Filtrer les éléments par date : jeudi, 18 octobre 2018

Amin'ny maha "centre hospitalier de référence" azy dia mandray marary betsaka avy ato anatin'ny faritra ny CHRR Besopaka Sambava. Izay marary na mpitondra marary na koa ny mpandalo marain-tsy hariva amin'ny faritr'io tobim-pahasalamana io anefa dia mahatsikaritra fa manao fidiovana sy misasa ankalamanjana eo an-tokontanin'ny hopitaly ireo marary.

Nahatsapa ny fisian'io toe-javatra io ny fikambanan'ireo mpikatroka amin'ny sehatra lavanio (GPAS) ka nanao ny fanatsarana ny toera-pidiovana izay efa tsy azo nampiasaina nandritra ny taona maro mba ho famahana io olana voatondro io.

Tetsy andaniny koa ny fanjakana foibe dia nanatanteraka fanatsarana toeram-pidiovana iray hafa izay mifanankaiky amin'ilay nohatsarain'ny GPAS io.

Publié dans Vaovao

Depuis 2005, le troisième jeudi du mois d’octobre a été choisi pour célébrer la "journée internationale pour la résolution des conflits".

 

Publié dans Fil info

Mpivarotra iray no notafihan'ny dahalo tao Tsararano Marovoay omaly hariva tokony ho tamin'ny efatra ora sy sasany.

Lasa ny lelavola 11 tapitrisa Ariary sy ny vola lafo omaly tontolo andro.

Tsy lasa lavitra anefa ireo jiolahy fa voaantso ara-potoana ny Zandary ka raikitra ny fifanjevoana.

Voatifitra ny dimilahy tamin'ireo jiolahy ka maty avokoa, sarona teny amin'izy ireo ny basy 2 sy ny famaky.

 

Publié dans Tselatra

Avec leur victoire sur la Guinée Équatoriale, en phase éliminatoire de la CAN 2019, les Barea ont offert à Madagascar sa première participation à la Coupe d’Afrique des Nations.

L’équipe nationale de football, au grand complet, a été reçue par le Chef d’Etat par intérim, Rivo Rakotovao, entouré pour cette occasion du Premier Ministre Ntsay Christian ainsi que plusieurs membres du Gouvernement. Les Barea étaient arrivés au Palais d’Etat d’Ambohitsorohitra, en fin d’après-midi, ce 17 octobre, conduits par le Ministre de la jeunesse et des sports, Faratiana Tsihoara, et le Président de la Fédération Malagasy de Football.

Publié dans Sociale

Noraisin'ny filoha mpisolo toerana Rivo RAKOTOVAO teny amin'ny lapan'Ambohitsirohitra ny ekipam-pirenena Malagasy amin'ny baolina kitra BAREA an'ny Madagasikara noho ny fahazoana ny fandraisana anjara amin'ny CAN 2019, nirary soa an'ireo ekipa i Rivo RAKOTOVAO ary nanolotra vola mitentina 100 000 000 Ariary ho an'ny ekipam-pirenena.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Sport