Filtrer les éléments par date : lundi, 15 octobre 2018
lundi, 15 octobre 2018 13:58

Fivondronamben'ny Eveka

Miantso ny tanora handray anjara amin'ny fifidianana sy hiaro ny safidy.

 

Publié dans Tselatra

Hotanterahina manoloana ny Lapan'ny Tanàna Analakely Antananarivo ny famotehana ireo basy ireo rahampitso talata 16 oktobra.

Basy voaangona nandritra ny iray volan'ny famotsoran-keloka ireo, basy tsy misy taratasy ara-dalana, basy tra-tehaka teny amin'ny olon-dratsy ka naterin'ny olona an-tsitrapo.

 

Publié dans Tselatra

Maro ny aretina voasoroka amin'ny fihetsika tsotra, dia ny fanasan-tanana amin'ny savony toy ny aretin-kibo sy lefakozatra.

Any amin'ny Kaominina Ankadinondry Sakay, Distrikan'i Tsiroanomandidy no hanaovana ny fanamarihana ofisialy amin'ny zoma 19 oktobra ho avy izao.

Publié dans Tselatra

Ity ny fampitam-baovao hita ao amin'ny pejy Facebook fédération malagasy de football FMF nivoaka omaly hariva :

"Araky ny vaovao ofisialy azo avy any Guinee Equatoriale amin'izao fotoana izao dia tsy afaka nanainga ny fiaramanidina manokana tokony hitondra ny Ekipa roa tonta noho ny olana eo amin'ny taratasy fahazoan-dalana hisidina ny habakababaky Tanzania.

Na dia azo lazaina fa tompon'andraikitra feno amin'izany aza ry zareo Guineana, dia efa miara-misalahy mitady vahaolana miaraka aminy kosa ny FMF avy aty Madagasikara amin'izao fotoana izao, mba ahafahan'ny fiaramanidina ho tonga haingana.

Na misy aza izany sakantsakana rehetra izany dia azo antoka, araky ny vaovao azo avy any an-toerana fa ambony tanteraka ny moralin'ny Malagasy mandra-piandry ny ahafahan'ny fiaramanidina miainga.

Ho ampitaina amintsika miandalana ny vaovao".

Publié dans Tselatra
lundi, 15 octobre 2018 07:31

Géopolitique et élections

La majorité des candidats se réfèrent à la communauté internationale directement ou indirectement. Ce n’est un secret pour personne que Marc Ravalomanana (25) roule pour les Institutions de Bretton Woods (Banque Mondiale et Fonds Monétaire International [FMI]). A travers son Initiative Emergence Madagascar (IEM), Andry Nirina Rajoelina est soutenu par des groupes d’affaires francophones, pour ne pas dire directement français aux origines plus ou moins opaques! Hery Rajaonarimampianina espère aux aides « chinoises » provenant de ceux à qui il a promis monts et merveilles.

D’autres candidats croient aux émoluments russes, en offrant à ces derniers des garanties plus ou moins obscures, comme l’exploitation des richesses des îles malagasy connus sous le nom "îles éparses", et autres facilités portuaires à la flotte militaire de Vladimir Poutine.
Mais aux dernières nouvelles, on n’apprend pas à ce dernier à faire la grimace, et les candidats, se réclamant de son soutien, sont laissés sur la paille.

Publié dans Editorial