votes», a souligné Erico Randriamalala de l’association YMCA, Responsable Technique du volet Jeune du projet FANOA et principal initiateur de cet évènement.

Publié dans Sociale

Ny alarobia 17 oktobra tamin’ny 09ora maraina no natao ny “déliberation” ho an’i Toamasina.

Tapaka tamin’izany fa 09,75/20 no noraisina ho afaka bakalorea. Vokany dia nahitana fitomboana 04,63% ny taham-pahafahana raha noharina ny taona lasa, satria 37,69% izany tamin’ity taona ity raha tsy nisy afa-tsy 33,06% izany ny taona 2017.

Tamin’ireo mpiadina niisa 27.446 niala ireo tsy tonga an-jatony dia ny 10.899 no afaka soa aman-tsara ho an’ny bakalorea ankapobeny.

Raha ho an’ny bakalorea teknika sy teknolojika kosa dia nahatratra 42,99% izany ho an’ny voalohany, raha 61,84% izany ho an’ny faharoa.

 

Publié dans Tselatra

Trano lehibe, tsangambaton'ny Jobily faha-50 taonan'ny Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara sy faha-200 taona nidiran'ny LMS nitondra ny Filazantsara teto, ity notokanana androany teny Ivato ity ho toeram-panomanana Mpitandrina FJKM.

Vavaka eo amin'ny Kianjabe Mahamasina no hanakatona ity fankalazana ny Jobily ity rahampitso alahady 21 oktobra.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Sociale

Araka ny fanazavan'ny lehiben'ny mpitandro filaminana, izay tonga nisakana, ny kandida lah-36 Roseline Emma Rasolovoahangy io maraina io, dia toerana tsy azo amoriam-bahoaka ny faritra nokasain'ity kandida ity hanaovana kabary androany.

Publié dans A la Une

En ce premier anniversaire de la disparition du Professeur Albert ZAFY, Ancien Président de la République et Chef de l’État, l’heure devrait être au recueillement et au « fampihavanana », or, ce n’est pas le cas car des actes inqualifiables continuent d’être observés liés aux douloureux évènements du 13 Octobre 2017. Pour le Professeur Albert ZAFY, « Ny fihavanana toy ny fasam-bazimba, izay mandrava azy aloha kely ila », qui est traduite par le fihavanana est comme la tombe d’un vazimba, celui qui ne respecte pas ses engagements sera handicapé.

Publié dans Politique

Ity fanarahamaso ny fanajana ny Dina ity dia mifototra amin’ireo tranga misy, izay voamarina ny fisiany eo amin’ireto loharano ireto :

- Fampitam-baovao : an-tsoratra sy fahitalavitra

- Antso amin’ny alalan’ny laharana maitson’ny Tetikasa FANDIO

- Filazana avy eo amin’ny Rantsa-mangaikan’ ny Komity eny ifotony

- « Plateforme d’alertes précoces » arindran’ny Tetikasa PEV : www.alerte.pevmadagascar.eu

- Asan’ny Mpikambana mandrafitra ny Komity, anisan’izany ny « Initiative pour la transparence financière » na hetsika hangatahana mangarahara ara-bola izay ataon’ny TI IM, ka hikatona amin’ny faha 31 Oktobra 2018.

 

Publié dans Politique

Nitrangana haintrano teto Antsirabe, tao amin’ny Fokontany Ivory. Toerana fandrafetana misy masinin-kazo no nambaran’ny olona ho niavian’ny afo ka niitatra tamina trano roa hafa izany ka isan’ny lasibatra ny tranon’ny lehiben’ny Fokontany Ivory, Rakotonandrasana André.

Tsy nisy noraisina ny entana tamin’ireo trano telo ireo saingy avotra kosa ny ain’ireo olona.

Nambaran’ireo olona nanodidina fa mampiahiahy ny afo satria efa in-3 no nirehitra ity toeram-pandrafetana ity.

Publié dans Vaovao
samedi, 20 octobre 2018 06:19

Fanambarana nifanarahan'ireo Kandida

Fanambarana nifanarahan'ireo Kandida

Publié dans Tselatra