Filtrer les éléments par date : mercredi, 17 octobre 2018

La fondation Friedrich-Ebert-Stiftung (FES) a organisé au Carlton un débat, invitant les candidats à la présidentielle pour présenter leurs projets.

Plusieurs débats vont se succéder durant la période de campagne électorale et les 36 candidats sont repartis par plusieurs groupes.

(Voir Suite Galerie Photo)

 

Publié dans Politique

Misedra olana amin’ny fametrahana ireny Pylône ireny hatrany ny orinasan-tserasera rehefa eto Antsirabe. Tsy latsaky ny 4 mantsy amin’izao fotoana ny toerana saika hanorenana ireny andrim-pifandraisana ireny no nosakanan’ny olona hatrany ny fametrahana izany.

Nisavorovoro indray mantsy ny tao amin’ny Fokontany Andafiatsimon’i Star androany alarobia maraina lasa satria nisy ny fikasan’ny orinasa nahazo ny tolo-barotra tamin’izany hametraka amin’ny tranon’olon-tsotra itony fitaovana fanapariahana azy itony.

Raha ny nambaran’ireo olona mantsy dia voalaza fa nisy Fokonolona miisa 72 nanaiky ny hametrahana ilay fitaovana kanefa tsy nampahafantarina akory ny manodidina izany.

Publié dans Vaovao
mercredi, 17 octobre 2018 19:27

Politique: Pety Rakotoniaina à Antanimora

Après une arrestation hier à Camp Robin, Pety Rakotoniaina a été déféré auprès du Parquet d'Antananarivo ce mercredi 17 octobre. Il est placé sous Mandat de dépôt (MD) à Antanimora, vers 17h, sous l'inculpation de trouble à l'ordre publique, atteinte à la sûreté de l'Etat.

 

Publié dans Fil info

Androany no nametraka ny taratasy firotsahan-kofidiany i Andriano Giscard, Ben'ny Tanànan'i Manakara.

Hotanterahina ny zoma 19 oktobra izao ny fifidianana, telo ny kandida.

(Jereo Sary Tohiny)

 

Publié dans Sport

Raikitra ny totohondry teo amin’ny mpamily roalahy ny tolakandron’ny talata 16 oktobra lasa teo, tamin’iny lalam-pirenena faha-7, raha iny efa hiditra an’Ambatolampy iny.

Efa hatramin’ny fiaingana tao Antsirabe no nifanejika izy roalahy ireto ary nifampisongona matetika mifandrombaka mpandeha satria samy tsy niara-nameno teny amin’ny tobim-piantsonana.

Somary nifampi-bahana nefa teny an-dalana ka saika nifampikasoka ny fiara. Tsy nahatanty ilay iray mpanao zotra tao Ambatolampy ka nijanona tampoka teo ampovoan-dalana ary nihantsy ady ilay mpamily iray, ary dia raikitra ny totohondry. Ny mpandeha no nanasaraka azy roalahy.

Publié dans Sociale
mercredi, 17 octobre 2018 18:38

Anosikely: Ouverture session parlementaire

Le 3è mardi du mois d'octobre, hier 16 octobre a été le jour de l'ouverture de la session parlementaire, session consacrée essentiellement pour l'adoption du budget 2019.

Le sénat a ouvert cette session hier, qui va durer 60jours, en présence des différents chef d'institution et présidé par son président par intérim Mananjara Randriambololona. 

(Voir Suite Galerie Photo)

 

Publié dans Politique
mercredi, 17 octobre 2018 18:33

Racket en haut lieu

De plus en plus d’opérateurs se plaignent des harcèlements que leur font subir certains responsables possédant quelques miettes d’autorité.

Que l’on veuille ou non, en cette période électorale le pays vit sous un régime de transition. Il y a ceux qui sont sur le départ, car n’ayant aucun espoir de rester au pouvoir, d’autres profitent de leur passage pour s’en mettre plein les poches.

La question qui obsède quand ils arrivent au pouvoir est : où trouver du fric facile. Des cibles toutes désignées existent, les …opérateurs économiques !

En 60 ans de retour de l’indépendance, la majorité des Malagasy ont été éduqués dans le sens de devenir des fonctionnaires, emploi jugé prestigieux car conférant au titulaire honneur et…argent.

Au temps de la Colonisation, le fonctionnaire est perçu comme étant le citoyen vazaha qui est invité à la table du Vazaha (le colon) et qui vit comme un Vazaha.

Publié dans Editorial
mercredi, 17 octobre 2018 10:25

Rainidina: Nafahan'ny Fitsarana vonjy maika

Raha nosamborina tamin'ny alahady 14 oktobra, andro fahatsiarovana ny nitsanganan'ny Repoblika Malagasy, teo amin'ny Le Pavé Antananarivo i Rainidina, izay anisan'ireo nivoy ny fananganana fanjakana Gasy, dia nanapa-kevitra ny Fampanoavana ny hanome azy fahafahana vonjy maika, ary atao ny 12 novambra ho avy izao ny fitsarana azy.

 

 

Publié dans Tselatra

Notontosaina tetsy anoloan'ny Lapan'ny Tanàna na Place 13 mai, omaly talata 16 oktobra, ny fanapotehina ireo basy nangonina tsy ara-dalàna nomen'ny olona an-tsitrapo.

Nasiana hetsika manokana moa izany fotoana izany, ary natrehan'ireo andrimpanjakana isan-tokony, toy ny Praiminisitra lehiben'ny Governemanta, ny Filohan'ny Fitsarana avo momba ny Lalampanorenana.

Publié dans Sociale

Selon nos sources, l'arrestation de Pety Rakotoniaina provienne du Premier Ministre Christian Ntsay chef du gouvernement.

Pety a été appréhendé hier mardi 16 octobre, dans un taxi-brousse en provenance d'Antananarivo à destination de Fianarantsoa, au niveau du Camp Robin.

La Gendarmerie Nationale du Toby Ratsimandrava, a été missionnée immédiatement pour le récupérer. Pety se trouve actuellement au Toby Ratsimandrava.

Il est accusé de formation d'un Etat dans un Etat.

 

Publié dans Politique
Page 1 sur 2